Fa tsy misy mahita ve 'ty vidim-piainana miha_miakatra sy 'ty vidin'ny Ariary miha_midina 'ty eh! Mitokona daholo ny ankolafy rehetra satria tsy mba nisy tombontsoa ho an'ny besinimaro 'zany mintsy tao anatin'zay taon amaro 'zay! Sady 'zay mpihira fatritrany tony ve no alaina, tsy aleo Ramora ianiiiiiiiiii???
Manohana anao tona say fa misy ny miniha mitapimaso tsy mahita ny asa vita sns ... zao mo n kpk bary efa 1000🤣🤣🤣 tsy nisy atrizay 60 izay fa nisy tamnity fitondrana manaraka ity daholo Ho tahin’Andriamanitra Prezy a manohana anao izahay
le jamba sy marenina kosa no tsy mahita an'ireo zavatra asahony ireo , fa nga nisy nanao otran'ireny le taloha fa nanangona harena fotsiny fa Rajao irery no otrany tsy mba nanana avion na villa na société , dia izao vao avoka daholo ny volany malagasy hividiananay an'ireo vendrana tsy misaina
Tsy omena tsiny lisany ry Mija sns fa mitady vola kanefa aza de minia mikipy letsy fa hitanareo tsara ny fahorian'ny vahoaka madinika. iza amin'ireo madinika no mila zany GARE ROUTIERE sy AEROPORT hirain'lisany zany. KAPOAKAN'NY VARY 700ar KAPOAKA ZAO VE MBOLA HAPINA FAHORIANA HAFA NDRAY E! mbola misy tanora le Gasy fa tsy hiaraka @ Dadabe zany velively ny JEUNE sauf nareo mivazovazo reo
Nihinana n amaniny fa nanombk t@ ti hira ti de lasa ts d misy ti tsn lisany. Ny bas quarte kay tambazana vary 1 kapoaka jiaby de manaraka sady manimba n hiavin taranaka. Efa fombana bas quarte mits io. Zay mits no namerenako ze billet efa lafoko t@ le hoe lisany ho avy aty a Maurice .
Ts'de maka an'se kosa za t@'iny ah!4 aty aorin hilatsk lery vao mahalala antsika ba Quart ve, ny ranomas az ef latsk....Tsy mahita miratra intsony ny Candidat an'se!
Izany ny zava bitan'ny filoha Hery Rajaonarimampianina, tena mahagaga fa hay tena #GOAVANA ilay #FISANDRATANA_2030 , irariana mba hitohy hatrany ny dianao andriamatoa filoha ka ho sambatra ilay Madagasikara.
Alex Ralecky - Na inona filazanao azy dia hita aloha hatreto fa mbola io #FISANDRATANA #2030 io no hamonjy ity gasikara ary tsy ho ahy sy ho anao ihany izany fa hoan'ny vahoaka malagasy iray manontolo.
Alex Ralecky - ie tena marina tsy laviko izany teninao izany satria izy irery ny filoha nahatsapa fa mila omena rano madio ny malagasy ary mila misotro rano madio ny malagasy satria mbola izy irery ihany koa no mahatsapa fa ao antin'ny rano madio no ahazoana vatana salama ary vatana salama no mitondra hery hoentina hampandroso ny firenena.mazava aminao ve. road to #FISANDRATANA_2030
Zay ranga Mangamanga fona ralla aa! Mangamanga iany ny sary ry Bonhomme sy Bolo Pix ry ry Naivolala aaa!
Aiza ry manga eh..kara efa namdry..
Aleo misy combrage io bom, bolo pix sy ry naivo lala
Belahy
Ilay hira kousa reveko be sady mandamina be mihaino azy fa tsy tokony rajao no nirana azay fa tokony chiffre 13 aiza daholo bon homme reveko ragaha!!!
voromahery ee,, manga2 ny sary,, zah maka anareo eee
le hira no tiko
za maka mijah foana ka vola no tadiavina karama ny azy eee!!!milay mijah a
iza dôly no matsiaro an Rajao refa tsy tafiakatra CAN Barea kkkkk, si seulement.
f tsy tokon orange v ny sary e,ry bolo pix sy mijah kkkkkkkkkk
Miala Rajao
volomboasary oa ny sary e......Milay e
mankasitraka eh
Fa tsy misy mahita ve 'ty vidim-piainana miha_miakatra sy 'ty vidin'ny Ariary miha_midina 'ty eh! Mitokona daholo ny ankolafy rehetra satria tsy mba nisy tombontsoa ho an'ny besinimaro 'zany mintsy tao anatin'zay taon amaro 'zay!
Sady 'zay mpihira fatritrany tony ve no alaina, tsy aleo Ramora ianiiiiiiiiii???
Milay le hira ka
ratsy be le hira e;forcena be le inspiration
😂😁
Raha za i Hery dia menatra
Efa maongana vé dia zao any atao !!!!!!! 😅😅😅
Manohana anao tona say fa misy ny miniha mitapimaso tsy mahita ny asa vita sns ... zao mo n kpk bary efa 1000🤣🤣🤣 tsy nisy atrizay 60 izay fa nisy tamnity fitondrana manaraka ity daholo
Ho tahin’Andriamanitra Prezy a manohana anao izahay
Mankasitraka e!mangamanga ny loko HERY iany ny antsika a!
Fople ny anelisany e! bandy vedrana io ve mbola fidina ihany! tsy mahay afatsy makatahaka. lempihira ko tsssssssssss tsy mahay.
Mangamanga ny sary eeeeee.....12 fonaaaaaaaa
kaiz kaiz ry manga a, efa lasa lasary e
mangamangany sary eh sur eh
le jamba sy marenina kosa no tsy mahita an'ireo zavatra asahony ireo , fa nga nisy nanao otran'ireny le taloha fa nanangona harena fotsiny fa Rajao irery no otrany tsy mba nanana avion na villa na société , dia izao vao avoka daholo ny volany malagasy hividiananay an'ireo vendrana tsy misaina
tsy reveko le ekipa tohanan'lesany fa reveko be le refrain aa! mangamanga ny sary ee
Miary Nampoina RNAIVO 😁😁😁😁kkkkkkkkkkk mitovy zan tsika kkkkk😁
😁😁😁😁😁
13 iahny netsik f vola alaivo f volatsik ihany no aodin'io eh
Za maka anla fôna e, alaio ny vola f kandra io.
Aleezy manga 👍 rajao ahhh!
Hahaha fa empaka ziô ty. Elanao zahai
Miala rajao 😎😎
D ho lasa lalimanga n'y iafarany.manimba passeport amty Hery Ty ry mijah!
Ty le watsa na président :D :D :D
8% sisa eh hihihhi
Izany hoe faly ery mipetraka amin’ ilay trano kakazo kely fa tsy hivoatra mihintsy..., fidio eo ny an’elah izany mandrakizay! Izy vao maika multimilliardaire !!!
Sakay Mena marina zany ...
Sakay Mena de ts itan zareo zan😂😂😂
TSY MAKA RAJAO MANGA ZA FA MBA ATAOVY MISY LANJANY LE COMMENTAIRE FA HITA BE LE TOE-TSAINA
andriamanalina ralambo inona no tiandrangahy ho lazaina ? Ry be lanjany sy ambony toe-tsaina ?
Ny fahatran'ny gasy ao anatin'ilay clip ary tena mampalahelo, ko mbola mangamanga ihany ny sary, tsss
#AVERENO RAJAO
Tsara lesy le hiranareo, manaitra.Dommage tsy HVM zah, Ravalomanana za fa na zany aza MANGAMANGA NY SARY E
Tsy mamely io e
Alaivo ny vola rnome nin fa orange ny sary a :) surrr
Milay be e mangamanga ny sary miaraka président Hery a 12
Manga aty daoly
Top
magamanga ny sary
Zahay koa namana mampiasa ilay manga fa samy manana ny mangany a!!
Norminal
MANGorera be koretaka no adino.
Kkkkkkkkkkkkka 😂
Aiza daholo ry mainty ahoana le? Sa bôMANGA ve?
kkkkkkkkkk
mangalatra depary izy zany an
zan an! manga marn n anay n lanitra f le tohanana tsy mtovy sad ts poince aminay mints an..
ts reveko ra io no tohananareo e!
MAnga ihany oa NORME
Ao anaty fako sy fotaka dia mitsinjatsinjaka. Mazana be ilay mangamanga !
Fa nanin le! ts napoiziko elisany no ho voasarika tany a!
ts mety io r mang magamaga ny sary eeeee
ko raha tsy tezitra ko mangamanga ahoana ry mainty 😂😂😂😂😂😂😂
kkkkkk mapme lisan
mba misaina f tssss😂😂
tonga de ts lany lesy io an reraka eo fotsiny lisany eh
zay tsy anohana eh
Ty kos ts poinse ry Mijah ah
Tsss leu ra ts tezitr ko manga2 noanlah
eo dwl mangaaa
KDJ ELA HVM
milay rangah ty vazo ty ah , hahaha
Alaivo fotsiny aloh ny S am propagande ry nôm a fa itad ary atao ko, fa io manga io efa tsy afak e
manga2 sary ee
tsara
lol iza ku no hifidy anio eo 😂😜😝
alefa hery
vola io sa oe aaa?
Norminal eh
74 031 vues le 10 octobre 2018
Hhahaha,iza le naivo lala ry bolo pix ah,
De gaga enaw kkkk
mitovy am'tompny ihany le hira sy le clip
Kkkkkkkkka 😂 manapa - tsinay lay commentaire nao an ..hihihi 😂
hahaha, ina lty ty fikanlesany ry zalah ah
Tsy omena tsiny lisany ry Mija sns fa mitady vola kanefa aza de minia mikipy letsy fa hitanareo tsara ny fahorian'ny vahoaka madinika. iza amin'ireo madinika no mila zany GARE ROUTIERE sy AEROPORT hirain'lisany zany. KAPOAKAN'NY VARY 700ar KAPOAKA ZAO VE MBOLA HAPINA FAHORIANA HAFA NDRAY E! mbola misy tanora le Gasy fa tsy hiaraka @ Dadabe zany velively ny JEUNE sauf nareo mivazovazo reo
Ary ny kapoaka mbary amzaoo? 2023 zao?
haha kdj ela
na ianareo mtsam mihira azy aza tsy resy lahatra
😂😂😁kkkkkk
Orange rangah no mlay fa zan manga zan ts poen's an.
Be fialonana
Fifalina Nathanaël kkkk ita wa aki
Sioura mints oah..tsika ts mila.manga2 zany efa lasa vosary an!!
Manga ny sarinay eeee (y)
Bemann Resampa🤪 🧟♂️🤮🎃
Nihinana n amaniny fa nanombk t@ ti hira ti de lasa ts d misy ti tsn lisany. Ny bas quarte kay tambazana vary 1 kapoaka jiaby de manaraka sady manimba n hiavin taranaka. Efa fombana bas quarte mits io. Zay mits no namerenako ze billet efa lafoko t@ le hoe lisany ho avy aty a Maurice .
😂😂😂😂ity kosa tsy tiako ry Mijah ka pffffffff
ko rats mitap ko
🤣🤣🤣🤣🤣
Lok Orange hian nenay, leo anio zay, atov hian dokabarotri nw karama nenao minja
Ts'de maka an'se kosa za t@'iny ah!4 aty aorin hilatsk lery vao mahalala antsika ba Quart ve, ny ranomas az ef latsk....Tsy mahita miratra intsony ny Candidat an'se!
Ts rats fa saingy....sao mba manimba le Manga....Sa zay le vola....mety eh!hoano ihany alo le vola fa tsy afk io ry bonhomme ah!
😁😂😁😂
Ita mits we karama fotsn nanaovana anle hira fa ts am fo
Bolo Pix tsy manana copie nahaterahana de ts afak nakaty a Maurice
tssssss... tena vômay foza ty mada ty lait...pffffffffff
tsy mlam a fa alefaso le propagande ikaraman ny artiste inn no niova teny @ bas cart
Propagande re zany e,mangalatra départ an
sala miara mandainga @ manga indray lisaty a
Tsy mila voromang'hery 👎👎👎
Aleko mamgamanga toi zai volombosary rah sami hifidi iani👿👿
Lol
Tsssd ratsy mitampina masonay ko👎🖓🖓🖓👎👎
ua-cam.com/video/sYYzJCDVvCk/v-deo.html asio maso
Izany ny zava bitan'ny filoha Hery Rajaonarimampianina, tena mahagaga fa hay tena #GOAVANA ilay #FISANDRATANA_2030 , irariana mba hitohy hatrany ny dianao andriamatoa filoha ka ho sambatra ilay Madagasikara.
Quel beau Manga? Alors là, voromanga Hery.
Alex Ralecky - Na inona filazanao azy dia hita aloha hatreto fa mbola io #FISANDRATANA #2030 io no hamonjy ity gasikara ary tsy ho ahy sy ho anao ihany izany fa hoan'ny vahoaka malagasy iray manontolo.
Tsy mbola nahita prezidà nitokana fontaine à eau raha tsy ny filou nareo.
Alex Ralecky - ie tena marina tsy laviko izany teninao izany satria izy irery ny filoha nahatsapa fa mila omena rano madio ny malagasy ary mila misotro rano madio ny malagasy satria mbola izy irery ihany koa no mahatsapa fa ao antin'ny rano madio no ahazoana vatana salama ary vatana salama no mitondra hery hoentina hampandroso ny firenena.mazava aminao ve. road to #FISANDRATANA_2030
sanatria zay tsy manoana ah...
Miala Rajao
Mapme otran lisan ihan le olon tohanany lisany le!!!
Orange mahintsy oa
🤣🤣🤣