Slt io resaka mandeha rhtr io dia 'y frantsay no tompon'andraikitra ny zvtr miseho eto fa sasatra eo isika raha tsy miala aminy toa ireo firenena afrikana sasany efa niala aminy tapitra hoy aho 'y fahefan'ny tandrefana rehetra fa hobadika ny rasa eto ambany masoandro
Maheno Rahat zalahy
Rajoelin-doza
😂😂😂
Ary ry Tsiliva le nito dra volamena teo tratra teo ivato ve mba nigadra sa aona?
@@Yvette-r8p
Tokony Gadraina agny
Koa fa mpangalatra dia migadra
Zegny agnaty lalagna tsisy hôsoko .
Falalagna ndrô dictateur aby io Tsy haiko
akama ireny e
@@claudera4650
Ia fa fangnam-mbahoaka bk izy angalrin-drô io de tsy hekegna
Olon-yôkagna mampahantra madagascar n’olo jiaby?
Tchrrrr 😡
FITONDRA DOZA AMINA TAMBO
FiITONDRNDRZ’A LA POISSE 😱
atao daholo ny karazana intimidation rehetra , ssss , ao ary eeee , JIRAMA mafatifaty ndray ary eeee , salantapy !
HIHIHIHIH ! HOHOHOHOHO ! Aty ndray zany EDF N'DOZA ! ale hiomehezana !
Aoka hovaina hoe jiraman-dazo indray ary e ! Satria efa tena lazon'ady lava izao izy ity !
Tena cinéma réel Ty , tsikombakomba daholo reo, fa bien programme mialoha fa tsy misy olona bado eto
fanjakana tsisy ilavana azy. itony ramatoa tony no tena mpilelaka
EFA TSY HITANY HORWTO TSONY ZAY ATAO KA RA MISY OLONA MITENY HOE JIRAMA NDOZA DIA APIDIRINA APONJA. JIRAMA MINEMANINY
😂😂😂😂mety
Mitsara sy procureur manao didy jadona Ndoza! Et alors...
Ino koa ê ! mandoha ino koa zay vô hafaka miampita tetezana 🤣🤣🤣.C'est trop
Ovao ny toetsaina fa lomorina . Tsy hitondra anao lavitra ny vola azo amin'ny makarakara. Fa tsy maintsy hivoaka à ny makarakara.
Atovy DELESTAGE' N'DOZA ndray e !
Slt io resaka mandeha rhtr io dia 'y frantsay no tompon'andraikitra ny zvtr miseho eto fa sasatra eo isika raha tsy miala aminy toa ireo firenena afrikana sasany efa niala aminy tapitra hoy aho 'y fahefan'ny tandrefana rehetra fa hobadika ny rasa eto ambany masoandro