Manampy anao @ vavaka ny fifadiankanina (Marka 9.14-29 - Pasteur Razafiarison Emilien)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 лют 2024
  • Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara
    NY ENDRIKA ISEHOAN’NY VAVAKA
    1. Ary nifoha maraina alina koa Izy, dia nivoaka nankany an-tany foana ka nivavaka tany.
    ( Prière matinale)
    2. Ary tamin'izany andro izany dia lasa nankany antendrombohitra i Jesoa mba hivavaka; ary naharitra nivavaka tamin'Andriamanitra nandritra ny alina Izy. ( Vavaka antany foana - antendrombohitra - ala )
    3. Miareta tory sy mivavaha ianareo, mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy; mety ihany ny fanahy, fa ny nofo no tsy manankery." ( Veillée de prière )
    4. Fa miambena ka mivavaha mandrakariva, mba hahery ianareo ka handositra izany zavatra ho avy rehetra izany ary hitsangana eo anatrehan'ny Zanak'olona." ( Veillée de prière )
    5. Mitandrema, miambena, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hiavian'ny fotoana. ( Veillée de prière )
    6. Koa intelo isan'andro no nandohalika ka nivavaka sy nisaotra teo anatrehan'Andriamaniny izy, satria fanaony hatramin'ny taloha izany. ( 3 x par jour )
    7. Dia hoy ny mpanjaka tamiko: "Inona ary no angatahinao?" Dia nivavaka tamin'Andriamanitry ny lanitra aho aloha. ( Vavaka tselatra ao ampo )
    8. Ary raha mbola naharitra nivavaka teo anatrehan'i Jehovah izy, dia nodinihin'i Ely ny vavany. Fa niteny anakampo i Hana, ka ny molony ihany no nihetsiketsika, fa ny feony tsy re akory. ( Vavaka ao ampo )
    9. Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo ka hiteny amin'io tendrombohitra io hoe: Mifindrà ery, dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao. Kanefa iny karazany iny tsy mivoaka raha tsy avoaka @ fivavahana sy fifadian-kanina. ( Jeûne et prière )
    10. Dia hoy izy tamiko: "Aza matahotra, ry Daniela; fa hatramin'ilay andro voalohany nampiasanao ny fonao hahalala sy hampahory ny tenanao teo anatrehan'Andriamanitrao dia reko ny teninao, ary noho ny teninao dia avy aho. ( Jeûne et prière )
    11. Raha misy roa aminareo mifanaiky ety ambonin'ny tany na amin'inona na amin'inona ka hangataka izany, dia ho azony avy amin'ny Raiko Izay any an-danitra izany. ( Duo de prière )
    12. Ary Jesoa mbamin'ny mpianany dia tonga tao amin'ny saha anankiray atao hoe Getsemane, ary hoy Izy tamin'ny mpianany: "Mipetraha eto aloha ianareo, raha mbola mankeroa hivavaka Aho." Ary nitondra an'i Petera mbamin'izy roa lahy zanak'i Zebedio Izy, dia nalahelo am-po sy ory indrindra.( Groupe de prière / Chaîne de prière )
    (1) Marka 1 : 35
    (2) Lioka 6 : 12
    (3) Matio 26 : 41
    (4) Lioka 21 : 36
    (5) Marka 13 : 33
    (6) Daniele 6 : 11
    (7) Nehemia 2 : 4
    (8) I Samoela 1 : 12 - 13
    (9) Matio 17 : 21
    (10) Daniela 10 : 12
    (11) Matio 18 : 19
    (12) Matio 26 : 36 - 37
    ****************************
    MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :
    1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:
    / mesversetsbibliquespre...
    2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :
    / mesespacesevangeliquesdr
    3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :
    / mesvideosevangeliquesdr
    4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :
    / tsaranytompoisanandrodr
    5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR
    / hoavyikristyvononavehi...
    CONTACT :
    1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
    2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
    3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andria...
    4. TWITTER : / docrivolala
    5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina
    6. FACEBOOK : / docteurrivolala
    7. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagascar.blogspot.com/...
    JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)
    QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

КОМЕНТАРІ •