C'est un Chef d'oeuvre. Bravooo a Doudou et a son équipe. Mais surtout on sent une touche particulière de Dieu dans cette chanson. Elle est vraiment speciale et unique. Que Dieu vous bénisse.
Tena tsara loatra ilay hira tonton Doudou ! Tena mahakasika ny foko sy ny fanahiko ! Latsaka ny ranomasoko eto am-pihainoana ilay izy. Feno hosotry ny Fanahy Masina... Tsara feo ny mpihira, mahay ny mpitendry, tsara rindra... Hotahian'i Jesosy ianao sy ny fianakaviana rehetra. Jimmy
Ray o mamelà , mamelà ny hadisoko Ry Ray o , mpanota aho ka tsy mendrika ny foko Ray o Mifona aho, hadinoy sy fafao Ray o fitiavana antsoiko Ianao Aza avela irery fa andrao de malemy sy reraka ao andalana ao Omeo ahy anio ny sandrinao ( Tsy titohy) (Omeo ahy ny sandrinao) Ry Ray o mahantra aho menatra aho mangahiahy Ry Ray o fitiavana antsoiko Ianao Ray o miantrà , miantrà ty fo mahantra Ry Ray o ny sandrinao hanasitrana ny ratra Eny, hamelako ireo ota natao Ry Ray o fitiavana antsoiko Ianao Omeo toky izao ny saiko re ry Raiko Ho balisamako Ianao Hanasitrana tokoa Ianao , ry Ray (Hanasitrana Ianao ry Ray o ) Ry Ray o mahantra aho menatra aho mangahiahy Ry Ray o fitiavana antsoiko Ianao
It took me back when I first believed; I love this song. God bless!!!!It's deep, you have me picking up my Guitar........../ Ampiako indray; genius, well written. Miatomboka D ilay izy fa tafiditra C, tafiditra B flat. A flat; dia ao ampovoany ao misy E flat. Betsaka izany ny outside key betsaka, tsy anatin'ny scales. Misy koa ny circle of 4th. Tres Academique; ilay izy C# dia miditra D dia avy eo F# dia B dia E dia A......Bravo!!!!!!/Tsy afaka manao Album iray ve ianareo mianakavy? Hira vaovao......
@@doudoutovo okay, misaotra. Tsara aloha ty hira ty e. Structurally sound sady hira nankafiziko fony fahazaza. Perhaps ilay melody….The lyric is just off the chain./Matetika Ray Amandreny vitsy ny nmpanoratra Ankafiziko izany ary matetika nanao conservatoire daholo ny ankamaroany. Ry Tindley, ry Richard Smallwood, Kirk Franklin, Nolan Williams, Walter Hawkins. Amiko ireo no mitovitovy aminao.
tsara loatra, tena mahay koa ilay mitendry piano, ny zanako 07 taona aty Canada mba mianatra an ty hira ity @ Piano, mamy anie zany e.. samy ho tahin i Tompo..
Je suis sud africaine , pourrais-je avoir la traduction de ce chant en anglais ou français? C’est très magnifique! 🙌🏾🙌🏾🙌🏾 I love it ! God bless you indeed!
Ray ô mamelà: Father Forgive Psalms 25:11 Father forgive, pardon my iniquity I am imperfect I am unworthy Forgive me O Father Blot out my transgressions O God of love, I plead Pass me not; for without You I am weak Let me lean on You O Father, have mercy on me: I am ashamed O God of love, I plead Lord have mercy on my bleeding heart Soothe my pain with your healing hand Forgive my sins O God, You are love, I cry to you Give me assurance that You will be a healing balm Oh Father, have mercy on me: I am ashamed O God, You are love, I cry to you Written and arranged by: Doudou TOVOARIMINO Unofficially translated From French to English by: Candy Moyo
Jojo rakotozafy c mon mari ,il est décédé il y a deux ans passe , je vais faire la traduction pour vous et au plaisir ,des que ça sera fait je vous l'enverrais , merci
Hira tena mana-tantara eo amin'ny fiainako. Hira tena mamin'ny fo tamin'izaho tao amin'ny tarika ABC. Mankasitraka feno fa tena tsara sy mamelona aim-panahy
C'est un Chef d'oeuvre. Bravooo a Doudou et a son équipe. Mais surtout on sent une touche particulière de Dieu dans cette chanson. Elle est vraiment speciale et unique. Que Dieu vous bénisse.
Tena tsara loatra ilay hira tonton Doudou ! Tena mahakasika ny foko sy ny fanahiko ! Latsaka ny ranomasoko eto am-pihainoana ilay izy. Feno hosotry ny Fanahy Masina... Tsara feo ny mpihira, mahay ny mpitendry, tsara rindra... Hotahian'i Jesosy ianao sy ny fianakaviana rehetra. Jimmy
ANDRIANJAKA Soloniaina
Misaotra Jimmy a! Tsy latsa-danja noho izao ny ataonareo. Mahereza daholo e!!
@@doudoutovo Misaotra tonton a!
Tsara lotra! Misaotra nizara. Bravo à Dera le pianiste !
Ray o mamelà , mamelà ny hadisoko
Ry Ray o , mpanota aho ka tsy mendrika ny foko
Ray o Mifona aho, hadinoy sy fafao
Ray o fitiavana antsoiko Ianao
Aza avela irery fa andrao de malemy sy reraka ao andalana ao
Omeo ahy anio ny sandrinao ( Tsy titohy)
(Omeo ahy ny sandrinao)
Ry Ray o mahantra aho menatra aho mangahiahy
Ry Ray o fitiavana antsoiko Ianao
Ray o miantrà , miantrà ty fo mahantra
Ry Ray o ny sandrinao hanasitrana ny ratra
Eny, hamelako ireo ota natao
Ry Ray o fitiavana antsoiko Ianao
Omeo toky izao ny saiko re ry Raiko
Ho balisamako Ianao
Hanasitrana tokoa Ianao , ry Ray
(Hanasitrana Ianao ry Ray o )
Ry Ray o mahantra aho menatra aho mangahiahy
Ry Ray o fitiavana antsoiko Ianao
Merci 🙏, Dieu est Amour !! Un vrai chef-d’œuvre
Merci pour cette magnifique composition ! Je pleure à chaque fois que je l'entends
Mahatsiaro ny tao Mandrosoa tokoa zany hira kanto zany. ..
Kanto dia kanto tokoa! Mankasitraka indrindra Tompoko, nisaotra nizara ampitiavana.
Mankasitraka
Magnifique chant❤️❤️🥰🥰🥰
Matsiro be fa mankasitraka🥰🥰🥰
Tsara loatra...Misaotra Doudou !
Bravos pour le compositeur et tous les équipes car en découvrant votre chanson ... J'ai senti la délivrance et le réconfort.
Merci 💖
Ray ô fitiavana , Misaotra
Mampahery . Misaotra
kanto loatra!misaotra tompoko
Tena tsara loatra!!!misaotra indrindra ho anareo rehetra
Tsara, tena tsara ny hira izay noforoninao Andriamatoa Doudou TOVOARIMINO
Misaotra e!!!
Magnifique
🙏🙏 magnifique
Tsara loatra ♥️♥️♥️
Hira tiako fony aho mbola zaza. Mankasitraka fa tena tsara, mamelona ny aim-panahy
Yesss je l’attendais la vidéo ❤️❤️❤️
Ameeen
Talenta feno
It took me back when I first believed; I love this song. God bless!!!!It's deep, you have me picking up my Guitar........../ Ampiako indray; genius, well written. Miatomboka D ilay izy fa tafiditra C, tafiditra B flat. A flat; dia ao ampovoany ao misy E flat. Betsaka izany ny outside key betsaka, tsy anatin'ny scales. Misy koa ny circle of 4th. Tres Academique; ilay izy C# dia miditra D dia avy eo F# dia B dia E dia A......Bravo!!!!!!/Tsy afaka manao Album iray ve ianareo mianakavy? Hira vaovao......
Mankasitraka ! Ny faniriana dia misy fa ny fotoana enti-manatanteraka no tsy ampy. Ho hita miandalana.
@@doudoutovo okay, misaotra. Tsara aloha ty hira ty e. Structurally sound sady hira nankafiziko fony fahazaza. Perhaps ilay melody….The lyric is just off the chain./Matetika Ray Amandreny vitsy ny nmpanoratra Ankafiziko izany ary matetika nanao conservatoire daholo ny ankamaroany. Ry Tindley, ry Richard Smallwood, Kirk Franklin, Nolan Williams, Walter Hawkins. Amiko ireo no mitovitovy aminao.
tsara loatra, tena mahay koa ilay mitendry piano, ny zanako 07 taona aty Canada mba mianatra an ty hira ity @ Piano, mamy anie zany e.. samy ho tahin i Tompo..
iray firenena onenana isika, tsara be ilay hira fa dia amporisiho ny zanakao hifehy ilay hira
Sao mba manana ny solfège na Solfa fa tianay hohirain'ny chorale-nay aty Canada. Mankasitraka fa tena tsara, mamelombelona fanahy
www.solfa.mg/solfa/3gvlqep/ray-mamel (Dika malalaka)
@@utilisateurdigital9374 : Mankasitraka indrindra nizara.
Je suis sud africaine , pourrais-je avoir la traduction de ce chant en anglais ou français? C’est très magnifique! 🙌🏾🙌🏾🙌🏾 I love it ! God bless you indeed!
Ray ô mamelà: Father Forgive
Psalms 25:11
Father forgive, pardon my iniquity
I am imperfect
I am unworthy
Forgive me O Father
Blot out my transgressions
O God of love, I plead
Pass me not; for without You I am weak
Let me lean on You
O Father, have mercy on me: I am ashamed
O God of love, I plead
Lord have mercy on my bleeding heart
Soothe my pain with your healing hand
Forgive my sins
O God, You are love, I cry to you
Give me assurance that You will be a healing balm
Oh Father, have mercy on me: I am ashamed
O God, You are love, I cry to you
Written and arranged by: Doudou TOVOARIMINO
Unofficially translated From French to English by: Candy Moyo
Bjr Candy Moto , de quel chant s'agit il, je suis Malagasy c ma passion la chanson
Ok ça marche
Jojo rakotozafy c mon mari ,il est décédé il y a deux ans passe , je vais faire la traduction pour vous et au plaisir ,des que ça sera fait je vous l'enverrais , merci
Oui
Tena tsara
Hira tena mana-tantara eo amin'ny fiainako. Hira tena mamin'ny fo tamin'izaho tao amin'ny tarika ABC. Mankasitraka feno fa tena tsara sy mamelona aim-panahy
bonjour, tena tiako be io hira io, mety mahazo partition ve tompoko, ary azonay ampianarina chorale ve?
Tsara be izany hiranareo izany! Groupe Advantista Mitandrina ny Andro Fahafito ve ianareo azafady? Dia aiza no misy anareo?
Mankasitraka e!! Advantista izahay ary monina Eto Paris
❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Miarahaba, afaka mba mahazo instrumentale ve?
misaotra mialoha