Iarivon'i Merina - Telofangady [Mbola Talenta Mozika (Cover) ]
Вставка
- Опубліковано 19 вер 2024
- Kalon'i Mbola Talenta Mozika eto ny hiran'i Zokibe Haja Telofangady. Nolalaovina amin'ny Gitara sy ny feo kanto fa mbola mipetraka ihany ilay fanahin'ny hira sy ilay Telofangady.
Mankafiza ny talentantsika, PARTAGEO, SUBSCRIBE, J'AIME-o
Kayyy latsaka ny ranomasoko 😢❤tsara be no nanaovanareo azy
Sady tena mpakafia telofangady ny tenako❤❤
Ho ela velona zalahy, kanto raha mbola kanto 'ty hira ity, mifanaraka tsara bé ny feonareo, tsy tanisaina eto intsony ny gitara fa tena manja aokizany, feno ny fo, arahin-dranomaso aty ampita-dranomasina lavitra ny Gasikara Malala, que Dieu vous garde BRAVO ❤🎉
2023 Ry Iarivon i merina ...zaho anie mbola hiverina.... Mankasitraka e! 🥲🇲🇬🇲🇬
Tsra beu 😍😍😍
Miaiky anareo aho ô !!BRAVO
tsara e, mankasitra e
Mankasitrak ai
Mba tendreo hirako zalahy e
Kanto tokoa, misaotra e!
Tena mapitomany tohana tokoa ny fo e mankasitraka indrindra leiretsy a🙏🇲🇬🇲🇬
Mankasitraka ô
Tsara be ny feo nareo mirahalahy.
Mankasitraka tompoko o. Mahatsiaro aty ivelany.
Eeee.... izany tokoa. Mankasitraka e
aza adino ny manao j'aime sy miabonne am chaîne antsika o 🙏🏼
mamy loatra
Mahafinaritra be e! Misaotra Tompoko o!
aza adino ny manao j'aime sy miabonne am chaîne antsika o 🙏🏼
Tsara ny original, fa ny anaovanareo azy koa dia tena lafatra. Toa tapaporohana an ivondrano tokoa aho izany
Mlay e
Tena tsara e, mba omeo contact e
Tena tsara e mba omeo contact e