Il avait à cœur de réconforter les gens qui souffrent en silence et de leur rappeler de chercher Dieu dans l'épreuve. C'est une noble action. Repose en paix Rak Roots !
Zandry ah! Ao fa kely sisa Kely sisa! Rerak'hono elah! Toa enoko fa miezaka mitsiky nefa toa saritsariny fotsiny ihany Fa ny anatiny mangatsiaka Miezaka mitraka hono ela fa mavesatr'atoka Zandry ah! Ao fa kely sisa! Rerak'hono lah! Toa enoko fa miezaka mitsiky nefa toa saritsariny fotsiny ihany fa ny anaty mangatsiaka. Miezaka mitraka hono lah fa toa mavesatr'atoka Manafina ny akama nefa toa tsy azoko! Angah tsy manana atokisana,tsisy olontiana mba hizarana izay mavesatra fa toa elah irery foana no mizaka ny mangidy. Zandry ah! Ao fa kely sisa. Lazao izay tena olana! Manampy ny hafa foana elah nefa ny an'lah toa tsisy vahaolana. Mba misy mijery ve elah rehefa iny dify ny varavarana ny akama. Hihidy an-trano irery indray mantsy elah dia miaraka amin'ny maso manganohano. Tsampako! Ao fa kely sisa. Zaho angamba no diso eh! Tsy nitondra an'lah t@ lalana marina, Disoko ny tenako,anjarako no manarina izay tsy voam-pitako. Tsy hitsara an'lah aho satria,ny hitan'lah mbola tsy hitako.Ny mahazo an'lah mety tsy hozakako, fa ny hafatro dia : Ao fa kely sisa. Dia hifoa indray zao elah io fa miposaka ny masoandro. Hijery fitaratra dia hisento,hiteny hoe: ''mirary ntontolo andro,rahariva mihaona eh! Ao fa hitondra namana aho raha mahita.'' Na ny hefitranon'lah aza mahatsiaro mangatsiaka satria irery tsika. Zandry ah! Efa amoron'kady hono elah! Mozika sisa no mampifaly, Mozika no atao fanafody rehefa marary. Non! Mozika namana ihany fa mila soroka enti-mamindra elah! raha mijaly,tanana hisafo mba hampitony ny saina,fihina mafy ampiakatra ny moraly,feo malefaka hiteny hoe: ''miara ory dia miara faly tsika'' Sa hiteny indray ela zao hoe: ''tsy maninona aho fa vizana fotsiny'' Satria mantsy elah mafy be hikohizana? Sa tsy te hampizaka ny mafy ny manodidina dia aleo tazomina irery. Dia potika tsikelikely ao elah! Mitahiry poizina zandry mahafaty ah! Ao fa kely sisa. any anh! Henoko hoe: efa manao ankanjo mainty hono lah fa misaona fa maty fanahy mbola velona! Mihevitra mantsy elah fa raha maty vao hisy ahatsiaro. Dia ho lasa tsiaro ireo mamy napetraka, Ny feo sy ny adalan'lah tsy maintsy halaelovana rehefa mikipy ny maso. Kely sisa zandry ah! Efa hifoha elah io zao.Nofy ratsy tsy ho mandrakizay fa raha mbola misy manaitra elah dia tapitra eo. Ao fa kely sisa eh! Any anh! Zandry! Kely sisa. Efa ao ambaravarana ao anie izy eh! Miandry an'lah ampandroso sisa. Efa henony daholo ny resaka nataonareo tao. Efa henony ilay feo malefaka iny rehefa miteny elah hoe:"reraka aho!" Henony fa tsy misy mamaly elah fa elah irery no ao. Izaho hoy izy ilay Andriamanitra be fitiavana. Miandry anao anokatra aho dia hiditra aho ameno ny banga. Indreto fa noentiko avokoa ireo zavatra nirin'ny fonao. Nitondrako fitiavana sy fiadanam-po ary fahasambarana mandrakizay ianao. Mahereza zandry ah! Aoka izay ny sento sy ny tomany. Hafatra avy aty @ko ihany.Rehefa resy aho dia atsangako.Rehefa diso aho dia ampianariko. Zah ihany no zokiko. Misaotra zoky ah! tononkira.serasera.org/hira/rak-roots/ao-fa-kely-sisa tononkira.serasera.org
J'ai dû mal à y croire que tu nous est quitté Mais ojd tu est rentré, tu es au près de dieu, notre père tous puissant🙏 on te remercie pour l'héritage que tu nous laisse sur terre, c'est juste magnifique impossible de t'oublier❤ Repose en paix Loïc Et plein de courage à tout sa famille🙏🥺
Merci pour l'art que tu as laissé, "rehefa manakipy maso dia malahelo" 💔 nankafy ary mbola hankafy foana ❤️ Rest in peace Rak roots 🤙 mampamangy any @zay nialoha lalana rehetra any e 😭
Vao tamin herinandro aho no naheno an ity vazo ity voalohany, ary tena nampahery ahy. De androany aho naheno oe toa lasa hono ianao 😢😢mandria ampiadanana Rak Roots😭
"Nofy ratsy tsy mandrakizay fa misy mamoa Ianao Dia tapitra Io" tena nifoha any amlay fiainana mandrakizay Ianao Rakroots . Ren'ny fanahiko fa efa sambatra Ianao any am Lay Ray

🙏🙏🙏 mipetraka ato ampo ireo kanto nozarainao am-pitiavana , mandria ampiadanana
Repose en paix merci pour la musique que tu as laissé ❤
Hoan-tsika rehetra mandalo fotoan-tsarotra, courage foana, tsy irery tsika. Courage... ao fa kely sisa ☺☺
Merci lesy Rak Roots ahn les bons vibes et tout
Repose en paix lesy 🕊🤍
Tena mandona fo!!!
...Mozika namana ihany....
Fa..mila soroka itomany elah rehefa...
MIJALY!!!!
Ndriiiiiiiiiii 😥
Merci t@ hira fampaherezana ny ory sy reratsaina rehetra
Repose en paix Rak Roots
Tena ontsa n'y fo nefa atao aona moa, misaotra amin'ny hira navelanao anay mpankafy,mankasitraka Rak roots. Mandriampiadanana😭😭
Tena mangidy be zao avelanao ho anay zao Rak Roots 😭😭😭😭❤️🔥❤️🔥❤️🔥❤️🔥
J'ai dû mal à y croire que tu nous est quitté Mais ojd tu est rentré, tu es au près de dieu, notre père tous puissant🙏 on te remercie pour l'héritage que tu nous laisse sur terre, c'est juste magnifique impossible de t'oublier❤
Repose en paix Loïc
Et plein de courage à tout sa famille🙏🥺
Repose en paix 🙏rak roots 🕊😭
J’ai les larmes aux yeux 😢😭😭😭😭
mampitomany ty vazo ty! mandona lôtra! Merci lesy! mbola iaona isika eh dia averin'lah le revy mlay neraana tety
Tout était écrit 😔 Repose en paix Rak Roots🕊❤️
Thank you and Rest in Peace. You touched many hearts with your music and I hope your family survives well in your absence.
Mankasitraka lesy ah🙏🏻 veloma ary dia mandram-pihoana lesy eh🕊🙏🏻
Ho lasa tsiaro ireo mamy nampetraka, ny feo sy ny adalan'ialahy..... RIP rak roots 🙏😢
Enfin nisy nampiasa LoFi atao instru tena tsara be 👌🏽
Merci pour l'art que tu as laissé, "rehefa manakipy maso dia malahelo" 💔 nankafy ary mbola hankafy foana ❤️ Rest in peace Rak roots 🤙 mampamangy any @zay nialoha lalana rehetra any e 😭
merci pour tes musiques ,namanay hiany n y mozikanao,miara-ory de miara-faly tsika
Voalohany nahenoako ity hira ity androany❤💔😪 mandriam-pihadanana Rak Roots
Merci pour ces musiques !!
Repose en paix zandry a
Ndriiiii Latsaka ny ranomaso😭😭💔Mandrapiona e🥺🥺😓
Repose en Paix RAK ROOTS .... mankasitraka amin'ireo vita ... mitoetra ao am-ponay foana ireo hiranao ....
Repose en paix ❤️. Merci pour tout 🥺
Vao tamin herinandro aho no naheno an ity vazo ity voalohany, ary tena nampahery ahy. De androany aho naheno oe toa lasa hono ianao 😢😢mandria ampiadanana Rak Roots😭
Tena milay ilay vazo, merci lesy Rak Roots
Ndriii😭😭de lasa toko mo les zany la rak roots😭😭💔
Mlay b !!! 🔥🔥
marin loatr less le,merci mankahery hatrany
repose en paix Rak Roots
ho tsaroana anie izay rehetra vitanao
veloma madrapihaona
Tena mahay manoratra be ! Mankasitraka !
Mino ah fa kely sisa😭 Andriamanitra oh reraka aho
Mantanjaha de mitraka fa kely sisa ☀️☀️☀️
Repose en paix Rak Root's!!
Mes larmes aux yeux :-(
"Nofy ratsy tsy mandrakizay fa misy mamoa Ianao Dia tapitra Io" tena nifoha any amlay fiainana mandrakizay Ianao Rakroots . Ren'ny fanahiko fa efa sambatra Ianao any am Lay Ray
Repose en paix Rak Roots😪😪😪
trop le tononkira, merci rak roots!
Repose en paix Rak Roots 🕊
repose en paix rak roots
merci tamin mozika rehertra
Respect zoky a!
Repose en paix 😭
Courage à tout ces proches 🙏🏽🕊
"za ihany no zokiko, misaotra zoky a!" ozy lery
loup solitaire
Toujours la 2024 ❤️❤️❤️❤️🥰😘
Ao fa kely sisa zandry a mlay ka merci ! !
Repose en paix 😢🕊
Kely sisa ve. Rahoviana vao hahita ilay silam-panahy ...
mankasitraka zoky a, tiako 😥 mankasitraka be dia be
😢❤ tsara bele mozika
Rest in Peace Rak Roots ,
Trop beau🥺❤️
Hira tena anisany ankafiziko ity. Mandria am-piadanana lesy Rak Roots.
repose en paix, c'est tellement triste
Merci lesy Loïc ee
Rest in peace 😢😭😭🤝
Rip lesy... Efa voasoratra daholo tanaty ilay hira...😢
Repose en paix rak roots
ef mety ee🙌🙌😭😭
repose en paix lesy e🥺😭
Repose en paix 😩😭❤️❤️
Henjana an! zan n texte!
repose en paix rak roots
Repose en Paix Zandry 😭😭😭🕊🖤💔
Tiko loatra 😎😎❤
😭😭😭😭
Repose en paix Loïc 🥺🥺🥺🥺
Mankasitraka roots a!
enjana ty version gasy ty ....trop b le inspiraka
Mandria ampiadanana 😭😭💔
REPOSE EN PAIX MERCI nahavoray lesona be dia be zay tamin'ny mozikanao
J'adore ❤😢💔
tsara kosa a!
Ndriiiiiiii 😭😭😭😭😭 Rest in peace
Repose en paix #Rak_Roots
Ndriiiii💔
tsara hafa mihitsy!
Rest in peace Rak Roots
Rest In Peace Loïc😭🕊
Misaotra zoky an !
😢❤ tsara be
Repose en paix lesy😭
Trop beau!
kely sisa marina zaniii
Ndrii, trop be :( RIP
ory loatra ny foko! tsy hitako izay hotenenina... misaotra tamin hafatra anatra sy fankaherezana ary tsikitsiky izay nataonao nitsiry tao anatin'ny fotoantsarotra! Repose en paix mon frère
zay ve le kely sisa
Tanaty ny ady mafy aho no nihaino an'ity voalohany. Misaotra anao nampahery dia mandria am-piadanana
Misaotra fa tsara ilay tononkira 😢
Tena iainako io slam io 💔😢
Repose en paix 😥
mlay kosa eeee
mandona trop, mlay e
tsara b le slam,mety be amle feonla le slam
Reraka ah.
Henjana be ity toninkira ity
🎧😢😢😭💔🙏🙏
repose en paix lesy
💔 repose en paix
🙏🕊️
Mankasitraka zoky a!!!
Mankasitraka 😢Rest in Peace 🤍
Reposes en paix zandry a...
Rest in peace😭🥺😭