Waouh, c'est un vrai chef d’œuvre ! Tohina ny fo mihaino ilay tantara, tena mahay ny mpanoratra, ny mpilalao indrindra2, ny mpanantontosa sns ! Mankasitraka be azy ireo. Misaotra ny mpizara ihany koa ! Mila tona saina hatrany isika malagasy fa tena be dia be ny fanararaotana ataon'ny vahiny isankarazany !
Zah avy no hotran nivoahampaty.ts azo henoin' olona marivo ranomaso le fiafaran tantara.le naditra tsy voany sida fa le olon mitandrina sy nanaja ny tenany ndray no voa.tantara mifono anatra ho an mpanolana hoe mba ahoana moa ny fitraikany heritsetra eo anatrehany tsy manantsiny sy ny olona ratsy fitondrantena @ fitiavambola trop
Merci fa tena mahay mihitsy ireo mpilalao tantara!!! Bravo
Mampalahelo b le tantara 😥😥latsak mihitsy ny ranomasoko
Latsaka atram ranomasoko mieno an tody mtomany.. Mankasitrak anareo mpilalao ❤️❤️❤️
Mampalahelo
Mankasitraka nizara fa tena tsara lotra le tantara, ❤️❤️❤️❤️❤️❤️
tena mampalaelo be 😥 tsy tody marina ny lakany 😓 misaotra nizara ❤
Merci bcp tsara b sady latsak miints ranomasok....😘😘
😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭 mampalahelo ..mahay milalao ko ny mpilalao tantara radio don Bosco rehefa ..Mankasitraka e
Ndriiii😭😭💔💔
Misaotra betsaka
Waouh, c'est un vrai chef d’œuvre ! Tohina ny fo mihaino ilay tantara, tena mahay ny mpanoratra, ny mpilalao indrindra2, ny mpanantontosa sns ! Mankasitraka be azy ireo. Misaotra ny mpizara ihany koa ! Mila tona saina hatrany isika malagasy fa tena be dia be ny fanararaotana ataon'ny vahiny isankarazany !
Mankasitraka e🇲🇬🎧🇰🇼
Mampalahelo b ,nirotsaka mintsy ranomasoko 😢😢🥺
Ndriii. Tena mahaontsa tokoa! 😢
Mankasitraka tompoko 🌺🥀
Ndryyyy . Zany ka tantara
Maman orlando ve ndry??
Fa maninona ???
Tena mampalaelo 😢
Ndriii mapalaelo be, misaotra betsaka indrindra nizara o 🥰👍❤️
Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️
Mampalahelo bee
misaotra betraka Tena manpitomany
Mankasitraka le retsy ah
Ny tantara ve, indrindra ny tantaram-pitiavana eny na de tsy mitovy aza no niainana azy de misy itovizany foana, toizany ity tantara ity### 💔💔💔
ndrii zan k tantar,ten ontsa n foko 😭😭😭😭😭😭💤💤💤💤😭😭😭😭
SLM e! Mankasitraka bé Dia bé t@ tantara fa MBA tokony tsy natao Maty i N'est fa tena mampalahelo, mankasitraka anareo jiaby ao @ RDB e
Matsiro b le tantara
Misaotra ny RDB sy ny ekipany! Mazotoa mihaino tompoko!
Tena tsy misy lazaina firy fa dia mankasitraka indrindra tompoko👍🙏efa matihanina tanteraka raha ny radio rdb é 👍
Mampalahelo be 😢😢😢
Misaotra tompoko 🙏
Misaotra , mampalahelo tantara
Makasitraka tompoko fa mahafinaritra mirarisoa hatrany
De niara nitomany Tam tody😂😭😭
mankasitraka topoko 😗😗😙
❤❤❤❤🎉🎉😢😢
Misaotra betsaka !
Makasitra indrindra ooo
Ndriiii!!!😭😭😭😭
Mankasitraka e vao hihaino
Mankasitraka tompoko
Boky mivelatra de vakiiiiiîoooo fa diavolana n'y andro
Tena tsara ka mankasitraka RDB ontsa ny foko e mamplahelo
Misaotra betsaka tompoko
Tsy misy fisaorana tompoko. Dia Aza adino mi s’abonner @ chaîne tsika e
Misy boky mitovy amty tatara ty fa tsy tadidiko le titre fa efa nivakiko
Magoritsina be vatako iraimatolo😢
Misaotra nizara tompoko de mirary soa atrany
mangoritsina b za
💔💔💔💔😢😢😢😢😢
😭😭😭😭
💔💔💔
Zah avy no hotran nivoahampaty.ts azo henoin' olona marivo ranomaso le fiafaran tantara.le naditra tsy voany sida fa le olon mitandrina sy nanaja ny tenany ndray no voa.tantara mifono anatra ho an mpanolana hoe mba ahoana moa ny fitraikany heritsetra eo anatrehany tsy manantsiny sy ny olona ratsy fitondrantena @ fitiavambola trop
1er comms 😍
😂😂😂😂
😭😭😭