Mia TIA 2020

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 14

  • @minorandria8105
    @minorandria8105 4 роки тому +1

    Tsara foana Mia a! Saingy tsy maintsy mikipy dia henoina fotsiny fa mandreraka be mijery ilay tononkira diso be 😌😌

  • @jimnarakoto997
    @jimnarakoto997 3 місяці тому

    Tsara ❤❤❤

  • @nydiarypayet5739
    @nydiarypayet5739 2 роки тому

    Tsara loatra eeeeh!!!???
    Mbola azo lazaina hoe ankizy aho no naheno ity hira ity... Fa mbola mipetraka foana ny hakanton'ilay hira, tsy lefy ny lazany!!! ❤️

  • @rafandy9198
    @rafandy9198 3 роки тому +2

    Tena kanto eeee! Mankasitraka mandrotsirotsy :) azafady Mia, inona no titre an’ilay album misy ny VERSION ORIGINALE an’ity hira ity dia aiza no mety ahitana azy? Efa ela no nitady fa tsy nety nahita

  • @hasiniavorasolohery8358
    @hasiniavorasolohery8358 4 роки тому

    Mia o. Tena kanto ilay asa-tananareo. Ny feonao malefaka no tsara ery, ny mozika koa maivamaivana be miaraka amin'ny phrases mandona be. Mampisiditsidina. Mirary anareo soa be dia be.

  • @solotianaandryrajaobelison7429
    @solotianaandryrajaobelison7429 3 роки тому

    Tsara e! God bless you❤️

  • @didiherman-e7e
    @didiherman-e7e 11 днів тому

    tsara loatra

  • @razafisalamamiora427
    @razafisalamamiora427 3 роки тому

    Efa ela b mitsy no niandrasako ity hira ity! 👍

  • @HollyRakotomanga
    @HollyRakotomanga Рік тому

    ❤❤❤

  • @tsiorysoa9452
    @tsiorysoa9452 3 роки тому

    tsara loatra. Dia asio sasatra koa o !!

  • @natanarandriambololona8216
    @natanarandriambololona8216 2 роки тому

    tiako be

  • @lovaranaivoarimanana9998
    @lovaranaivoarimanana9998 3 роки тому

    tiko loatra e

  • @andreaandrianary3522
    @andreaandrianary3522 2 роки тому

    Milay ity hira ity le ...... mety mahazo instrumental ve ? hanaovako cover kely fa tiako loatra :)

  • @onyrandria1673
    @onyrandria1673 Рік тому

    Kanto loatra