Misaotra indrindra tompoko nanaiky ho fitaovana eo am pelatanan Andriamanitra ,tena tsara ny hira ,mampiseho ny hatsaean Ilay niantso sy nifidy ny mpanankato tamin ity hira ity
Anio 25 décembre 2022 Irery aty an tany lavitra mankalaza ny Krismasy. Tsy afaka ato ambavako hatram ny marina❤️ Mba tsidio fa maniry indrindra Anao 🙏🙏
Ho anay izay mbola tsy mahalala ny Teninao fa ao anatin ny fahajambana tanteraka Aza hariana izahay Andriamanitra ô! fa Tantano sy Tazony ho eo anilanao Lalandava Mino izahay ka Manatena fa Hiverina soa aman-tsara hanaraka ny didinao tsy ho ela Tompo ô Izany no Vavakay Henoy Ny Vavakay Tompo o!
Aza mirehareha ny amin'ny ho ampintso hoanao.Fanadia ny. Havoaky ny anio aza tsy fantatsao Aoka ny olon'kafa no hidera anao' fa tsy ny vavanaoEny. Ny vahiny' fa tsy ny molotsao Mavesatsa ny vato.ary ary mavesatsa.danja ny fasika fa ny fahasosoran'ny adama dia manoatraNoho izy roa tonta
Misaotra indrindra tompoko nanaiky ho fitaovana eo am pelatanan Andriamanitra ,tena tsara ny hira ,mampiseho ny hatsaean Ilay niantso sy nifidy ny mpanankato tamin ity hira ity
Makasitraka indrindra tompoko ndriii 😭😭😭😭😭
mba todiho ,mba todiho fa maniry indrindra anao, anisany tena hira mampahery ,MERCI
Anio 25 décembre 2022 Irery aty an tany lavitra mankalaza ny Krismasy. Tsy afaka ato ambavako hatram ny marina❤️ Mba tsidio fa maniry indrindra Anao 🙏🙏
1-Maro tsy haiko safagne Tsy mbo haiko volagne Mirokoroko mitarike maso fa gn' ay mbo adala Fandripandrike lako Fitapitake ro azo Fa rinambeko iaby gny raha halanao Tsy ahitako haveloma Teninao nahitako fiadana soa Fa hanagna bevata Jeso Sambatsy gn' aiko fa nasondrotsao Ampandova La himaniako gny tò hagnarahako Anao Ampandomba Réf: Lovako napetrakao hamikirako gn' aiko Ragnandria Azoko an-tagna tsy abotitsiko fa la gn' aiko magnefa Fombako raty taloha tsy foeko hanaovako sagnatria Mazava zaho hiroro zaho mifoha Ndra hagnantimo hagnavaratsy ho andrefa hanignana Aho tsy hania Tano hanenika Anao lahy Ndra la gn' aiko tandregna Baiboly lovako avao hazava gny lalako ndra mbaia Hametsevetse Anao aho mandrakizay 2- Fa nania rango ela Toy manday fanegnena La misoloho mibaboky NdReanagnahary Ampandomba Te ho afaky havoa Manimany gny soa Teako hatokako NdReanagnahary ho Anao lahy gny androko sisa Fa tinimokao gn' aiko tano hindre Aminao Handovako an' i Edena vaovao Diovo gny saiko handramby gny tianao hambara Sorato ao am- poko mazava Jesosiko Tompo malaza.
"Fa tinimokao gn' aiko tano hindre Aminao handovakp an' i Edena Vaovao" Mankasitraky Anareo lahy fa la velombolo tegna mijanjy an ny hiranareo toy. Tahin dRagnahary iaby lahy
Misaotsy bevata Anareo lahy.
Tsara loatra ❤
Mba todiho, mba todiho, mba tsidiho, mba tsidiho, fa maniry indrindry Anao! AMEN!!!❤❤❤
Mbatohano aho Ray o! Amen!!!
Ho anay izay mbola tsy mahalala ny Teninao fa ao anatin ny fahajambana tanteraka Aza hariana izahay Andriamanitra ô! fa Tantano sy Tazony ho eo anilanao Lalandava Mino izahay ka Manatena fa Hiverina soa aman-tsara hanaraka ny didinao tsy ho ela Tompo ô Izany no Vavakay Henoy Ny Vavakay Tompo o!
Mba todiho fa maniry indrindra anao.. amen
tena tsara be mihintsy le hira
Mifona tompoko ranandria fa trihagnaia trimahafoe anao Jéhovah Mikaike anao mikaike manao hazolava ka mbaombao lombao
Aza mirehareha ny amin'ny ho ampintso hoanao.Fanadia ny. Havoaky ny anio aza tsy fantatsao Aoka ny olon'kafa no hidera anao' fa tsy ny vavanaoEny. Ny vahiny' fa tsy ny molotsao Mavesatsa ny vato.ary ary mavesatsa.danja ny fasika fa ny fahasosoran'ny adama dia manoatraNoho izy roa tonta
Afaka mahazo tononkiran'ireo hiran'i ktkb morondava ve azafady?
Heveriko fa tena afaka mahazo angamba fa afaka miresaka amin'izy ireo ao amin'ny Facebook ianao facebook.com/ktkb.morondava
Misaotra betsaka.
Tsy misy fisaorana e
Merci mahai mihira anareo fa FLM.andakoro .toliara tamin1995 naharezako. Hiratoy fa prezidan tanora adrta.RAMIANDRY. tam'izany. Maresaka ny. Fiangonana
Ry sakaizan'ny mpanota nefa tena mankahala ira. Mba tantano izahay Sao tsy mahalala anao Jesosy malalako o
Soa Jesosy.
Soa Jesosy.
Hira henoiko isan'andro tu tatoato zay, tsara
tsara be ô
cool!!!
TheSuperpilote kintan'ny maraina morondava
Kintan'ny maraina