fa nareo ve mody fanina sa mba mampiresaka fotsiny fa faux diplôme anie ny an'i Augustin Andriamanananoro io e ! chauffeur-livreur anie ny asan'io taty France e! anontanio daholo ny gasy rehetra eto Paris sy ny département 77 (Sud Est de Paris)
Les français sont racistes jusqu’aux os. C’est pour ça qu’il n’était que livreur. Il y a pire ! Ceci étant, je n’approuverais jamais ce gouvernement basé sur une élection présidentielle dictatoriale !!!
ENAO NGA NO NITAIZA AN I RAJOELINA NAHAFANTARANAO FA TSY MANANA DIPLÔME IZYSA FALINY HIVOVO FOTSINY ,,,IZY NO PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR FA TSY FATRITRAN OLLNA OTRANAO
Belle casquette la moutache 😉😊🎵 YMCA 🎶
fa manino tokoa moa tsilany ho ministra i PAOLY RABARY pisolélaka nefa mba nanatitra dossier hono.
Ny diplaoma eo ihany fa ny toe-tsainy gasy mintsy no mila miova vao tafa io Nosy io.
Naivo ah ng enao ts lasa ministre
@ ko aloha de efa tsisy fahamarinana.
Fa anga tsy mba nitsinjiraina ara- faritany satria efa tsy nisy candidature firy nifaninana t@ Andry Rajoelina.
Firy ny minisitra avy any Nosy Be, Taolagnaro, Mahajanga, Antsiranana,...
Tsy manana diplaoma zany ny olona avy any amin'ny reny toerana reny.🤔
fa nareo ve mody fanina sa mba mampiresaka fotsiny fa faux diplôme anie ny an'i Augustin Andriamanananoro io e ! chauffeur-livreur anie ny asan'io taty France e! anontanio daholo ny gasy rehetra eto Paris sy ny département 77 (Sud Est de Paris)
Mila famotorana? Mety livreur ny asany fa manana diploma ihany izy. Mísy professor any Allemagne fa mamafa restaurant mitselika
@@rafelyjean2249 bien dit 👏👏
Les français sont racistes jusqu’aux os. C’est pour ça qu’il n’était que livreur. Il y a pire ! Ceci étant, je n’approuverais jamais ce gouvernement basé sur une élection présidentielle dictatoriale !!!
Mirarisoa sy fahombiazana ary makahety ho anareo minisitra vao2, ny asa vita ihany no hifampitsarana
Masina ny tanindrazana
Ministre mameno tanana firenena zéro
Ary ahoana ilay SEG niasa be sy solelaka faratampony iny?
ENAO NGA NO NITAIZA AN I RAJOELINA NAHAFANTARANAO FA TSY MANANA DIPLÔME IZYSA FALINY HIVOVO FOTSINY ,,,IZY NO PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE DE MADAGASCAR FA TSY FATRITRAN OLLNA OTRANAO
Diplôme mivatravatra....Olona ts namadika tamin zay tolona natao..ts maimbo tanalahy
Hatokisana amlay tanjona : Madagascar ts maintsy mandroso
Diploma inona moa izany no hiantsoana ny faripahaieana D.J. fa tsy mbola haiko?????
tony ndray ny alika fa mivovo
An an tsy hainareo fa lasa ireo be talon sasany de miampy vaovao indray.enga anie tsy hanondrana ireto
Ministeran habadoana oziz mahaleo zay
mialona ndray tony 😂
Mirary anareo hahavita be mba Tena hampandroso haingana an Madagasikara
Olona 2 ts ho tononoko anarana tafiditra ao .Asa re eee
Fialonana koa no betsaka amty reportage ity
... We'll see
Mankarary ny fahamarinana
reo ange efa zatra mivovo fona e
Ah la la n'importe quoi