Adeline - Alfa sy Omega (Lyrics)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 74

  • @lovaniainarodin4430
    @lovaniainarodin4430  4 роки тому +7

    FALY AHO REHEFA MITONDRA FIFALIANA HO ANAREO REHETRA ILAY HIRA NALEFAKO! SAMY TAHIAN'NY TOMPO ISIKA REHETRA

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 4 роки тому +17

    2020 misy namako ve mbola mankafy azy hotranah 🌹❤🙏

  • @teletrottoir5751
    @teletrottoir5751 3 роки тому +3

    Mandrankizay ho Anao Alfa sy Omega

  • @lazafanomezana980
    @lazafanomezana980 3 роки тому +3

    tsy lefy laza io hira amiko na rahoviana na rahoviana

  • @razafivolazara4424
    @razafivolazara4424 5 років тому +2

    Amen vonihaitra ho an Anandriamanitra rehetra

  • @lindarasoanirina5798
    @lindarasoanirina5798 9 років тому +4

    tiko le hira tsi itako zay lazaina tena mampaery idridra fazao lavitriny tany fevina zao tsarany tompo derao jehova fa tsara izy fa majakizay ny famijampony amen

  • @leaandrianivo9003
    @leaandrianivo9003 4 роки тому +3

    J'offre cette louange a celui que j'aime tant aujourd'hui.je suis heureuse que jamais.

  • @mimiekuwait6610
    @mimiekuwait6610 6 років тому +4

    Mamindra fo aminay panota toko enao le Tompo ny Hery rehetr amen ❤❤❤

  • @MichelaNanasy
    @MichelaNanasy 6 місяців тому +2

    2024, fa dia mbola mijanona ho hira mampahery ahy 😢 tsara loatra...

  • @nadiamayah8463
    @nadiamayah8463 3 роки тому +2

    2021 Mbola mankafy

  • @ainamirindraratovohery4679
    @ainamirindraratovohery4679 4 роки тому +3

    anisan ny hira ankafizin neny mafy mht ny hiran Adeline
    marary izy nefa amin izao
    tiako ianao neny keliko a,tiako fona

    • @olgamiray8845
      @olgamiray8845 4 роки тому

      Mirary fahasalamana feno ho any Neninareo.. ho tahiny Tompo e

    • @ainamirindraratovohery4679
      @ainamirindraratovohery4679 4 роки тому

      @@olgamiray8845 merci beaucoup Olga a
      nefa nandao anay neny rehefa voan ny AVC efa in 4.
      Tena efa mafy ny nanjo anaz,efa niezaka ny niady mafy izy,fa nalain Tompo ny farany
      navita ny adiny izy,ary tena nahay nampita anay zanany ny fitiavan ny Tompo,
      misaotra olga a,tahin Tompo

    • @olgamiray8845
      @olgamiray8845 4 роки тому

      @Aina Mirindra RATOVOHERY , indrisy fa tsy nahafantatra aho, miala tsiny indrindra raha sanatria namendrofendro, Andriamanitra hanome fiononana anareo nilaozany, mankahery indrindra tompoko.

    • @ainamirindraratovohery4679
      @ainamirindraratovohery4679 4 роки тому +1

      @@olgamiray8845 tsy maninona ,efa tsy maninona tsony amzao,efa sambatra izy amzao eo anilan ny Ray

  • @andoprince3617
    @andoprince3617 4 роки тому +1

    My favorite song in Malagasy, mankasitraka e

  • @floricazevenah3888
    @floricazevenah3888 6 років тому +3

    Nadia mandalo fahakivina aza aho rehefa maheno ity hira ity lasa mahery

  • @ZakaharyfetraRasendravokatra
    @ZakaharyfetraRasendravokatra Рік тому +1

    Adeline❤voix original tiko be fon Repose en paix a son ame

  • @vanessalloret1422
    @vanessalloret1422 4 місяці тому

    Dry , mandeha tokoa ny fotoana...
    Hatsoarovana ny fahazazana. Mangataka hira sy hafatra amin' ny " Radio Relax, Ambatondrazaka " tamin' izany andro zany dia : ( Alfa sy Omega ) faly erỳ izahay mihaino azy ❤❤❤.
    🙏🙏🙏

  • @teletrottoir5751
    @teletrottoir5751 4 роки тому +1

    Foiko ho anao hidera Anao Tompo

  • @volasoacorre8708
    @volasoacorre8708 4 роки тому +1

    Mila fanasitranana Adeline

    • @FlorinePRAT
      @FlorinePRAT 7 місяців тому +1

      Tsara daholo ny hirany...

  • @leaandrianivo9003
    @leaandrianivo9003 4 роки тому +1

    Amen amen amen.

  • @anicettenathalie2351
    @anicettenathalie2351 5 років тому +2

    Aoka tsy hahafoy ahy ianao Andriamanitra o! Ianao no andriko sy heriko. Ampio aho Tompo

  • @feliciavololona2580
    @feliciavololona2580 5 років тому +1

    Mandona fo nah hirany les adelines Alfa sy Omega
    Mankasitrak ee

  • @andoprince3617
    @andoprince3617 6 років тому +1

    Hira fiderana tiko indrindra, mankasitraka e.

  • @vaniala9912
    @vaniala9912 5 років тому +1

    Ampio aho Jesosy oh

  • @hosnyqa1804
    @hosnyqa1804 7 років тому +10

    Mahatsaro lavitra mintsy za raha maheno ity hira ity otrany very mintsy antegna aty lavitra aty nefa tsisasatra ny mivavaka fona eo anatrehany Andriamanitra

    • @FlorinePRAT
      @FlorinePRAT 7 місяців тому

      N'aiza n'aiza de hidera sy hivavaka hatrany isika, fa hafa mihitsy ny manao izany @fitenin'ny tena!❤

  • @JuMarvine
    @JuMarvine 5 місяців тому

    2024 Mbola misy namako manfy anty otranah ko ve ato

  • @floricazevenah3888
    @floricazevenah3888 6 років тому +1

    Amen aleloia

  • @selvireva8721
    @selvireva8721 6 років тому +3

    Andriamanitra o tahiozahay aty tany lavitra aty

  • @jeannemarisoa1381
    @jeannemarisoa1381 6 років тому +1

    Mampihetsim-po ity hira ity. j'aime!!!

  • @ralisonvero2028
    @ralisonvero2028 6 років тому +1

    Mankasitraka e anisany hira tena tiko les adeline

  • @rakotovaomialitianamamy9100
    @rakotovaomialitianamamy9100 7 років тому +1

    Tiko be io hira io. "Alfa sy Omega"

  • @estherlouise8027
    @estherlouise8027 5 місяців тому

    20 Mai 2024 . Mbola mankafy

  • @santaraveloharijaona4148
    @santaraveloharijaona4148 5 років тому +1

    Mandona fo be le hira tsara ré

  • @elijosoaramamonjisoa2235
    @elijosoaramamonjisoa2235 7 років тому +1

    Tsara ny Tompo. Lehibe ny Voninahiny.

  • @anidboutit
    @anidboutit Рік тому

    C'est la chanson de ma mère décédée il y a 3ans et aujourd'hui elle aurai du avoir 69ans Paix à son âme

  • @candicehery9221
    @candicehery9221 5 років тому +1

    gloire a Dieu tout puissant ❤ AAMEN

  • @alainramparany1288
    @alainramparany1288 Рік тому

    ianao no alfa sy omega

  • @sylvanamirieille9459
    @sylvanamirieille9459 5 років тому +1

    ampio aho tompoooooooooooooooo

  • @tatianaraholinirina2730
    @tatianaraholinirina2730 6 років тому +1

    Taiko loatra ....izao manontolo anandratra Anao ry avo indrindra

  • @nanamad2403
    @nanamad2403 Рік тому

    ❤❤❤🙏🙏🙏

  • @appapp9533
    @appapp9533 5 років тому +1

    Amen

  • @jonojono4665
    @jonojono4665 4 роки тому +1

    Amen!🙏🙏🙏😢

  • @aimeeara7446
    @aimeeara7446 7 років тому +1

    amen !

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 2 роки тому

    Amen 💞 🙏 💞

  • @franciaclodia2113
    @franciaclodia2113 8 років тому +2

    mankasitraka eee

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому +1

    ❤️

  • @hindranaurcilahida264
    @hindranaurcilahida264 7 років тому +2

    Deraina jesosy

  • @zaramamymerancella9109
    @zaramamymerancella9109 5 років тому +1

    Amen💖

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому +1

    😘

  • @sweetychopra7373
    @sweetychopra7373 7 років тому +2

    😢😢😢😳😳❤❤

  • @lianafifa9343
    @lianafifa9343 7 років тому +2

    😢😢😢❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤

  • @tosoathomas8076
    @tosoathomas8076 2 роки тому

    RIJA RASOLONDRAIBE

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 2 роки тому

    🙏🙏🙏🙏👏👏👏

  • @norosoanathacharamarotsehe7785
    @norosoanathacharamarotsehe7785 4 роки тому +1

    Ć

  • @serge.oliviaampnihysebbag3310
    @serge.oliviaampnihysebbag3310 8 років тому +2

    Miheno ity hira ity mahatriaro anao rahavavy Garcia. Ao. Bezaha.mahafehy Claire nenitoa Edwige .dada. l'église asamble de diue bezah

  • @floricazevenah3888
    @floricazevenah3888 6 років тому +2

    Nadia mandalo fahakivina aza aho rehefa maheno ity hira ity lasa mahery

  • @floricazevenah3888
    @floricazevenah3888 6 років тому +1

    Amen aleloia

  • @ynjaraedith3773
    @ynjaraedith3773 6 років тому +1

    Amen

  • @maneritsenajulia1444
    @maneritsenajulia1444 2 роки тому

    Amen 🙏

  • @floricazevenah3888
    @floricazevenah3888 6 років тому +2

    Nadia mandalo fahakivina aza aho rehefa maheno ity hira ity lasa mahery

  • @floricazevenah3888
    @floricazevenah3888 6 років тому +2

    Nadia mandalo fahakivina aza aho rehefa maheno ity hira ity lasa mahery

  • @floricazevenah3888
    @floricazevenah3888 6 років тому +1

    Nadia mandalo fahakivina aza aho rehefa maheno ity hira ity lasa mahery