The Prayer - Heritage Singers - VAVAKA - Version Malagasy Sambatra DVD Volume I

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 2 гру 2024

КОМЕНТАРІ • 13

  • @Mode-u4n
    @Mode-u4n 4 місяці тому

    Amen be mihintsy ee! Makasitraka,fa tsara be DHL ny hiranareo💒💖💓💖💓🙏🙏🙏

  • @gretakaiha2889
    @gretakaiha2889 Рік тому +1

    🙏Amen Seigneur.
    Bless the lord.
    Pour vos belles voix pour la Gloire de notre Dieu et bon Sabbat de la Polynésie Française from TAHITI.🌈🌅🌸💮🌺🌹🌼🌻💕💗💖🙏😘

  • @Jimmy-zb9eh
    @Jimmy-zb9eh 2 роки тому

    Tsara be. Isaorana Jesosy. Hitombo talenta anie ianao ety an-tany hatrany an-danitra.

  • @barbarasonntag8445
    @barbarasonntag8445 2 роки тому

    Amen ! Mankasitraka.

  • @noumeainah2792
    @noumeainah2792 3 роки тому +2

    tena mankasitraka fa tena tiko be nihiran nareo azy. ef henoko tany amin fiangonana Maharoa ity clip ity indray sabata. de nangatahiko tamin le olona tao fa tsy nanome mintsy iz. de tsy fantatro hoe iz no mihira fa henoko fotsiny. notadiaviko fona tsy hitako kanjo izao vao hitako. tena faly be aho mahita ity clip ity. mankasitraka.

    • @lalahrajao8711
      @lalahrajao8711 3 роки тому

      Iza ilay olona nangatahinao azy ? Mety olona tsy manana an'ilay izy kosa angamba an

    • @noumeainah2792
      @noumeainah2792 3 роки тому

      @@lalahrajao8711 non, nivavak tao marohoho za dia nalefan le olona ilay hira tamin le pause alohan culte. de ref nirava dia niresak taminy za hoe mba azonao omena ahy ve. de tsia hoy iz. tsy manina zany fa efa azoko ihany le iz de faly aho. mankasitraka fa tena tsara

  • @holiarisoarakoto7427
    @holiarisoarakoto7427 3 роки тому

    Mankasitraka indrindra e ❤️🙏

  • @cynthiamoothoosamy197
    @cynthiamoothoosamy197 3 роки тому

    Can someone give me the lyrics please?

    • @lalahrajao8711
      @lalahrajao8711 3 роки тому +1

      Mivavaka Aminao - Andriamanitra ô - Miangavy mitalaho - Omeo fahendrena ... Do you want the rest of the lyrics ?

    • @cynthiamoothoosamy197
      @cynthiamoothoosamy197 3 роки тому

      @@lalahrajao8711 yes please. Can you give me the whole script please? J'aime beaucoup cette chanson ❤️🙏

    • @lalahrajao8711
      @lalahrajao8711 3 роки тому +2

      @@cynthiamoothoosamy197 Mivavaka Aminao
      Andriamanitra ô
      Miangavy mitalaho
      Omeo fahendrena
      Fa ny otako
      Tsy ahitako Anao
      Tompo tia ô avelao re
      Nohon’ny Hasoavanao
      Ry Raiko Tia ô
      Tariho ny làlanay
      Sokafy ny fonay
      Mba handray Anao
      Fa ny otako
      Tsy ahitako Anao
      Tompo tia ô avelao re
      Nohon’ny Hasoavanao
      Na maizina aza izao ny lalànay
      Na dia mafy ny onjam-piainanay
      Ianao Jeso no Fahazavanay
      Ianao Jeso no Famonjena anay
      Ny hazavana izay omenao anay
      No hanampy anay indray
      Hahita ny Endrikao
      Hijery sy hitahy
      Ny fiainanay
      Isan’andro izao
      Izay iainanay
      Fa ny otako (fa ny otako)
      Tsy ahitako Anao (tsy ahitako Anao)
      Tompo tia ô avelao re
      Nohon’ny Hasoavanao
      Tompo tia ô avelao re
      Nohon’ny Hasoavanao

    • @cynthiamoothoosamy197
      @cynthiamoothoosamy197 3 роки тому

      @@lalahrajao8711 merci infiniment 🙏😊