Ny Baiboly Ho an'ny Malagasy - Asan'ny Apostoly toko fahasivy

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 жов 2024
  • Ny Baiboly Ho an'ny Malagasy - Asan'ny Apostoly toko fahasivy
    Site : "nybaiboly.net/" - Email: bibliothequechretienne@gmail.com / baibolyhm@gmail.com
    Manasa anao hanaraka ity chaîne ity, izay sehatra hamakiana sy hihainoana ny "Soratra Masina" mba hampitombo ny fahalalàna sy ny fifandraisana amin'Andriamanitra.
    Manentana anao koa hanantona sy ho mpikambana ao amin'ireo "Bibliothèque Chrétienne" mielim-patrana manerana ny Nosy.
    Ny torolalana ahafahanao manaraka ny vidéos rehetra eto amin'ny UA-cam:" Aimez la vidéo, abonnez-vous et activez la cloche de notification".
    Page facebook: Ny Baiboly Ho an'ny Malagasy
    Soraty eo amin'ny Commentaire izay Teny voarainao sy izay mety ho fanamarihana.
    #SoratraMasina #Baiboly #TeninAndriamanitra #Jesosy #Kristy #Fanahy #Masina

КОМЕНТАРІ •