Tsy azo forcena oa io fitiavana io ,tsy mémoire tsiny ratovovavy amin ny lafiny iray fa ray amandreny no diso . Fitiavana diso toerana amiko ny hoe fitiavanjanaka no ampanambadiana azy amin ny olona tsy tiany ..na mahantra aza ny olona tena tiany afaka miaramihoatra amin ny fiainana rehefa hendry izy roa .zao lasa mibilaka any amin ny tsy anaramana 🤣🤣
Misaotra betsaka tompoko tegna mahafinaritra be lay tantara miandry ny tantara vaovao indray 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰
🎉
Tena suspense b ilay tantara😊❤❤❤🎉🎉🎉🎉misôtra nizara ooo, enga anie ka ho tanteraka ity f ts hojanona ho tantara fotsiny😊
Mankasitraka fona eee nizara 🇲🇬🎧🇰🇼
Mankasitraka indrindra Tompoko mafinaritra be ❤❤❤👏👏👏🇦🇪🇦🇪🇲🇬🇲🇬
Merci❤
Tena.tsra be le tantara ❤💐mankasitraka indrindra mahay milalao izy dahy
Misaotra betsaka nizara 💖😍👌
Misaotra nizara ooooh 🙏 💝 💝 💝 💝
Misaotra betsaka nizara tena tsara be le tantara 🇦🇺🇦🇺🇦🇺🇲🇬
Mankasitrka nizara, tena tsara be
❤❤❤❤
ramba izan tokoa no MBA misy eto @firenenan-tsika ity d ts ho ela d handroso n firenena . Mankasitraka indrindra anareo .
Tsy azo forcena oa io fitiavana io ,tsy mémoire tsiny ratovovavy amin ny lafiny iray fa ray amandreny no diso . Fitiavana diso toerana amiko ny hoe fitiavanjanaka no ampanambadiana azy amin ny olona tsy tiany ..na mahantra aza ny olona tena tiany afaka miaramihoatra amin ny fiainana rehefa hendry izy roa .zao lasa mibilaka any amin ny tsy anaramana 🤣🤣
Misaotra betsaka mizara
Misaotsa betsaka
Mankasitraka tompoko! Izao vao hiaino 🎧❤
Mankasitraka hatrany e
😢😢
Mankasitraka tompoko
Mankasitraka o
Tsy ELA Dia ato ilay tantara t@ RDB ny dimanche Alina