😥😥😥😥😭😭😭 Ho antsika rehetra izay tojo olana na mandalo olana mafy tsy zaka tahak'izao Dia zao no hafatro oe, misy Jesosy miandry anao, ilay mpanavotra sy specialiste @ famahana olana sarobahana ao, miandry anao hanao 1er pas hanokatra ny fonao sy hampandroso Azy Dia ho entiny ny zioganao. Matokia Azy fa tsy nisy tsy nentiny teo @ hazofijaliana izay karazana fahoriana rehetra mety miseho ety a tany. Mahereza 💪💪💪
Latsaka ranomasoko.everiko za rery mresaka amna isak alina oe za iany ny zokiko.ny olana ny olona hafa voavaha fa nena za iany ny mtady vahaolana. engane enao haka aina any amin'ny misy anao.tsapako bee😭
😥😥😥😥😭😭😭
Ho antsika rehetra izay tojo olana na mandalo olana mafy tsy zaka tahak'izao Dia zao no hafatro oe, misy Jesosy miandry anao, ilay mpanavotra sy specialiste @ famahana olana sarobahana ao, miandry anao hanao 1er pas hanokatra ny fonao sy hampandroso Azy Dia ho entiny ny zioganao.
Matokia Azy fa tsy nisy tsy nentiny teo @ hazofijaliana izay karazana fahoriana rehetra mety miseho ety a tany.
Mahereza 💪💪💪
Amen
Tena zany mitsy...mangatsiaka ny any anaty.....Mila soroka hitomaniana....tsy maninona Aho fa vizana fotsiny ....🥺🥺 Tsiaro sisa 🥺🥺
Ao fa kely sisa,..dia tsy niandrinao mintsy ilay kely sisa,..ee velomaa eee,..mandria am_piadanana🙏😭😭
...Lazao izay tena Olana , manampy ny hafa foana elah nefa Nen'lah Toa Tsy misi Vaha'olana😳 😍
Zandry ah , Ao Fa keli sisa ! 🎶👏
Tsara beuh
Latsaka ranomasoko.everiko za rery mresaka amna isak alina oe za iany ny zokiko.ny olana ny olona hafa voavaha fa nena za iany ny mtady vahaolana. engane enao haka aina any amin'ny misy anao.tsapako bee😭
Lazao izay tena Olana , manampy ny hafa foana elah nefa Nen'lah Toa Tsy misi Vaha'olana😳 😍
Zandry ah , Ao Fa keli sisa ! 🎶👏 RIP LESY E
Tsy Mila fanotanina, tsy Mila mamaly misaotra
Tiko lotra le hira, de tena misy olona mety tonjo sarotra zao any eh.
Courage be fona nareo, "Kely sisa"
Olombelona mpiatsara-velatsihy tsy Hana ahoana, ok
Mandriampiadanana Rak Roots. 🙏🏼🥺
Le feona onduleur maneno no tena mapatahotra, tena kely marina sisa d ...
Ho fatin'ny ranomaso aho. Merci lesy
1 years since u gone😢💔 ao fa kely sisa, misaotra fa tena mamy sady feno anatra ❤
Kely sisa 😭 09/01/2023 😭😭, MBA misy mijery ve ela , ihidy antrano miaraka aminy maso manganoano 😭😭, miady aloa vao resy 💪✊
A tout ceux qui traversent des moments difficiles, qui se sentent perdu et seul, soyez fort, ce n’est que temporaire
Ça me touche beaucoup ❤️😭😭
😭😭😭😭😭😭😭😭💔
💔 eh, tapitra lay kely sisa, ny mamy ipetraka ho tsiaro!
감사합니다 ❤
Tena grave be,eny marina zany misy mijaly toa anialahy koa lwisy baina fa courage foana
Que la terre te soit légère 💐🕊 rest in peace rak roots 💔
😭😭😭 losooo anw igneee
Miara Ory Dia miara faly. Kely sisa. Mankasitraka 😘
😭💔 tena kely tokoa ny sisa . any an-danitra ndray mihaona 😭💔💔
Repose en paix Loïc 😭 Mino ah fa efa sambatra enao, tu restera toujours dans nos coeurs!
marina zany
zao lty elah lasa, zay le lalam piainana, malahelo ihany ny tena, veloma lesy eh
tapitra sahady ve ilay kely sisa 😭
kely marina sisa 😭😭😭😭😭
🥺ao fa kely sisa
, mandria am-piadanana 🤧🖤
Kely sisa letsy ...
Rest in Piece Loïc 😎
misaotra less🥲🥲🥲mino aho fa efa any paradisa ela zay
Je suis vraiment triste , il aide toujours les autres tu me manques beaucoup loïc 😭😭😭
je replonge encore bro , j'espère que tu m'entend de la Haut Ao fa kely sisa
Ndrii.... Fiainako izy izany
Mandria ampidanana zany zandriko izany ao fa kely sisa
tena nanohina ny foko ny tonon'ity hira ity, zandry a ao kely sisa 😢
Ndriii lesy
Henjana be zany! malahelo letsy, mandriam-piadanana
ao kely sisa ... milay eee
Repose en paix Rak Roots ou Loïc😭😭😭😭😭
Otrany mandona fo be zany le izy le
tsy aiko hoe mfanindry am le mahazo anah amzao ve
fa tiko be mieno an le izy
Misaotra e,feno ny hafatra
Dia ho lasa tsiaro ireo mamy napetraka ....
nampitomany be a naheno an'ity voalohany
nandona be loatra a
Ao fa kely sisa❤️❤️❤️ norm mankasitrak eh,merci👊👊👊
Misaotra Betsaka e! ❤️
mistery ny fiainana!
merci beaucoup fa tena tsara hira
Rest in peace Rak Roots ,
Tena tiako e✔
Rip enoa rak robots😭😭😞😞😞😭😖
mandria ampiadanana lesy
maty izany onduleur anla zany... fa milay le vazo
Loic a tu nous manque trop
Tsapako 😔
Va en paix Rak Roots, que la terre te soit légère. Rest in peace 😭😢💔💔
REPOSE EN PAIX MON IDOLE 🎧🙏🏽
ANADRATA N KANTONLA AHO .🎧
Mafinaritra eh
ndriiiiiiii😪😪😪😪
Fa maninona ny olona tsara foana no lasa aloha ?
Ndriie repose en paix Rak Roots
Ndraindray ve efa mandindona tkoa oe kely sisa e?
😭😭😭😭😭😭 veloma Rakroots
😪
😢 Rest in peace Loïc
Merci et réponse en paix
Chapeau fa mrc
Raisina ny fisaorana e! ❤️
Bye lesy bro
Rest in peace 😢😭
Fiainako 😞😞
Merci😚
derien
❤
😢😢❤❤❤❤❤💯
RIP
🎉
😘
😭😭😭😭
😭😭😭💔💔💔
💔😭😔🤐💪🔥👌
🥺
😭😭
❤😢
Tena mampitomany be eh
😭😭😭😭😭
💔💔😭😭
Ao f kely si sa e
😭😭😭😭😭😭😭
Ndriii
🤍👊
Rest in peace. 😢😭
😭😭😭😭😭💔
😢😢
😭😭😭😭😭
😭😭😭😭
😭😭😭😭😭