ATODY MIADY AMIN'NY VATO (FIFIDIANANA ETO ANTANANARIVO, HO AZO AZO FA ANTKOATRAN'NY ANTANANARIVO TSY HO VOARA-MASO)SATRIA, MATAHOTRA NY OLONA, dia tsy sahy miteny, na mahita aza ny maso fa misy osoka. Mihevitra ve ianareo, eran'ny Madagasikara dia ho ara-maso avokoa, tsia, eto Antananarivo ihany no tena ahitana osoka, sy olana maro, fa ny any antany hafa dia tsy ahitana olana, satria matahotra ny olona, aleo tapenana ny maso sy ny vava sao ahitana angano. Mampalahelo ahy ny zava-miseho eto Madagasikara, satria ny vahoaka malagasy dia malaza fa kristinina, nefa koa misy ny devolo, roaviana vao tena tonga saina isika.
o leroa a!!fa in aza no nanalanareo ny fitorianareo ra itanareo tsy nilamina ilay 1er tour e???sa ve nareo no nanao ze mety mba isin n 2eme tour dia niol otran mazatra no soketana?eto nareo vao tapa tenda fa mis solotena any am ceni manao suivie an!!!aoka tsy hieritreritra zvtr hafahafa mits fa mandrerak b nareo
aleo ny fanadihadiana no hamoaka izay tena tompon'antoka tamin'ny fangalarana ny bulletin de vote tao ambohipo, fa tsy azo atao ny tonga dia miampanga na manonona anarana candidat.ny hirariantsika vahoaka malagasy dia mba fifidianana anaty filaminana mba ho fanavotana sy hamapndrosoana an'ny madagasikara
hahahah........tenisany ri Ceni pamosavy malamy tsivavona pamadika tanindrazana jodasy voavidy vola zao ri vahoaka rhf ts ita nareo ny fiovana ataony io zandry kely pokaty saina io rhf lany eo de ity ceni ty anaovana fitsarambahiaka voalohany @zay tsapany tsara we otran zao le mivorotra tanindrazana
Iza le olona tsara sitrapo nahita ireo Biletà ireo ary taiza no nahitany azy , iza no tompon'andraikitra nanatitra ny biletà tany @ ny toerana tokony hatongavany ary iza no nandray izany ; Fanontaniana manitikitika ihany koa ; Nahoana no teny @ ny Clan 25 no naterin'ilay olona voalaza fa tsara sitrapo ireo biletà ireo , fa tsy tany @ ny manam-pahefana ( na tany @ ny CENI avy hatrany ) na naninona no tsy naterina ihany koa tany @ clan 13 ? , fehiny : tsy mazava ilay hoe OLONA TSARA SITRAPO eto , tsy mazava ihany koa ILAY TOMPON'ANDRAIKITRA avy @ CENI nanatitra , tsy mazava ihany koa ILAY NANDRAY NY BILETA teny Ambohipo , noho izany mampiahiahy ireo olona voalaza rehetra ireo fa nisy firaisana tsikombakomba ary manana tanjona iray dia ny FANAKORONTANANA ny tsy hisian'ny fifidianana na fara faharatsiny mba hisian'ny fanafoanana ny vato @ - na birao de vote iray na maromaro , TETIKA MALOTO IZAO KA TOKONY HO FAHIZINA

Indrisy ry foza !
MBA HAINGAKAINGANA RAMOSE REFA MITENY FA MANDRERAKABE
Mba jereo tompoko ny tanindrazana fa ampy angamba izay. MIANGAVY RE TOMPOKO O!
MBA JEREO IREO TARANAKA NY HIAFARANY.
ravalomanana sy ny ekipany resahana anzan fa reo no efa mataotra faharesena eo dia mamoron korotana
Tsy voahisa intsony ny karazana halatra! Izahay tsy matoky na CENI na HCC izay efa voavidy t@fihodinana voalohany
nandohalika t@ radomelina satria voagejan'ny vola noraisiny ary nikipy maso tamin'ireo actes criminels rehetra toy ny bulletins pré-cochés, karatra olona maty, doublona, triplons, etc.. Fitoriana lazaina fa tsy misy mitombona nefa olona mahay lalana no nanao ireo plaintes!
o leroa a!!fa in aza no nanalanareo ny fitorianareo ra itanareo tsy nilamina ilay 1er tour e???sa ve nareo no nanao ze mety mba isin n 2eme tour dia niol otran mazatra no soketana?eto nareo vao tapa tenda fa mis solotena any am ceni manao suivie an!!!aoka tsy hieritreritra zvtr hafahafa mits fa mandrerak b nareo
MBA MATAHORA AN' ANDRIAMANITRA DIA RAISO NY ANDRAIKITRA CENI A! Misaotra @ fandraisana anjara. MISY TOMPON' ANDRAIKITRA FARA- TAMPONY AO. TSY EFA BEBABE VE IZAY TOMPOKO MIARAKA @' ireo karatra hita 500 milles???
Aoka MBA ho tsy hisy intsony ny kolikolimbato tompoko. MBA 'handeha amin' n'y lalana mazava hampandrisoana ty Nosy tsika ty (Madagasikara) misaotra
aleo ny fanadihadiana no hamoaka izay tena tompon'antoka tamin'ny fangalarana ny bulletin de vote tao ambohipo, fa tsy azo atao ny tonga dia miampanga na manonona anarana candidat.ny hirariantsika vahoaka malagasy dia mba fifidianana anaty filaminana mba ho fanavotana sy hamapndrosoana an'ny madagasikara
hahahah........tenisany ri Ceni pamosavy malamy tsivavona pamadika tanindrazana jodasy voavidy vola zao ri vahoaka rhf ts ita nareo ny fiovana ataony io zandry kely pokaty saina io rhf lany eo de ity ceni ty anaovana fitsarambahiaka voalohany @zay tsapany tsara we otran zao le mivorotra tanindrazana
Iza le olona tsara sitrapo nahita ireo Biletà ireo ary taiza no nahitany azy , iza no tompon'andraikitra nanatitra ny biletà tany @ ny toerana tokony hatongavany ary iza no nandray izany ; Fanontaniana manitikitika ihany koa ; Nahoana no teny @ ny Clan 25 no naterin'ilay olona voalaza fa tsara sitrapo ireo biletà ireo , fa tsy tany @ ny manam-pahefana ( na tany @ ny CENI avy hatrany ) na naninona no tsy naterina ihany koa tany @ clan 13 ? , fehiny : tsy mazava ilay hoe OLONA TSARA SITRAPO eto , tsy mazava ihany koa ILAY TOMPON'ANDRAIKITRA avy @ CENI nanatitra , tsy mazava ihany koa ILAY NANDRAY NY BILETA teny Ambohipo , noho izany mampiahiahy ireo olona voalaza rehetra ireo fa nisy firaisana tsikombakomba ary manana tanjona iray dia ny FANAKORONTANANA ny tsy hisian'ny fifidianana na fara faharatsiny mba hisian'ny fanafoanana ny vato @ - na birao de vote iray na maromaro , TETIKA MALOTO IZAO KA TOKONY HO FAHIZINA
Mifamakia loha ao Mada ao fa fifidianana tsy misy ilaina azy ny ao Madagascar ao
Fa nagnino anareo tsy hirahara zavatra efa hita ry CENI gaga aho fa tena feno hosoka
EFA TENA TSY RARINY INTSONY Le HALATRA SY HOSOKA ATAON'LE MAPAR,TENA MAMPALAHELO. ..
Fidèle chef de dahal . Tu n as pas eu même le cpp
Montage ce vous le zanaka Dada
Mody atao oe ts very satri ianareu ef voavidy vola ka tsmaits andaing