RY SAKAIZAN'NY MPANOTA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 12

  • @MampiononaRaveloarisoa
    @MampiononaRaveloarisoa 11 днів тому

    Misaotra indrindra tompoko nanaiky ho fitaovana eo am pelatanan Andriamanitra ,tena tsara ny hira ,mampiseho ny hatsaean Ilay niantso sy nifidy ny mpanankato tamin ity hira ity

  • @holiarisoarakoto7427
    @holiarisoarakoto7427 Рік тому +1

    Anio 25 décembre 2022
    Irery aty an tany lavitra mankalaza ny Krismasy.
    Tsy afaka ato ambavako hatram ny marina❤️
    Mba tsidio fa maniry indrindra Anao 🙏🙏

  • @TahinaHariveloRABEHERISOA
    @TahinaHariveloRABEHERISOA Рік тому

    mba todiho ,mba todiho fa maniry indrindra anao, anisany tena hira mampahery ,MERCI

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 років тому +1

    Mba todiho, mba todiho, mba tsidiho, mba tsidiho, fa maniry indrindry Anao! AMEN!!!❤❤❤

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 Рік тому

    Makasitraka indrindra tompoko ndriii 😭😭😭😭😭

  • @jeannetteralison545
    @jeannetteralison545 6 років тому +2

    Ho anay izay mbola tsy mahalala ny Teninao fa ao anatin ny fahajambana tanteraka
    Aza hariana izahay Andriamanitra ô! fa Tantano sy Tazony ho eo anilanao Lalandava
    Mino izahay ka Manatena fa Hiverina soa aman-tsara hanaraka ny didinao tsy ho ela Tompo ô
    Izany no Vavakay Henoy Ny Vavakay Tompo o!

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 років тому

    Mbatohano aho Ray o! Amen!!!

  • @dinafitia1549
    @dinafitia1549 6 років тому

    Mba todiho fa maniry indrindra anao.. amen

  • @sandramahery5043
    @sandramahery5043 9 років тому

    Ry sakaizan'ny mpanota nefa tena mankahala ira.
    Mba tantano izahay Sao tsy mahalala anao Jesosy malalako o

  • @celestinrakotomandimby9276
    @celestinrakotomandimby9276 8 років тому

    tena tsara be mihintsy le hira

  • @carolinnaharorandrianomeny5127
    @carolinnaharorandrianomeny5127 9 років тому

    Soa Jesosy.

  • @carolinnaharorandrianomeny5127
    @carolinnaharorandrianomeny5127 9 років тому

    Soa Jesosy.