Tena raitra izany raha CLIP marina! *SON:* - Na Vocal - Na Musique - Na Arrangement *VIDEO:* - Na ny Réalisation - Na ny Acting (Fijerin'ny Mpihira) - Na Cadrage (Camera) - Na Lumière - Na Color Grading (Couleur) *CONTENU:* - Na Tononkira - Na ny Fiakanjoana Tena kanto rangaha ity a! Manina an'i Madagassikara izahay mijery ity. Mankasitraka e! Fier aminareo izahay!
Je suis kagame j. Paul rwandais vous m' enspirez beaucoup! Beaucoup!
Ny « complicité » nareo @ le « Mila Tsiky » tena mambabo e! Tsara ery mijery anareo. Ny hira ko tsara rahareo 👏👏👏
2021/01 tompokolah sy tompokovavy....( na féo n'a figadona) 👍mipo- tsatroka e! Kidaombaramita ...👏🇲🇬💐
Tiako eky raha ty,tsy mankaleo💯💯🥰🥰,mankasitraka
Chapeau!!! na feo, na gitara,,, mankasitraka
Mankasitraka ny kanto Malagasy 100%
Tsara be👍, tsara feo be daholo, sady mahay mihira.
Hira s'y kalo no voan-dalana ho entinay. Tsiky koa.Tiako bé ilay hira!!! Mankasitraka 😘🎤
Tena raitra izany raha CLIP marina!
*SON:*
- Na Vocal
- Na Musique
- Na Arrangement
*VIDEO:*
- Na ny Réalisation
- Na ny Acting (Fijerin'ny Mpihira)
- Na Cadrage (Camera)
- Na Lumière
- Na Color Grading (Couleur)
*CONTENU:*
- Na Tononkira
- Na ny Fiakanjoana
Tena kanto rangaha ity a! Manina an'i Madagassikara izahay mijery ity. Mankasitraka e! Fier aminareo izahay!
Bravo! Tsara é!
Mafinaritra e ;) Soava!
Mahafinaritra, mankasitraka ooo.
i Mbola sy ny ekipany tena mandona foana isaky ny manao zavatra. Kanto le izy
Gasy ka manja!!!!!!
Misaotra e
Isakin'ny maheno an'i Poppin's mihira sy mitendry aho dia à l'aise be foana.
Farak'zay tsara. Bravo
Mahay ianareo e !J' ❤
Mankasitraka feno,kanto tokoa,
❤❤❤❤
Gasy ka manja ,tsara b rizareo a
mahafinaritra tokoa e,misaotra managasiasy aty alavitra aty eo ampahenoana
❤️🧡💛💚💙💜
Tsara ilay medley. Bravo :-)
Tsara lotra, mankasitraka
tsara congratulation
Toa misy mifangarika be e 🤣03:16
Mafy be ianareo e, mankasitraka
Za efa zatra an i Elsie manao jazz hay toute-clé b rasipa mlay e
tena tsara
Lafatra e, mba ataovy lavalava fa hotrany mampilendalenda be fotsiny hahaha
Inona kay ny titre an ilay hira voalohany azadady
Gasy milay
Tena reveko nama a, misaotra e
Kanto loatra e. Tiako be
Ao tsara e! Mahafinaritra.
mankasitraka rangah an
TSARA misaotra
Mitia ve io?
tohizo fa milay tsara be e
tsara e
Nul