drii!!milatsaka foana ny ranomasoko mihano ty hira ty mandriampiadanana enao ry dada malalako enga nie mba isany olomboavonjy enao ka ahita ny famindra po ny ilay nahary antsika amen
Misaotra eram-po eran-tsaina ny mpizara ..! mahatsiaro sambatra ny foko ,feno hafaliana ny fianako rehetra eto ampihanoana ity hira ity. mankasitraka tompoko o. S.
A Dieu Zoky Holy an! tsy ho hadino ianao ohatra t@ ianao mbola teo, hivavaka ho an' ny Fanahinao izahay rehetra mba ho eo ankilan'lay Ray be fitiavana s'y be famindra po. izahay rehetra
Isan'andro mihitsy no hanavaozako ny fanompoana ny Tompo satria tena resy lahatra hatramin'ny ela aho ny amin'ny fanomezan-dehibe atolony maimaimpoana.Dia misaotra indrindra ny mpanoratra ary mirary fahombiazana hatrany
Tompo malala o...mpanjakako ianao ,tamy aho fa resy lahatra.....Eny ry Tompo tsy haiko hadinoin'intsony re ny fitiavana nasehonao....mamela ny heloko Ray o...
tompo malala ô, mpanjakako ianao,tamy aho fa resy lahatra noho ny famonjena vitanao,isaky mihaino any ity hira inty zaho dia mahatsiaro an,i mamako, ny anadahiko sy ny rahavaviko izay any antany lavitra any
Mila ahitsy kely ny description nataon'i Magnelatra: tsy FJKM fotsiny ny FIHIRANA FANAMPINY fa FFPM (Fiombonan'ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara). Ary ny fihirana manontolo no hiraisan'ny protestanta rehetra (FJKM sy FLM) fa tsy ny fanampiny ihany. Dia misaotra nizara an'ilay hira e.
drii!!milatsaka foana ny ranomasoko mihano ty hira ty mandriampiadanana enao ry dada malalako enga nie mba isany olomboavonjy enao ka ahita ny famindra po ny ilay nahary antsika amen
Yant Kuwait latsak ranomaso maheny hira ty
Tsinotsinona Tompo ô ni fiainanay ra tsy ao @nao!! Mandrakizay ni fitiavana Ray ô! Amen
Fitiavana tokoa Andriamanitra. Mahefa ny zavatra rehetra ! Misaotra antsika rehetra ! Mahereza daholo !
raiso tompo oh ny fiainako ho voninahitrao amen
Masotra Tompo ooo , raha tsy anao efa tsy tozao haho , niherina mbola nahatozao ao; Amen
ka anio no anavaozako ny fanompoko anao satria lehibe ny fitahianao sy ny fitiavanao Amen
Anjakao ny fiainako ho voninahitrao!amen
Misaotra Tompo a ...Ekeo sy anjakao ny fiainako ho voninaitrao.amen
Amen
Raiso tompo ekeo re sy anjakao ny fiainako ho voninahitrao💖
Amen
Raiso Tompo o ny fiainako hanjakao mba ho voninahitrao, Amen.
Ka raiso Tompo!! ekeo re sy hanjakao, ny fiainako ho voninahitrao amen❤
Tompo malala o!anio n hanavaozako n fanompoko anao,...,....raiso tompo ity mpanota ho anao.....Amen(Ginas
Misaotra Anao zahay Tompo amin fitiavana asehonao isanandro, eny fa na dia mpanota aza izahay
TOMPO MALALA Ô, Misaotra nohon ' ny fitiavanao ahy ,
Jesosy malalako o! Atolotro anao ny foko s'y n'y fanahiko Ary n'y fiainako retra, Ary ireo vadiamanjanako, tahio izahay Tompo o! Amen!
Mba ho voninahitrao anie ny fiainako. Amen
Misaotra eram-po eran-tsaina ny mpizara ..!
mahatsiaro sambatra ny foko ,feno hafaliana ny fianako rehetra eto ampihanoana ity hira ity.
mankasitraka tompoko o.
S.
Resy lahatra aho Tompo ô! amin'ny fahagagana vitanao
Anjakao tanteraka tokoa re ny fianako 'Ry Tompo malala ô !
Resy lahatra tanteraka aho Tompo noho ny fitiavana nasehonao sy natolotrao anay, misaotra Tompo malala ooo...🙏🏼🙏🏼🙏🏼
A Dieu Zoky Holy an! tsy ho hadino ianao ohatra t@ ianao mbola teo, hivavaka ho an' ny Fanahinao izahay rehetra mba ho eo ankilan'lay Ray be fitiavana s'y be famindra po. izahay rehetra
Misaotra anao Tompo oooooo.....
Tompoo mamela ny heloko mamindra fo @nay 🙏🙏🙏❤❤❤❤❤❤❤
Mino ahy fa. Jesosy ts amela ahy @ maizina.. ary mino ahy fa izy lay mpamonjy amen
Resy lahatra aho tompo ny amin'ny fitiavana sy ny soa nataonao .misaotra tompo oh !
Isan'andro mihitsy no hanavaozako ny fanompoana ny Tompo satria tena resy lahatra hatramin'ny ela aho ny amin'ny fanomezan-dehibe atolony maimaimpoana.Dia misaotra indrindra ny mpanoratra ary mirary fahombiazana hatrany
Tompo malala o...mpanjakako ianao ,tamy aho fa resy lahatra.....Eny ry Tompo tsy haiko hadinoin'intsony re ny fitiavana nasehonao....mamela ny heloko Ray o...
Gloire à dieu ,mangetaheta an jesosy za ampiho omeho Hery aho
Aoka Ianao irery ihany Tompo no Handray ny Fanahiko Amen!
Tiko be ilay tononkira sy ny feony. Misaotra anareo izay nihira.
amen misaotra Tompo Malala ô
tsara ny tompo deraina antrany ny famindrampony amen
misaotra indrindra ho anareo izay nanome ity hira ity fa tena fanavaozana ny finoana tokoa ary tena manamafy ny aingam-panahy
Ka raiso aho tompo ekeho hovoninahitra ny anaranao amen
JESUS j' ai confiance à toi
Misaotra Tompo nohon'ny Famindramponao ny Fitiavanao ahy na dia mpanota aza aho.
Lehibe ny Fitiavany!!!misaotra Tompo o!!
jeso oo milanao fihainako satria inao fialofako sy fiarovako misaotra anao andr/tra amen
Mifona aho Ray oo🙏🙏Raiso aho Tompo malala oo 😢
Louons le Seigneur quand on peut encore!!
TanyaBeiiby 💖💖ity aho efa babonaony fo vonona anaradia anw
Misotra tompo ooo
Ka tsy voavaliko ny fitiavana natolotrao.
Ahatsiarovana ny MAMI..... hira fandraisana....
"... noho ny famonjena vitanao ... ny fitiavana nasehonao... " (Y)
milatsaka tsara mihitsy ny aimpanahy !!! misaotra ny pandefa
Hoany andriamanitra irery ihany anie ny voninahitra
Mangaranga ny ranomasoko rehefa mihaino ilay hira 😍😍😍😍😍
2021 avec un
Tompo o ! Matoky n'y fitantanananao zah
Gloire à toi seigneur jésus, amen
Tsara ny mihira fiderana ny Tompo. Anisan'ny hira ao @ FF tena tsy afaka ambavako!!!
Tiako loatra hira ity,amen
Misaotra. Tompo ooo fa be NY vitanao aminay
Merci mon DIEU!Amen
Jesus, you are my God, you know all that concerns me
Tompo malalalô hiaraka aminao aho
J’adore
ra tsy mis anao Andriamanitra o de zavapoana ni fiainanay mino aho fa tsy anary anay enao na panota tsy mendrika ni iantso ni anaranao aza
Misaotra anao aho tompô oooooo❤🙏🙏🙏
Eny tena mitondra ny fo sy fanahy eo amin'Andriamanitra tokoa.
Misaotra lalandava tompo satria de lehibe ny fitiavanao anay
Tompo malala ô
ts adino intsony n fitiavanao Natolotraao
Tompo Malala ô mua avoty re ny fireneko fa mahantra e!
Eny sambatra tokoa ny mandre izao hira izao Misaotra
TOMPO anio no hanavaozako ny fanompoako Anao
na dia mafy aza ny fijorany fianantsika dia ny tompo mahalala ny fijorany fianantsika koa mivavaha mandrakariva
jesosy tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay
Amen
Gloire a Dieu!! amen!!
Ndriamanitra bé fitiavana mamela. Niheloka fa taranaka mpanao meloka izahay trivoavaliko ni fait itiavanao
Ka raiso Tompo, ekeo re sy hanjakao ny fiainako ho Voninahitrao.
Hira tian'i Dada....
Amen 🙏🏽 ❤️
MISAOTRA MANDEFA FA NADIA TSIMAHITA FIANGONANA AZA ATY DE MIVAVAKA FONA SADY TSY MANADINO NY FINOANA KA ANDEFASO FOANA IZAHAY FA LAVITRA
Amin
Alleloiaaaa
tompo malala ô, mpanjakako ianao,tamy aho fa resy lahatra noho ny famonjena vitanao,isaky mihaino any ity hira inty zaho dia mahatsiaro an,i mamako, ny anadahiko sy ny rahavaviko izay any antany lavitra any
Tiako loatra io hira io satria manome aimpanahy mafy ho ahy!!!!!!
Arovy aho Tompo.
Faniriko TOMPO O de ajakanao
misaotra anw tompo oooooh
touchant (y) :'(
Hery Mirindra tu sais faire la traduction
Ampio aho tompo!!!
🙏🙏
misaotra Tompo !
Amen
Jesoa malalako ekeo sy anjakao ny fianako mba ho anao
misotra NY tompo. fa. befamidrapo izy
Clara Rj
Amen
Mila ahitsy kely ny description nataon'i Magnelatra: tsy FJKM fotsiny ny FIHIRANA FANAMPINY fa FFPM (Fiombonan'ny Fiangonana Protestanta eto Madagasikara). Ary ny fihirana manontolo no hiraisan'ny protestanta rehetra (FJKM sy FLM) fa tsy ny fanampiny ihany. Dia misaotra nizara an'ilay hira e.
Matsiaro.sambadra.Ely.za.marehi.hira.zehie
Velona JESOSY!
Ekeo re sy anjakao ny fiainanako Tompo o
Mpanjakako Ianao !
Tompo malala ô. Mamindrafo. @ nay. Ianao.
amen
tsara an!
NY tompo no nanome izao aza adino re
😭😭😭❤❤❤❤❤
mahay zavatra Andriamanitra
misy mix fihirana fnampiny fotsiny ve?
ny hazo fijaliana izay niaretanao tao kalvary no nanehoanao ny fitiavanao ahy
hirako matetika
♥️🥺
tsy mendrika ny ho voninahitrao aho Tompo oh nefa aza mba manadino ahy