MAGE 4 - Miverina indray ny fahiny

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 21 вер 2024
  • -Video Upload powered by www.TunesToTub...

КОМЕНТАРІ • 12

  • @jeanclauderatsimbazafy6007
    @jeanclauderatsimbazafy6007 7 років тому +1

    mba asio anle clip miverina indray ny fahiny iny ze manana ry zalah a

  • @nirinamanitrarakotozandry5769
    @nirinamanitrarakotozandry5769 6 років тому

    hafa mihitsy ity version taloha ity!!! mampanembona ny fahiny

  • @belyndahandrianirina5182
    @belyndahandrianirina5182 6 років тому +1

    Zany izy tena originale feo

  • @jeanherverasoloniaina7485
    @jeanherverasoloniaina7485 6 років тому +2

    Tena ilay feo taloha nankafizako azy tokoa zany

  • @valerienkevinmahaiavy5640
    @valerienkevinmahaiavy5640 6 років тому

    Ts maintsy misy ny relève zalah a milay foana io na ken ary refa tena mankafy lisany

  • @mamygasy1223
    @mamygasy1223 6 років тому

    fa nga tsy "Tsy sahy"ny titre an'io zova io???

  • @lucianomandimbisoa-px3hi
    @lucianomandimbisoa-px3hi 10 місяців тому

    Q
    Hu

  • @jackyaime2061
    @jackyaime2061 6 років тому +3

    hafa ihany ny MAGE4 taloha mbola tsy nogafin'i Ken ny feo. TSARA BE E

    • @lavignesbloodstainjun20
      @lavignesbloodstainjun20 6 років тому +1

      Adala a, zoky ts mahay mihira io le vox talo

    • @hanitriniainaraharimanana5944
      @hanitriniainaraharimanana5944 6 років тому +3

      marina fa tsara lé talou fa tena manampeo kosa Ken e, vao maika manome lanja lé hira ny feony mavesatra kokoa

    • @nylalainaranoavomanana4089
      @nylalainaranoavomanana4089 6 років тому

      d samy manana ny tiny tko,ra za manokana d aleoko izy misy an'i Ken,izy no tn itako nanandratra avo ny tarika,timbre vocal mandona b,ol tsy mahay mihaino mozika no miteny oe nanimba ny tarika izy,tn aotra.Hafa mitsy zalah misy an'i Ken

    • @rolandrandriamihajason3257
      @rolandrandriamihajason3257 Рік тому

      aza malatsaka samy manana feony samy tsara fa itako oe ken itako nanosika lazany mage4