AIZA HO AIZA N°010 AMBANITSENA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 3 лют 2025

КОМЕНТАРІ • 8

  • @harifetrafrandria8175
    @harifetrafrandria8175 4 роки тому

    Mr le Maire , bon courage mampandroso ny tananantsika 👍😉

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 4 роки тому

    Tsara ny ambany vohitr’Antananarivo, ary toerana mamokatra, hita izany t@ny nitondran’ny filoha Rav8 ka mila ampiana ny fandrosoany! Mampilendaleda be ilay sosisy sy mofo sakay! TSARA HO FANTATRY NY MALAGASY FA RAHA TSARA TANTANA NY FIRENENA DIA TENA AFAKA MIVELONA TSARA NY MALAGASY SATRIA NY AMPY MAMELONA AZY NY VOKATRY NY TANY!

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 4 роки тому

    Hatramin’ny nitantanan’i domelina dia LASA SIMBA NY FISAINAN’NY MPONINA, LASA TSY MISY FIRAISAKINA OATRA NY TALOHA, I DOMELINA NA MAHATONGA IZANY SATRIA TSY MISY FANDROSOANA AHASAMBATRA NY MPONINS!

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 4 роки тому

    Misaotra anareo MBS fa mafafinaritra ny fandaharana!