VOVOKA MAINTY 🌑 - Tantara an'onjampeo malagasy

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 8 вер 2024
  • #radiodonbosco #mifonomisitery

КОМЕНТАРІ • 103

  • @jeydlatifahofficiel4930
    @jeydlatifahofficiel4930 29 днів тому

    Mafinaritra be ilay tantara😻😻misaotra tompoko.
    Mba mangataka tapany faharoa.

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 роки тому +6

    Tena fatratra rè! miandry ny tohiny raha sitrakareo è👍🏻Mirary soa hatrany ny RDB SY NY FAN

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr 4 місяці тому

    Merci beaucoup tsara be ilay tantara ❤

  • @danahdiamonds9292
    @danahdiamonds9292 4 роки тому +2

    I Swear to God
    Ra tateraka le tantara
    ty de ho fay daoly reo mpanao Tao otsino fomba ndrazana Taloa reo
    misaotra mizara tompoko
    mila tohiny 😎

  • @heriniainastrekenbach5489
    @heriniainastrekenbach5489 4 роки тому

    Tsy mety leo mihaino ty tantara ty aho fatratra lôtra😍😍😍😍

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 4 роки тому

    J'adore j'adore j'adore ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤😁😋

  • @fitiavanaonja89
    @fitiavanaonja89 4 роки тому +1

    Thank, nizara d miandr tohiny, merci RDB❤️

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 4 роки тому

    Mankasitraka indrindra Tompoko nizara tantara vaovao anay! Mirary soa anareo fona mba hitombo hasina hatrany e!🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤❤❤

  • @mottonony3810
    @mottonony3810 4 роки тому

    Misaotra indrindra nizara tantara ho anay makasitra tompoko😘😘😘😍Bonne nuit daholo

  • @benaliahamed4141
    @benaliahamed4141 4 роки тому +1

    Zany ka tena tantara👍👍👍👍

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 4 роки тому

    Faly fa naita tantara vaovao, mankasitraka bdb hoanareo
    Toraka vonikazo eh💐💐💐🌹

  • @anta1232
    @anta1232 4 роки тому

    Makasitsaka Tompoko
    Tena tsara mahalina
    Tokony ba tantara otran zany foana n alefa fa ef ts d malina tsony le tatara pitiavana❤

  • @aniza737
    @aniza737 4 роки тому

    Tiko be 😍.merci nizara

  • @malalasoajoelandriamampian6933
    @malalasoajoelandriamampian6933 4 роки тому

    Tena tsara, mankasitraka e!👏👏👍👍

  • @choumie8656
    @choumie8656 4 роки тому

    Zay ndray vo namoka tantara vao2 ,mankasitraka bdb oo....dia miandry ny tohiny 😘😘

  • @lyndaepiphanie3132
    @lyndaepiphanie3132 4 роки тому +1

    Misaotra nizara tompoko ❤🇲🇬

  • @domoinajudiahvolaherimiran1425
    @domoinajudiahvolaherimiran1425 4 роки тому

    Hatsaran izany tantara marina 😍
    Mba aza atao ela re ny tohiny ah 😘

  • @olganirina3638
    @olganirina3638 4 роки тому +1

    Faly ery ny sofiko miheno le izy , Mankasitraka tompoko ooo❤❤❤

    • @r.louisette8468
      @r.louisette8468 4 роки тому

      Finaritra ny sofina ary faly ny fo kosa no fiteny e!

    • @olganirina3638
      @olganirina3638 4 роки тому

      @@r.louisette8468 kkkkkk diso frappe marina 😂😂😂😂
      Eny eee misoatra

    • @r.louisette8468
      @r.louisette8468 4 роки тому +1

      @@olganirina3638 Mahafinaritra retsy ise tsy mba tezitra fa mahalala hoe zay tokoa ilay izy.

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 4 роки тому

    Tsara lotra lay tatara sady mahalina be zany mieno azy makasitraka anareo bedabe nanolotra fa tena afapo zahay pihaino!!🙏❤

  • @ElioGardien
    @ElioGardien 7 днів тому

    Makasitrak bdb, namana vao2

  • @onalllopa229
    @onalllopa229 4 роки тому

    Merci 🙌

  • @clive-cynthiadaniels2269
    @clive-cynthiadaniels2269 4 роки тому

    Misaotra tompoko 😍😘♥️

  • @saholynirina-mq2tv
    @saholynirina-mq2tv 2 місяці тому

    Merci

  • @domoinarafanomezantsoa1717
    @domoinarafanomezantsoa1717 4 роки тому

    Tena grave le panoratra ny mpilalao mo efa tsy lazaina tsony fa miaina tsara le tantara ❤️❤️❤️❤️

  • @laylahmimie2326
    @laylahmimie2326 4 роки тому

    mankasitrak e😍

  • @mimiwendystenny8894
    @mimiwendystenny8894 4 роки тому

    Tena tsara🌷🌷💐💐💐💐

  • @falyrakoto2129
    @falyrakoto2129 4 роки тому

    ❤❤❤❤❤👍👍👍👍

  • @mimiekuwait6610
    @mimiekuwait6610 4 роки тому

    Tena tantra otrizany Tena atao hoe Tantara 😍

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 4 роки тому +2

    Tantara t@ Radio Don Bosco omaly ity 😜😂.
    Tsy azoko hoe maninona no tsy misy suite ny mihitsy ny tantara sasany eto ohatra hoe ilay tantara Iza marina iny Zao

    • @fitiavanaonja89
      @fitiavanaonja89 4 роки тому

      Tena marin, mis maro2 mints tantara tsis tohiny

    • @tantara.malagasy
      @tantara.malagasy  4 роки тому +4

      Miarahaba anao, marihina fa indray mihaino ity tantara ity, izany hoe tapitra amin'ity fizarana iray ity ihany hatreto raha tsy hoe manapa-kevitra ny hanohy azy tampoka ny mpanoratra. Raha ny tantara ato @chaine Tantara an'onjampeo malagasy indray dia feno sy vita hatramin'ny farany daholo, tsy mandefa tantara tsy vita hatramin'ny farany eto izahay, afa-tsy AMBONDROMBE HOE ? izay alefa tsy ho ela ny FIZARANA FARANY...

    • @lu-cynthia5610
      @lu-cynthia5610 4 роки тому +1

      @@tantara.malagasy marina zany eee mankasitraka tompoko ô

  • @brunorandrianandrasana1115
    @brunorandrianandrasana1115 4 роки тому +1

    Mankasitraka e, tsarab l tantara e!

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 4 роки тому

    Mankasitraka Tompoko ô 🇲🇬❤🇲🇬!

  • @mampiononamampionona1751
    @mampiononamampionona1751 4 роки тому

    Tikobe fa mba asio tohiny eee💋💓💋

  • @casiahharena6014
    @casiahharena6014 4 роки тому

    Merci e

  • @mimalala03
    @mimalala03 4 роки тому +2

    Tena tsara zany raha tantara. Mankasitraka re, mirary soa e!

  • @lu-cynthia5610
    @lu-cynthia5610 4 роки тому +2

    Zany ny tantara ao amy henjana RDB❤❤❤❤❤

  • @famillerajab9767
    @famillerajab9767 4 роки тому

    Vo hihaino o! Mankasitraka nizara!

  • @rakotoarisonmalala489
    @rakotoarisonmalala489 4 роки тому

    Mankasitraka ! Izay indray vao nisy tantara rdb

  • @TinaTina-pm9jc
    @TinaTina-pm9jc 4 роки тому +1

    Misaotra betsaka nizara topoko mimpisaintsainy sy mampalahelo😢 no mampatahotra 🙂🇲🇬🇲🇬😢

  • @augustemovrel1140
    @augustemovrel1140 4 роки тому

    Misaotra anao Tantara an'onjampeo Malagasy. Sady ela tsy ita teto @UA-cam izany RDB izany. Mba nanana ilay application-n'ny RDB sy radio malagasy vitsivitsy ihany aho fa aminizao dia misy fahavoazana leizy. De tsy mihaino intsony rehefa tonga alahady ariva.

  • @fleuretterazafimandimby6233
    @fleuretterazafimandimby6233 4 роки тому

    Makasitraka ndrindra anareo reetra

  • @florentineandrianarisoa3904
    @florentineandrianarisoa3904 4 роки тому

    hitako tao anaty FB izy ity, hay ve natao tantara amin'ny Radio e, misaotra betsaka

  • @tantelyrataxa958
    @tantelyrataxa958 4 роки тому

    Tsy hay izay tena mitranga @ commissariat, fa raha ity tantara ity dia tena ratsy toetra sy ratsy fomba tafahoatra ireto mpitandro filaminana. Mitady izay fomba hanafainganana ny famotorana fotsiny... Enga anie mba tsy ho toy izay ny tena zava-misy.

  • @evarinarandrianarison5072
    @evarinarandrianarison5072 4 роки тому

    Misaotra nizara, mankasitraka tompoko.

  • @rivoraza9227
    @rivoraza9227 4 роки тому

    Asa raha sahala @ ireto no tena toe-tsain’ny polisy malagasy, fa tena manao abus de pouvoir mihintsy !

  • @luslus632
    @luslus632 4 роки тому

    Misaotra nizara de miandry ny tohiny

  • @marcelafrancette8834
    @marcelafrancette8834 4 роки тому

    Ity ve tantara nandeh t@ RDB omaly align ve
    Misaotra betsaka nareo ooo

  • @ainahandrianandrasana258
    @ainahandrianandrasana258 4 роки тому

    Misaotra betsaka fa tena tsara le tantara

  • @koloinaluna3380
    @koloinaluna3380 4 роки тому

    tsar be fa mba magatak ny tohiny dray oh le pajaka anakitelo ambiny zany aona magatak ny tohiny

  • @heriniainastrekenbach5489
    @heriniainastrekenbach5489 4 роки тому

    Mba miangavy asio tohiny tompoko

  • @lopotitchaat5488
    @lopotitchaat5488 4 роки тому

    Bonjour daholo elaela zay an
    Mahalia a be ilay tantara mety mbola hisy tohiny ve?

  • @nambyanawillyboss3236
    @nambyanawillyboss3236 4 роки тому

    Anaty tantara ny hafatra ! Mandinika ny manan-tsaina !!!! Mafy ilay mpanoratra.

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 4 роки тому

    misaotra tompoko , anatra iny tantara iny ,,

  • @rambolanarivotojo2990
    @rambolanarivotojo2990 4 роки тому

    Vovoka

  • @tokyrazanajatovo5068
    @tokyrazanajatovo5068 4 роки тому

    Makasitraka tompoko.

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 4 роки тому

    Mankasitraka nizara tompoko

  • @hary.norina8385
    @hary.norina8385 4 роки тому

    Ary za ts mahita notification am tantara RDB tsony de voatery manenjika am radio lahady alina

  • @arivnana9474
    @arivnana9474 4 роки тому

    Inspiration hafa mihitsy ity tantara ity. Misy hafatra tiana hambara ve sa misitery tiana havoaka ?.......
    Hitako hoe tsy tokony ataon ny manam-pahefana by manao "" ialahy"" olona tsy fantatra .Hajaina ny olona ry manao pahefana a!!! Hafa indray raha hoe mpinamana na mpihavana.. mankasitraka.

  • @angelinerazanamasy7257
    @angelinerazanamasy7257 4 роки тому

    Salama Tompoko ô! Misaotra betsaka n'y RDB nandefa n'y tantara amin'ny youtube, Ary mirary Dia mirary n'y hitohizan'izany hatrany mankasitraka e!

  • @olivierandrianafero9437
    @olivierandrianafero9437 4 роки тому

    Tokony ho faizin'ny Razana mihitsy izay mpanota fady

  • @volamarinavolany8846
    @volamarinavolany8846 4 роки тому

    Mankasitraka tompokooooo

  • @danielinebotomora3440
    @danielinebotomora3440 4 роки тому

    Misaotra ee

  • @aluciahheninintsoa5865
    @aluciahheninintsoa5865 4 роки тому +1

    tena efa niandry mhtsy ato mankasitraka ndrindra tompoko

  • @lidorakoto9756
    @lidorakoto9756 4 роки тому

    Misaotra betsaka fa tena tsara mba asio tohony

  • @harisolorasolofoniaina9450
    @harisolorasolofoniaina9450 4 роки тому

    Mahafinaritra e. Misaotra indrindra

  • @fenitraandriampenomanana7586
    @fenitraandriampenomanana7586 4 роки тому

    Tsara e, mankasitraka

  • @tsylamadson3537
    @tsylamadson3537 4 роки тому +2

    Fa tsy azoko ilay tantara hoe tranga ten nis v sa dia vokatry ny aingam-panahy ftsn iany,ahono ny @lay anarana mpanjaka voatonotonona ao?tena mananagatra tokoa v????
    Na izany na tsy izan d isaorana ny mpanoratra ary mankasitraka anao nizara e!

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 роки тому

    Saika tara zah
    Mankasitraka eee

  • @myriadenis5506
    @myriadenis5506 4 роки тому

    Mankasitraka indrindra tompoko f tena Afa-po izahay aty à La réunion.
    Fa lé fandaharana mba ho vanona tô tsy hita ntsony ny rohy ahafahana mihaino sa tsy misy ntsony?

  • @lyviadinahdubois6807
    @lyviadinahdubois6807 4 роки тому

    Mankasitraka tompoko

  • @tantelyandriarimalala4737
    @tantelyandriarimalala4737 4 роки тому

    Tantara tao am facebook no nahitako azy ity nosoratan Ullrich fa novelomin RDB fa tena niaina tsara

  • @nadinecampenon
    @nadinecampenon 4 роки тому

    Mankasitraka

  • @kokiaa3222
    @kokiaa3222 4 роки тому

    Mankasitraka Tompoko

  • @harivelorix747
    @harivelorix747 4 роки тому

    Azo inoana ho marina ve ity tantara ity ?

  • @alyssahashelley7666
    @alyssahashelley7666 4 роки тому

    Iza marina owa le nandoro Rova Manjakamiadana??

  • @juliorasolofoniaina5237
    @juliorasolofoniaina5237 4 роки тому

    Tena tsara le tantara, makasitraka Ny RDB

  • @safidy6782
    @safidy6782 4 роки тому

    Mankasitraka indrindra,vao hiaino

  • @clemencefanjanirina8727
    @clemencefanjanirina8727 4 роки тому

    Mankasitraka indrindra RDB

  • @faratianamonique8241
    @faratianamonique8241 3 роки тому

    Mankasitraka o

  • @mamymamy3413
    @mamymamy3413 4 роки тому

    Misaotra nizara tompoko fa Tena mampisaintsaina no sady mampalahelo be

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 4 роки тому

    Mankasitraka Indrindra tompoko

  • @randriatahianaeric9310
    @randriatahianaeric9310 4 роки тому

    tena tsy nahetsika manadra-pahavitan'ilay izy tena mlay e tokony mbola asina tohiny

  • @feliciteravaosoa791
    @feliciteravaosoa791 4 роки тому

    Misaotra Betsaka nizara tompoko

  • @mireillemadeleine2354
    @mireillemadeleine2354 4 роки тому

    Misaotra betsaka o

  • @louisphilippemahasolo6323
    @louisphilippemahasolo6323 4 роки тому

    Tena tsara ka.

  • @tinasoaprincia9632
    @tinasoaprincia9632 4 роки тому

    Ts azoko mnts oe refa tantara otrn aona mety alefa ato de otrn aona ts mety.
    Za ve rangah mba nangataka anle valifaty farany de tsisy mnts 😢

    • @tantara.malagasy
      @tantara.malagasy  4 роки тому +1

      Miarahaba, ny fizarana rehetra ve no tsy mbola renao ? Mety ho zaraina eto ihany fa ireo izay maharay notifications ihany no hahita

    • @tinasoaprincia9632
      @tinasoaprincia9632 4 роки тому

      @@tantara.malagasy fizarana faha 9 no tsy reko tompoko
      Fa tsy manahy na averina izy rehetra ary

    • @tantara.malagasy
      @tantara.malagasy  4 роки тому +4

      Ezahinay ho valiana ny hetahetanao

    • @clemencefanjanirina8727
      @clemencefanjanirina8727 4 роки тому

      I tokiana mankasitraka indrindra, mba mangataka mba ho alefa ato @ Youtoube ny tantarany rbd isak’alahady ra mba azo atao e! Misaotra mialoha.

  • @lucasparany
    @lucasparany 4 роки тому

    Misaotra o ela2 ianao

  • @auziaauzia17
    @auziaauzia17 4 роки тому

    Misaotra betsaka tompoko o fa mahafinaritra be

  • @razanatsimbahajaainapatric2826
    @razanatsimbahajaainapatric2826 4 роки тому

    Tena tiko ty tantara ty mankasitraka

  • @dominiquekalo1534
    @dominiquekalo1534 4 роки тому

    Merci

  • @frajalinfrajalin9548
    @frajalinfrajalin9548 4 роки тому

    Misaotra ee

  • @rakotondrazakahoby5246
    @rakotondrazakahoby5246 4 роки тому

    Merci

  • @fenoraysah9708
    @fenoraysah9708 4 роки тому

    Merci