Hono akia e ! mba lasalasa saina aminao manontany Fa andro iray izay tsy ahitana anao Toa tsaroana ho andro foana re Ny maraina sy ny alina mangina Manontany tena foana akia e Ny ampitso tsy handriko haraina ahitana an-dry Hono akia e ! Mankaiza moa ny fiafaran’ny lalana iny e ! Mba iriko ho fantarina tokoa Fandalovanao matetika e ! Fa iny mirakitra isan’andro ireny ventsonao mangina Mba ho eny aho fa te-hahalala akia ilay tantaran-dry iny e e ! Mba ho eny aho fa te-hahalala akia ilay tantaran-dry . Te-hamangy anao hatrany Te-hamangy retsy aho Izay tiana no tsy mba manahy Fa ny tia dia maro ahiana e Oriory ho'aho ny saiko Te-hiantefa ho any e ! Hono akia e ! mba aiza moa ny ankaninareo avy aty e ! Ilay ankany izay namolavola an-dry Ilay ambanimbanivohitra e ! Ny ampitso aho hiserana mankany Mba hamangy harivariva e ! Hakany aho fa mahasondriana akia Ilay tantaran-dry iny e e ! Hankany aho fa mahasondriana akia ilay tantaran-dry. Te-hamangy anao hatrany Te-hamangy retsy aho Izay tiana no tsy mba manahy Fa ny tia dia maro ahiana e Oriory ho'aho ny saiko Te-hiantefa ho any e ! Eny akia e ! Mba sarotra adinoina tokoa ho'aho ny antsika e ! Iny tsikinao mandroso mankety Avy ery an-kodi-mirana e ! Ny fonao tsy mahafoy ny tiana Niaritra ny mafy anie e ! Hamangy aho hametsoventso akia Ny tantaran-dry iny e e ! Hamangy aho tsy hanadino akia Hatramin’ny farany! Sara-tiana tsy hanadino Tsy hanadino retsy aho Ny havan-tiana tsy mahalavi-tany Fa mba manimanina anie e ! O ry alina mangina Tsy hanadino ireny e e ! O ry volana eny ambony Tsy ho adino ireny e e !
izaho mpakafy ainga . tononkira ,feonkira mampanembona .indrindra hoan n tanora de be tsaka ny anatra.merci .zanaka ankadinandriana .razaiarisoa martine
Iza kay le Bandy mpihira vaovao amin'ny tarika Ny Ainga lead vocal tany fianara iny fa tena henjanabe ny feony sady manana experience be izy .Mankasitra Ny Ainga fona e
Hono akia e ! mba lasalasa saina aminao manontany
Fa andro iray izay tsy ahitana anao
Toa tsaroana ho andro foana re
Ny maraina sy ny alina mangina
Manontany tena foana akia e
Ny ampitso tsy handriko haraina ahitana an-dry
Hono akia e ! Mankaiza moa ny fiafaran’ny lalana iny e !
Mba iriko ho fantarina tokoa
Fandalovanao matetika e !
Fa iny mirakitra isan’andro ireny ventsonao mangina
Mba ho eny aho fa te-hahalala akia ilay tantaran-dry iny e e !
Mba ho eny aho fa te-hahalala akia ilay tantaran-dry .
Te-hamangy anao hatrany
Te-hamangy retsy aho
Izay tiana no tsy mba manahy
Fa ny tia dia maro ahiana e
Oriory ho'aho ny saiko
Te-hiantefa ho any e !
Hono akia e ! mba aiza moa ny ankaninareo avy aty e !
Ilay ankany izay namolavola an-dry
Ilay ambanimbanivohitra e !
Ny ampitso aho hiserana mankany
Mba hamangy harivariva e !
Hakany aho fa mahasondriana akia
Ilay tantaran-dry iny e e !
Hankany aho fa mahasondriana akia ilay tantaran-dry.
Te-hamangy anao hatrany
Te-hamangy retsy aho
Izay tiana no tsy mba manahy
Fa ny tia dia maro ahiana e
Oriory ho'aho ny saiko
Te-hiantefa ho any e !
Eny akia e ! Mba sarotra adinoina tokoa ho'aho ny antsika e !
Iny tsikinao mandroso mankety
Avy ery an-kodi-mirana e !
Ny fonao tsy mahafoy ny tiana
Niaritra ny mafy anie e !
Hamangy aho hametsoventso akia
Ny tantaran-dry iny e e !
Hamangy aho tsy hanadino akia
Hatramin’ny farany!
Sara-tiana tsy hanadino
Tsy hanadino retsy aho
Ny havan-tiana tsy mahalavi-tany
Fa mba manimanina anie e !
O ry alina mangina
Tsy hanadino ireny e e !
O ry volana eny ambony
Tsy ho adino ireny e e !
Trop ilay tononkira...Respect hoany OM-GUY 💔🙌
Tena tsara e !mampanembona loatra izany hira izany.Tsy manadino OM -GUY a !tsy maty ato am-po ny fitiavana ny sangan'asanao.Lasa namela mamy ianao.
Mafy le i Lucien. Milay foana e!
trop be ny feony. tsy dia nanaitra ahy ty hira ty taloha fa depuis an'ity version ty tena lasa hira isan'ny nakafiziko manokana
Hamangy aho tsy hanadino akia,hatr@farany
izaho mpakafy ainga . tononkira ,feonkira mampanembona .indrindra hoan n tanora de be tsaka ny anatra.merci .zanaka ankadinandriana .razaiarisoa martine
Makasitra eh! Tohizo fa tsar raha kiaraka atraminy farany nareo tsar feo daholy 🙋♀️🙋♀️
tena hira farany tiako misaotra lucien !!!!❤❤
Izaho dia tsy dia mpanaraka ity hiran ny Ainga iray ity fa tamin ity naovan dry zareo azy ity tena nanaraka hatramin ny farany.
Tiko be zany vazo zany mankasitraka ny mpamorona mahay ny mpihira azy ko milay
androany aho vao nitomany tam hiran'ny Ny Ainga 😢😢 sara-tiana tsy hanadino, tsy hanadino retsy...eee
Tafita tsara ny hafatra ..!!!!!! misaotra ny mpikarakara rehetra e!!!!! tsongaina manokana ny VETO , mahaleovà mahalasana @ ezaka rehetra zay mbola hatao sy ho tanterahina e!
Tsara be ny nanaovan zalahy azy!! fa lay nataon'i Bodo tsy mamely
Tsara ilay hira, mankafy be koa ny mpirihra fa ilay sipa mandany tsaky an!
milay rangah a! mampahatsiahy ny any am tanàna mihintsy!
hermane nantenaina
Mankasitraka sy finaritra .Tsy adino sy ho tsaroana foana OM-Guy
manantalenta mpihira gasy taloha mankasitraka tanteraka
Merci samy ankafiziko n'a Rebika n'a Ainga
Mankasitraka e! tsy hanadino...RIP Om-Guy!
enim-boninahitra Mr Om Gui amzao e! tsara zalah a!
Iza kay le Bandy mpihira vaovao amin'ny tarika Ny Ainga lead vocal tany fianara iny fa tena henjanabe ny feony sady manana experience be izy .Mankasitra Ny Ainga fona e
mika
Tena mangorintsana mihaino an'ilay hira. Milay e !
Tena tsara be le izy💗💗👍 Merci bcp !! tafita mitsy le hafatra !!
Ts mankaleo anah mits n mijer n hiran iret. Mankasitrak e !
Mankasitraka eee, tsy hadino OM-GUY. Misaotra anareo namoaka clip vaovao nahafantarako voalohany ny Tarika Ny Ainga ity.
Za ku r'zalà Te hamangy a! eh mampanembonembona zany 'lay vazo m'lay an!!
mlay ny nanaovandry zareo an'ilay cover aa! mlay fon ee! #AINGA
ndriiii tiak lotra 💓💓💕💕💕
+vola nianga Vola. zà ko ti ri francette tonga de tafita mitsy l'ay hafatra .👍💗💗
tena hafa mitsy ny hanaovanareu le hira , tsara ten tsar e!
Que des souvenir 😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊😊👌👌👌👌 Mankasitraka eeehh
Mahatsiaro ny fahazazako mihaino ity hira ity
Mampatsiaro an'ingahy Om Guy loatra ! 😢😢
tsara be le ira ehhhhhhhhhhhhhhh!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Woow! tena tsara eee. Miala satroko eee
D'efa any zan zahay mankalaza ny anniversaire-ko e ! msôtra @ organisation e !
Kanto ny hira malagasy ,merci
marina zany!
tsara be , aminy le oui
misaotra anareo ry zalah, plus particulièrement i zandry Lucien Randrianina
Mankasitraka e, dia mba asio tsiaro toa izao koa aty @ faritra e !!!
Tsara kosa eeee.mankasitraka ny Veto Association
Tsara be e?
@@njarvandrian9464 👍
misaotra indrindra tompoko o, milay nareo e, tonga any zay amin'io e
milay letsy ry zalahy a, tsika eo fona a
tena tsar, mankasitrak e
mankasitrak NY association VETO EEE. mafinaritr eeee
Tsara be
RIP OM GUI
mety be amnin'ny tarika rebika ny feo ny ainga
Ka ilay aingam panahy misy itovizana.
tena tsara :D
Fa aona Rampal no valaka toy izao eh?
🤣🤣🤣tsy misy hainy ilay tonon-kira
❤️
Rip om- Guy
milay e
😭😭😭
MILAY EEE
😍😍😍😍