SO COOL DU 17 octobre 2017 by kolo tv

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 24 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 68

  • @andrerakotojaona596
    @andrerakotojaona596 7 років тому +9

    merci Ankoay fa dia tena mahitsy sy mazava ny resaka nataonao. Marina mihitsy ny voalazanao, mahalala sy mankatoa an'Andriamanitra ny malagasy fa tsy ny vazaha no hampianatra antsika izany.... Mankasitra e

  • @andryrabeza4364
    @andryrabeza4364 7 років тому +15

    Misaotra an'i Ankoay tanora sahy mijoro sy miharo ny maha malagasy hatrany.
    Mino mafy aho fa ny fandraisanao anjara @ adi-hevitra matetika toy izao no hanampy ny Malagasy hametra-panotanina amin'ny tenany @ zay sy hanampy azy ho tonga saina @ fampisaraham-bazana aterakin'ny fivavahana vahiny ary ny fanandevozana mbola mitohy hatr@ izao fa mody afenina ao arinan'ny baiboly e,jesosy e,...
    Mba hany faniriko nefa hitako eto fa tsy asahy ny hiray plateau aminao ireo mpitondra fivavahana misy eto Madagasikara

  • @ramahita7117
    @ramahita7117 7 років тому +13

    Na vovoka, na lasa fotaka na lasa inona na inona ny Razanay,niandohanay ireo ka hajainay,ary tsay maintsy mamadika izahay na iza faly na iza tsy faly,fitohizan'ny fitiavanay azy ireo izany,hatramin'ny fahavelomany, fa tsy hoe t@fahavelomany akory ka nataonay tsinontsinona, ny anao angamba izany ramose niantso an-taroby teo;mbola mamerina fisaorana ANKOAY.

  • @christellerakotovahiny5254
    @christellerakotovahiny5254 5 місяців тому +1

    Tena misaotra betsaka an’i Ankoay nitondra fanazavana ! Malagasy hatramin’ny farany !

  • @DavidPerez-hz6le
    @DavidPerez-hz6le 4 місяці тому +2

    Merci ankoay . Mila ahiratra tsara ny mason'ireo hajambain'ny vazaha ireo

  • @ratendrimitantsoatomboaril2951
    @ratendrimitantsoatomboaril2951 6 років тому +8

    Za rangah maka an Ankoay a ! Tsy reveko le fikan le rangah niantso 1: 31 a. Ianareo no efa donton'ny tantara sy anganom-bazaha.

  • @ralambomananavohary3466
    @ralambomananavohary3466 4 роки тому +6

    Reveko be ty !!
    Merci Ny Ankoay !!! ;-)

  • @domoinajudiahVolaherimirantsoa
    @domoinajudiahVolaherimirantsoa 17 днів тому

    Vao manomboka le fandaharana defa itako saady le zavatra tsy mety ataony mpanolotra fandaharana, métisse lehio fa tsy Malagasy 🙄 mankasitraka Akoay 🎉❤

  • @gadonagasy6347
    @gadonagasy6347 4 роки тому +3

    Mankasitraka Ankoay a ! Ho ela velona anie ianao ary ho Tena Andriamanitra sy ho tahian'ny Razana..

  • @randrianandrasanafrederic3905
    @randrianandrasanafrederic3905 7 років тому +7

    Misaotra an'i Ankoay, ho ela velona anie ianao

  • @patrickjulienrakotonomenja9989
    @patrickjulienrakotonomenja9989 4 роки тому +5

    tsika ef simban i vazah fa marina miits volazan i akohay

  • @giselerakotomalala2249
    @giselerakotomalala2249 6 років тому +2

    LI ANA DIA LIANA TOKOA AHO NAHITA ITY FANDAHARANA ITY VOALOHANY MISAOTRA AN' i ankoay nampahafantatra zavatra maro be ny tanora no tsy mahalala ny kolontsaina nenti-paharazana ka tohizo fa tena mahaliana !

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 4 роки тому +2

    Mankasitraka anao feno Ankoay tsara sy mihaja ny fitafinao ary tena mendrika ary rariny loatra ny teninao ary tena OLONKENDRY ianao....

  • @PhiliRakoto
    @PhiliRakoto Місяць тому

    Aza mifaneritery akolaka ,ry atoa Eric ,,,,nenao tadianao hekena ,,fa ny any malagasy lavinao???

  • @PhiliRakoto
    @PhiliRakoto Місяць тому

    Misaotra an'i Ankoay ,,,napetrany tsara ny mahaizy ny malagasy tsy ho sarisarin dokotra ,,very am avia ry mino ,,,

  • @miarintsoaericangeloramial6644
    @miarintsoaericangeloramial6644 6 років тому +2

    Anio aho vo naita an ty fandharany ity nadresy lahatra ahy tokoa ny fanazavana noetin ankoay am le hoe ny malagasy efa ela no nahalala an Andriamanitra ny fanajana ny fomba ndrazana iza tsara
    Sady efa nohamariny koa fa misy ny fomba iza ratsy i ataon malagasy tokony ialana toy ny mosavy
    Misaotra an ankoay miaro ny malagasy sy mijoro am heviny .

  • @jelidolosrainijaona1101
    @jelidolosrainijaona1101 3 роки тому

    Betsaka ny point misy contradictoire resahinao Mse Lanto, falya resaka hoe OZONA kosa aloha dia diso be enao eh!!! Fa voalaza hoe VOAZONA ZAY REHETRA MIHANTONA AMIN'NY HAZO, dikan'zany dia voahozona zany i JK teo iny fa aza manao resaka tsy mi-colle moa eh!

  • @niainafaniry9860
    @niainafaniry9860 6 років тому +3

    Tsy mahita havaly ko le zoky de oe ny baiboly ihany hono no hamaliny azy.
    Notsoroniny amin'izay hoe inona ny intérêt tsy inonao an'leh izy (efa mangetaheta ny te hafantatra sahady ko lery).

  • @malalaandriantsaraharifara2456
    @malalaandriantsaraharifara2456 3 роки тому +1

    Na ny baiboly na ny fombandrazana dia zavatra natao ho fitaizana daholo iany fa rehefa vory saina ny olona dia misafidy izay lalana tiany ho arahina !!!

  • @MALAGASYMIHARY
    @MALAGASYMIHARY 7 років тому +4

    Misaotra an'i Ankoay fa tena mahafinaritra eh. Mijoro miaro ny malagasy. Misaotra mankasitraka.

    • @MALAGASYMIHARY
      @MALAGASYMIHARY 7 років тому

      Ary ilay zoky manao citation baiboly io ve tsy mahaso teny malagasy eh. Efa oe izany ANDRIAMANITRA izany dia efa an'ny malagasy. Afangaro daholo razana jesosy ANDRIAMANITRA

    • @gadonagasy6347
      @gadonagasy6347 4 роки тому

      @@MALAGASYMIHARY Ka efa voa-formater ny atidohany dia tsy azony intsony

  • @maintykely9679
    @maintykely9679 4 роки тому +3

    Makasitra ANKOAY ah

  • @jersnat3978
    @jersnat3978 6 років тому +5

    Amiko manokana ny famadihana, dia tokony ho atao satria, ao no hiaonan'ireo tarak'ireo Razanabe niandohana, sady fanajana azy ireo koa izany : Eto aho dia misaotra manokana an'i AKOAY satria raha tsy nisy azy nanandratra izany dia simba tanteraka ny soatoavina Malagasy: ho ela velona anie

  • @RYOMENgaming7410
    @RYOMENgaming7410 2 роки тому

    Makasitraka ankoay ah, tanora sahy mijoro zany ka tena lehilahy

  • @rakotozananyharimbola7423
    @rakotozananyharimbola7423 6 років тому +6

    Ny fombanay tsy maintsy ataonay ny razanay tsy arianay mandrakizay.

  • @mireille0311
    @mireille0311 Місяць тому

    Tena ts mahay maneho hevitra ako ity Rangah ty ka mankasitra anao Ankoay fa tena tiko be mihitsy ny fanehoan-kevitrao ary ten misokatra n saina

  • @inovettebezina6294
    @inovettebezina6294 7 років тому +5

    tsy famadihany no matonga ny pest . ary erany zao totolo zao misy valanaretiny

  • @zazarama4523
    @zazarama4523 6 років тому +1

    Misaotra betsaka Ngah Ankoay a. Raha mbola ny Andriamanitra nentin'ny vazaha mpanjanaka no lolohavintsika fa tsy ny Andriamanitry ny razantsika hatrizay dia tsy hitraka mihitsy isika. Tohizo zandry fa manohana anao hatrany. Andriananahary sy ny razana hitahy anao. Mahavità be.

  • @PhiliRakoto
    @PhiliRakoto Місяць тому

    Mbola mamerina iany ,,,misaotra any Ankoay ,,voavaly tsara daolo ,,resaka salaka ,,,resaka fomba isampirenena ,,,resaka Adama sy Eva ,,sns....

  • @juliettefety3680
    @juliettefety3680 8 місяців тому

    Misaotra anao ry Ankoay @zay efa vitanao, sy @zay mbola hataonao! Avy aty la Réunion zaho manoratra @nao zao! Zao ndraiky moa zaho vao nahita ny emission nao ty, ka tena liana; tohizo ry Ankoay fa tsara ty zavatra ataonao ty…! Tena Andriamanitra hianao 🙏 FETY J

  • @lalaobagouet9244
    @lalaobagouet9244 3 роки тому

    Mankasitraka ankoahy, manandratra ny sotoavina malagasy

  • @ramahita7117
    @ramahita7117 7 років тому +5

    Fisaorana tanteraka Ankoay a!!! enga anie ampiova Malagasy maro diso lalana izao fanazavanao izao;Andriamanitra sy ny Razana anie homba Anao mandrakariva;mankasitraka ry Zandry a!!ary mba aiza no ahitana Anao?

  • @joachimramaroson4030
    @joachimramaroson4030 5 років тому +1

    Ankoay ampianaro azy ny tena marina fa mbola tsy hainy fa afangarony ao daholo ny akoho sy vorona

  • @ramanantenasoajeanleonardi2624
    @ramanantenasoajeanleonardi2624 3 роки тому

    zah ankoay e gasy zahay

  • @andriatahianaheriniaina8394
    @andriatahianaheriniaina8394 7 років тому +3

    "Tano mafy izay anananao mba tsy hisy haka ny satroboninahitrao" mazava be io na ho an'i Ankoay na ho an'ilay Mr mpikaroka! samy nivona ny lohahevitra ianareo! tsy tokony ho iny ny lohahevitra teo raha ireny ny resaka nandeha! Misaotra tompoko o!

  • @PhiliRakoto
    @PhiliRakoto Місяць тому

    Ny aram panahy am malagasy tsy azon tony tsy manana fahatsapana ny finoana malagasy izay avy am an'Andriamanitra sy razana ary.ny gasy efa nahalala an'Andriamanitra hatram ela ,,,ny mpanalalana azy dia ny razany

  • @wapambohibaoolivier
    @wapambohibaoolivier Рік тому

    tsy misy irarahinay ze apokalipsy sy mpitoriteny lah any fa samy angano zao daholo ihany

  • @patrickjulienrakotonomenja9989
    @patrickjulienrakotonomenja9989 4 роки тому +1

    tokony akoay miits no mitondra firenena de milamina gasy sady lasa manakarena ts miodrana any andafy tsony ny bois de rose sy ny arena malagasy

  • @andriamaharavoavotra7184
    @andriamaharavoavotra7184 7 років тому +2

    Tsara be ilay fandaharana!!!! Tiako ilay fitafiana hanaovan'i Ny Ankoay!!!! Tsara ny fanazavana narosony!!! Mankasitraka an'i Lanto Eric!!! Tsara be ilay fitoriana, ny fanampahan-kevitra dia an'ny tsirairay!!! Mino ianao, nandray an'i Jesosy, "VOAVONY IANAO", tsy mino ianao, tsy voavonjy!!! Mankasitraka e!!!

  • @sysiafroglowdance1640
    @sysiafroglowdance1640 4 роки тому +1

    T amonjy famadihana .be a zany😍

  • @PhiliRakoto
    @PhiliRakoto Місяць тому

    Misy te hanafona ilay fombandrzana mafy mintsy eto ,,,saingy indrisy ,,,,mifangaro hafetsena sy fanapotehana ka tsy hekena.hekena ,,hevidravina ilay oe ny kamboty no voatahy indrindra raha mitahy ny razana ,,,,,,ho anareo ,,,aza mamadika ,,aza mangataka am raznareo fa nenay angatahanay mintsy ny razanay hitahy anay ...ary tena mitahy anay tokoa ireo razambenay satria ny ezaka nataonay dia nahatsapanay fa isaky avy mamadika dia misy fanambinana sy fitahiana hatrany ,,,

  • @owenrigsby6942
    @owenrigsby6942 3 роки тому

    Efa mazava ny hevitry ny tsirairay fa ny olona mampiady hevitra anireto olona ireo no te hampiady angelikary . Samy tsy hisy ho resy lahatra ireo . Ny finoana dia an ny olona tsirairay manokana . Koa samia mitazona ny azy . Fa manjary lasa mifanaratsy fotsiny .

  • @PhiliRakoto
    @PhiliRakoto Місяць тому

    Azony le zalah miady hevitra tsara iany refa miresaka elaela ,,,izy iany defa miteny oe misy resaka aram panahy ao

  • @tolotrahuguesjose5549
    @tolotrahuguesjose5549 6 років тому

    mba afaka mahazo n numerao n Ankoay ve azafady

  • @TheAnalamanga
    @TheAnalamanga 7 років тому +2

    ilay ramose mpikaroka mila mbola mikaroka ela be fa tsy izy mihitsy a. nianatra sekoly alahady fotsiny izy angamba dia hoe mpikaroka hono :D hihihih

    • @tantelysolofomasoandro8472
      @tantelysolofomasoandro8472 6 років тому +1

      tsara mbolamianatra be laymiseho mahalala ny baiboly,fa misaotra any ankoay mintsy aloa satria tena ilaina ny mahalala ny tena marina satria gasy ny tenanay,efa nandalina ny soatoavina malagasy ihany aloa za fa mbola maika manampy sady mifameno tsara ny fahalalako,mankasitraka hatrany anao ry Ankoay a,

    • @aikomarhy2829
      @aikomarhy2829 4 роки тому +1

      😂🤣😃😃Karama io

  • @tahinaherinirina8644
    @tahinaherinirina8644 6 років тому +2

    sur mits ankoay ah

  • @onjanjao772
    @onjanjao772 6 років тому +4

    Efa doton angano mbazaha. Ko lay. Ranga

  • @PhiliRakoto
    @PhiliRakoto Місяць тому

    Ny fitsarana farany dia misy ,,,ary tena hisy ,,tsy misy avocat hiaro anao any ,,,,ka avelao samy ho tsarainy tantara amzay ataony ny tsirairay ,,,inona kay no manahirana anao hitarika sy handany andro hitory teny eny retra eny refa tsy hino sy hanaraka anao izy ?? Ka na fombandrzana io ,,na fomba kristianina ,na fomba musulman ,,na. Fomba bouda dia samy miatrika eo daolo ,,,nodiabolizena ny fombandrazana ry Ankoay aahh ,,,de nolazaina fa avy am demony ,belzaboba,losifera,,sns..

  • @lovalapason5035
    @lovalapason5035 5 років тому +3

    Ra nanoratra i Paoly hoan'ny ol tety 67 kkkkkkkkkkk, tapaka nytsinaiko ry Ankoay a

  • @staradfianar8164
    @staradfianar8164 3 роки тому

    faly be daholo ny devoly panaradia an Ankoay satria mitifitra mafy an'i Jesosy leri, miezaka mitony kosa ny panaradia an'i Jesosy ka tsy d mora miakatrafo fa tony tsara eo apamaliana . courage Akoay fa io anao io dia efa ts misy fika tsony fa ho rava tsy hoela na dia ny hanao zay faraherinao aza enao @ fomba rehetra ^ fandresendahatra dia hoy aho oe, efa rava io ka tsy ho tafarina tsony na hitotonga mifototra aza enao

  • @fanevaniaina9807
    @fanevaniaina9807 3 роки тому

    Lazaina fa ny fahotako no nahafaty anzany jesosy zany nefa za ary tamin'ny andro nahafaty anlery mbola tsy teraka, tsisy idirako ze nahafaty anazy aloha ry zareo mampianatra baiboly an

  • @TheAnalamanga
    @TheAnalamanga 7 років тому +2

    ny olona rehefa manana ny maha izy azy dia tsy mila ampianarina fa fantany izay ataony sy ny alehany ary ny antom -pisiany sy ny hasiny. mahay mivelatra sy mandrosoa amin ny tany misy azy satria izay no nomen Andrimanitra azy. fa ny olona olona kosa rehefa tsy mahafantatra na ny tenany sy izay tany ipetrahany ary koa ny hasina fa ahodikodin ny hafa ka miteny tsy tokony hotennenina tsy fantany akory izay ho ataony sy ho alehany dia tsy androso mihitsy. sasany amin izao milaza ho manampahaizana daholo, firy no miseho ho injeniera sy dokotera nefa mankaiza izay diso atao ny sasany ihany no haverina.

  • @rasoazanamioratatamo7468
    @rasoazanamioratatamo7468 4 роки тому

    ANDRIAMANITRA ihany no manafaka dia ho afaka ianao ary izy tsy mamela anao ho afabaraka izany atolory azy fonao dieny mbola velona

  • @rarinysitrakiniaina7669
    @rarinysitrakiniaina7669 5 років тому

    Ekena hoe mahay miresaka lay Ankoay fa lay fanoanan-kevitra lasa terena ho izy fotsiny amzao, ny maty tompoko tsy hahare zay fanajana ataonao eo, ary raha hanaja dia izy velona atao tsara,
    - Rehefa velona ny ray amandreny tsy misy Malagasy mahavita mandany anapitrisany izany hoe andeha hivory sy hanangom-bola dia homena ny ray amandreny ho fanajana azy, fa rehefa maty izay vao hoe andeha hanao adidy amin'ny ray amandreny. Na iza hiteny na iza hilaza tsy mbola nisy an'izany hoe anao adidy am ray amandreny dia hamono omby am-plony, dia handoa an-tapitrisany hanajana ny ray aman-dreny fahavelony fa izy maty foana vao hoe hajao ny razana (fiatsaram-belatsihy)
    - Inona no porofo omenao fa mitahy ny razana, raha mitahy izany tsy amela ny avany mamono lamba azy hijaly sy ho ory eny fa averiny avo zato eny ny vola adidy namonosana azy
    - Ekena hoe nahalala lay mpahary ny Malagasy teo aloha fa raha tena mahery lay andriamanitra izay ninoana sy natambatra tamin'ny razana, tsy ny Malagasy ihany no nahalala azy fa zao tontolo izao, iza eto amin'ny olona eto an-tany no tsy mahalala an'izany hoe baiboly na lay Andriamanitra, ary raha tena mamaky baiboly ianao dia afaka manamarina ny baiboly ara-tantara fa tsy angano na arira ireny voasoratra ireny.
    - Raha fotorana lay resakao dia ireny tromba sy dadilahy zay mbola tazomin'ny Malagasy ireny no atao hoe Andriamanitra aminao
    - Azonao tsy inoana ny hoe tsy taranak'i Adama sy Eva ny Malagasy fa tsy azonao porofoana koa nefa hoe marina ve ny hevitrao fa mandà no azonao atao fa ny anaporofoanao azy tsy misy.
    - Ny Andriamanitra tsy ray na roa fa samy manana ny Andriamaniny: ny sasany masoandro no andriamaniny, ny sasany Bouddah, ny sasany vodiazo sy vato no ivavahany, voalavo, sary vongana sns ary samy misy hery ao ambadik'ireo rehefa inoanao fa tsy izay mahavita mamoaka rano amin'ny tehina sy vatolampy tahaka ny an' Andrianampoinimerina dia izay no atao hoe Mpahary fa tsy fahagagana no hahalalana hoe ity no mpahary fa maro no fomba hamantarana ny tena Andriamanitra mpahary

  • @TheAnalamanga
    @TheAnalamanga 7 років тому

    LASA RESAKA TSY MISY HIDIRANY MIHITSY LEROY A

  • @inovettebezina6294
    @inovettebezina6294 7 років тому

    Azfad fa mbola mangataka a
    iverinan ndray ty fandaharna olo 2 ty fa tena mampagitaktak jeriko ity fandahar ty

  • @lalaobagouet9244
    @lalaobagouet9244 3 роки тому

    Otran'ny mazava zavatra @ ankizikely ty ranga iray @ baiboly io kkk

  • @michelmahefa2962
    @michelmahefa2962 6 років тому +2

    Milay kosa leizy an;merc Ankoay a;ef elabe aty afara za vo mahita az'ty

  • @tojorandriamanakoto4053
    @tojorandriamanakoto4053 4 роки тому

    Ilay Razana mitahy sy ny famingavingana an'i Jesoa Kristy no tena tsy ekeko eto ....

  • @rosalietinah8606
    @rosalietinah8606 7 років тому

    Misaotra an'ny Ramose Mpandraharaha fa tena tsara ny fanehoan-kevitrao. Tsy tokony hisy intsony ny famadihana fa amin'io aza maro ny mpiaraitampo miady noho ny adidy sy harena tsy mitovy, ka mivoaka ny hoe tsy mandova sns. Ilay anankiray antikristy be.

    • @TheAnalamanga
      @TheAnalamanga 7 років тому +2

      fa ianareo moa anjely o. braaaavvoooo