⚖️ HCC 27 Juin 2024 - Voka-pifidianana Ofisialin'ny Fifidianana Solombavambahoaka

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 8 вер 2024
  • Anio 27 jona 2024 no tapitra ny fe-potoana nikirakiran'ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana ny voka-pifidianana vonjimaika natolotry ny CENI, sady nandinihana ireo fitarainana voaray. Miisa 9 ireo mpitsara nitarika ny lanonam-pitsarana anambarana ny vokatra ofisialy.
    Miisa 163 ireo depiote mahazo toerana eny amin'ny Antenimierampirenena Tsimbazaza, raha 151 izany teo aloha. Ireo distrika manana mponina mihoatra ny iray alina sy telo hetsy dia manana solombavambahoaka miisa 2. Tsiahivina moa fa 120 no isan'ny distrika eto Madagasikara. Notsindriana teny am-boalohany fa nolavina avokoa ireo fangatahana fanalana an-daharana kandida

КОМЕНТАРІ • 14