Mahay mandihy ny GASY io no alainy vahiny tahaka avy avadiny hoe Zomba sns...Zao nge ry Zalà HARENA ZAO, na eo aza ny ady @vidim-painana sy ny olany tsirairay dia io hita maso fa faly sy ravo ny MALAGASY Tsisy menatra fa mandihy aloha è. REVY IO FA TSY DITRA, moramora no stress👍🏻likebe oa nareo
RASTA MISAOMIN GLÔPÔpÔPY - Izany le fantsy en - Io ry manga a- Aza tataitra n'inona fa sivasivaniko mihintsy . Ataovy miletitenda. Kay ity manivana mihintsy ry KLA annn
XORY mikorontana ity ry Bolo Pix sy ry Bon homme sy ry Naivo lala an...Tandremo n'inona fa... misy levona .., Kôpikôpy ianao n'inona. Sady Rasta misôma fa tsy hoe rasta meçon. Jerijereo izay tiana dia mametra fanontaniana ry White. Io ry manga. Aza taitaitra fa ny Rasta no mampirevy anareo .Ataovy mileti tenda . Tsisy farany. Ka aizano tsy haratra? . Manivana aok izany @ faramparany .Sivasivaniko mihintsy oua Ry manga, Eo ry White aAtaovy .ry Clara, ry Marie, Ry Monika, Manga la..Sivasivano ry Manga. Zany ny fantsy FANTSY ry Manga. Asivo ny saka letaka. Dia Makamaka milay fa faramparany. Manga lahy mihintsy kay no manivana an’ity ry Clara ann.
Tiako rangà ty mangalahy ty a reveko le fandihy e!! tena oe fanatique trop za !! merci bolopix a
Kifeko be raika ty. Mamonjy bal anbanivolo am njany anbileo fo kkkkkkkkkkk. Merci bolo pux
Ebaaaaa🥳🥳🥳 tiako ny hira manao antoa❤🧡🧡🧡💃💃💃💃💃
Merci ranga maitre @leh mamprevy mlay @leh norminale tsara ninnaa
Mlay rangah mafinaritra eee ✌
One rasta you are the best 👍👍👍👏👏👏👏
merci ry maity ahhhhhh zay maka laaa ahhh😍😘
Le fandihan" le bandy @ ty hira ty mints n otrany mahatsikaiky anah @ ty ira ty 👍👍👍👍👍
Norminale be ranga ra maitre annn
Manala be manga
Mapilela.tenda mhtsy
Ataovy maita mahitsy wa eeee
Mahay mandihy ny GASY io no alainy vahiny tahaka avy avadiny hoe Zomba sns...Zao nge ry Zalà HARENA ZAO, na eo aza ny ady @vidim-painana sy ny olany tsirairay dia io hita maso fa faly sy ravo ny MALAGASY Tsisy menatra fa mandihy aloha è. REVY IO FA TSY DITRA, moramora no stress👍🏻likebe oa nareo
Merçi mtsy @ le Maplenti-tenda Anay ry nhom nin aaaaa 😂❤
Alefa le bolo pixe
RASTA MISAOMIN GLÔPÔpÔPY - Izany le fantsy en - Io ry manga a- Aza tataitra n'inona fa sivasivaniko mihintsy . Ataovy miletitenda. Kay ity manivana mihintsy ry KLA annn
mlay rangah BOLO PIX A!! tiko ny gasy e adala ze tsy tia nen'azy
Miandry Ile Maurice a.
zany le izy ry namana aaaaaaa
mis levina any anaty ball tandrem eeee
ao tsara nome ahhh
Tsara e. Merci antsika m
Merci
hihihi, awn ko zn ouverture le hira zn.
Eo ry manga tsisy miala na 2022 aza ah
😍😍😍👍👍
Naivo Lala!!
Ty Bôlô PIX ity kay no tena no tena Glôpôpôpy
🔥🔥🔥 big up
Cool b ry manga ah,,,,,
Malaza toamasina.
Mahafinaritra be !
Manivana b reto zaza abany tanana reto
marna lotr lol
TEN ENJANA E..
Aiz ry bonhome a ty le tsy de misy tatasika fa le fantsy mahits no robotra a😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂😂
Ity kosa milay e,malaza aty vatomandry io a
TSINJAKA MLAY ZANY ZOKIBE A 🎶🇲🇬⚡🤍❤️💚👍 MSÔTRA BTSK E 🍻
dihy kidaladala fy 😃😃😃
ataovy maratra mihintsy rnhom a
XORY
mikorontana ity ry Bolo Pix sy ry Bon homme sy ry Naivo lala an...Tandremo
n'inona fa... misy levona .., Kôpikôpy ianao n'inona. Sady Rasta misôma fa tsy
hoe rasta meçon. Jerijereo izay tiana dia mametra fanontaniana ry White. Io ry
manga. Aza taitaitra fa ny Rasta no mampirevy anareo .Ataovy mileti tenda .
Tsisy farany. Ka aizano tsy haratra? . Manivana aok izany @ faramparany
.Sivasivaniko mihintsy oua Ry manga, Eo ry White aAtaovy .ry Clara, ry Marie, Ry Monika, Manga la..Sivasivano
ry Manga.
Zany ny fantsy FANTSY ry Manga.
Asivo ny saka letaka. Dia Makamaka
milay fa faramparany.
Manga lahy mihintsy kay no
manivana an’ity ry Clara ann.
suuuur. Jereo izay tiana dia mametraha fanontaniana
Reveko be mints le manivana be
OKAY MAITRA BE BE ...
ataovy maratsa oa ry nhom a hi hi
Mahay mandihy aa
sivasivano ry manga ah
eo ry manga ah
eo ry white ah
eo ry Bolopixx ah
Marizan r cla ry rivolala ninn
Ataovy maratra mitsy fa saka letaka 😹😹 😅
Ny hy le fandihy any manga no tena tiko
Mlay eee
Zahay maka anareo foan ry nhoma a
dadafara mintsy kay manivana anty ry cla annnn
Mlay e
Mil
kkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkkk
Mlay le vazo ry mainty a
ana kosoa leroa kkkkkkkkkkkk
Kkkk, ao tsara
Fo roa mkrotana ve le fanombohany azafady? sa oe atao mletitenda e
mlay ranga Bolo pixx a
Alefa ry Bolo pixx 😂
Kkkkkkkk sivasivano ry manga kkkkkkkk 🤣🤣😅😅😂😂😂
Mbola tsy lany disc ihany ve nome ty e🙄
lola
Et quand est-ce qu'il chante en fait 😂😂😂😜
za gaga lele
Eo ry cla kk
Tsy tiako raiky t'y mitovy anja la méchante foana grrrrrr