Rehefa tojo olana ianao ry namako ka toa mihevin-tena ho irery tanteraka na tampidalan-kaleha, antsoy am-Pitiavana moramora ao am-ponao JESOSY KRISTY TOMPO fa hamaly anao IZY...Ny Voninahitra dia ho An'ANDRIAMANITRA irery hatrany ka ho mandrakizay,AMENA!!!
Latsaka anatin'ny aizina Anie aho , Ka tsy ho hitako intsony Ny eo anilanao No faniriana soa Koa aiza re no misy Toerana mangina Hahitako Anao e! e! e! Jesosy o ! Ity tany ity anie Ka fandalovana ihany Na izaho na ianao Dia samy mbola hody O ry ory sy reraka am-po e! Mba manantona an'i Jesosy ! Ny eo anilany ihany No faniriana soa ! ! !
eo anilanao Jesosy no tiko a,koa aiza re no misy toerana mangina ahitako Anao Jesosy ô,Jtm be Tompo enao😘😘 mankasitraka eram-po sy eran-tsaina @Hira fa mampahery indrindra.
"miditra aminy fanatrehan Andriamanitra,midera azy,ifaliana fona NY sedra tsy maintsy lalovana,atao ampo sy antsaina NY tenin Andriamanitra velona 😇fa hahita azy ianao ary NY toerana mangina no Tena misy fitsaharana🙏.

Tiako lotra Ianao Jesosy ooo❤❤
Ny haja sy voninahitra dia hoan'An-tra irery ihany ,Ameeenn🙏❤️
Latsaka anatin'ny aizina Anie aho , Ka tsy ho hitako intsony Ny eo anilanao No faniriana soa Koa aiza re no misy Toerana mangina Hahitako Anao e! e! e! Jesosy o ! Ity tany ity anie Ka fandalovana ihany Na izaho na ianao Dia samy mbola hody O ry ory sy reraka am-po e! Mba manantona an'i Jesosy ! Ny eo anilany ihany No faniriana soa ! ! !
eo anilanao Jesosy no tiko a,koa aiza re no misy toerana mangina ahitako Anao Jesosy ô,Jtm be Tompo enao😘😘 mankasitraka eram-po sy eran-tsaina @Hira fa mampahery indrindra.
"miditra aminy fanatrehan Andriamanitra,midera azy,ifaliana fona NY sedra tsy maintsy lalovana,atao ampo sy antsaina NY tenin Andriamanitra velona 😇fa hahita azy ianao ary NY toerana mangina no Tena misy fitsaharana🙏.
Misaotra Jesosy ô! mbola afaka mihaino zany hira zany
Misaotra anao aho Tompo fa nomenao tombonandro pahavelomana ary mbola afaka mitady Anao 🙏🙏
GLOIRE A DIEU....Misaotra anareo
Vao azoko nofy io maraina io ito hira ito de nijereko 😊, hoe nihiraiko niaraka @ olona be dia be , tena tiako 😍😍😍 tsara be.
hoatrany mahatonga saina ihany lay hira a! MAnkasitrak e
Mahasambatra ery miheno azy👉❤❤❤❤❤🙏🙏🙏🙏🙏
Ampio ry tompo fiainako 👏👏👏
HO AN'ANDRIAMANITRA IRERY NY VONINAHITRA. AMEN!
Tompo o sitrano mamako zay tena marary🙏
De samby mbola hody 🤗🤗😍😍
Faniriko oany aminy jesosy ame
Tiko be le hira merci beaucoup 😘
Manpahery eh deraina Jesosy
Aive zareo no mihira zany e! tsara be misaotra e
Tsara ny tompo Amen🙏
E... Aiza tokoa moa Jesosy
no ahitako toerana mangina
ahitako anao.
Fadiranovana ny fanahiko
Tompo ô mamindra fo amiko. 😥♥️
Afa ian zany ao am Tompo zany :) :)
Sambatra izay olona maharitra fakam.panahy.fa rehefa voazaha toetra izy.dia handray NY satroboninahitra fianana
Tsara loatra e misaotra tompoko Fara razay
Mankasitraka tompoko
Mankasitraka !
🙏💟👋💟🙏
Aiza no aitako anao jeso
baboNAO aho JESOSY ô!
Tena fandalovana ihany tokoa anie ty tany ty koa aoka samy hibebaka isika.
Koa aiza no misi toerana mangina no hahitako anao jesosy Ori aho sy rerak'ampo
Ray O! mamindra fo aminay
Pastera Amélie ve io e?
❤😢
Tiko be lay Hira misaotra betska
Merci beaucoup.
😘😘❤💯
MILAY 15 000 VUES
Midera mandrak'ariva
😍😍😍
mamindra fo jesosy oo
Amen
AMEN
Tiko be
tena tiko ty hira ty
aiza no misy toerana mangina ahitako anao JESOA?
😭😭😭😭😭
tiko be
Tena marina izany mandalo vetivety
Amen