Bravo A/ka haiko tsara , ny raraham pokonalona angaha tsisy intsony .Aiza daholo ny vola avy aty @ UE ho fanamboaran- dalana andrefan' ny IARIVO..ao anatiny i AMBOHITRIMANJAKA.misaotra nyMBStv.
Mahagaga koa ireto tantsaha !! Fa angaha tsy misy atokana atao voa afafy ny vokatra azo mba ahodina fa hiandry omena masomboly foana e ? Ny fihariana anie tokony ny départ no ampiana fa ny tohiny anareo kosa e ! Ny fiovan'ny toetrandro no tsy mampisy rano e. Miandry ny orana am desambra izany koa.
Bravo A/ka haiko tsara , ny raraham pokonalona angaha tsisy intsony .Aiza daholo ny vola avy aty @ UE ho fanamboaran- dalana andrefan' ny IARIVO..ao anatiny i AMBOHITRIMANJAKA.misaotra nyMBStv.
Mahagaga koa ireto tantsaha !! Fa angaha tsy misy atokana atao voa afafy ny vokatra azo mba ahodina fa hiandry omena masomboly foana e ? Ny fihariana anie tokony ny départ no ampiana fa ny tohiny anareo kosa e !
Ny fiovan'ny toetrandro no tsy mampisy rano e. Miandry ny orana am desambra izany koa.