Tsy an’i Rajoelina sy ny TGV ny 13 Mai fa an’ny malagasy Tsy vaky volo, koa nahoana nareo no hangataka vao hiditra ao? Fananam-bahoaka io fa Tsy an’ny babanao Rajoelina, na an’ny Miaramila Marina ny teninao Mr Siteny fa reto Ceñí reto mihitsy no nanapotika ny Malagasy, koa Tsy azo ekena zay havoakany eo, hongoty tao daholo izy mianakavy ireo sy ny forongony Masina ny tsnindrazana ❤❤
Iza indray zany anitaka jiolahy androba hiditra eo @ 13 mai Samy te ahazo toerana na siteny na ravalo dia mitondra jiolahy androba sinoa sy karana eo @ 13 mai Tsy menatra
Tonga ny fotoana, Andriamanitra tsy manampy izay kanosa. Mandehana @ izao herintsika izao. Lasa izao . Aza miherika intsony ❤❤❤❤❤
Mialaha.elah.rajoelina
Miala rajoelina
Siora leroa💪
Tsy Mila mangataka alalana fa tonga d miditra ankeriny
Tsy angatahana io 13 may fa an'ny Malagasy. Ny fahafaha dia tsy angatahana fa TAKIANA
Indrindra ireo ceni masiso be reo, reo no tena demony, efa nanakarena tao daholo ireo, efa be kibo be daholo izireo
Tairo amin'izy fa tena tsy rariny intsony e e E !
Tsy an’i Rajoelina sy ny TGV ny 13 Mai fa an’ny malagasy Tsy vaky volo, koa nahoana nareo no hangataka vao hiditra ao? Fananam-bahoaka io fa Tsy an’ny babanao Rajoelina, na an’ny Miaramila
Marina ny teninao Mr Siteny fa reto Ceñí reto mihitsy no nanapotika ny Malagasy, koa Tsy azo ekena zay havoakany eo, hongoty tao daholo izy mianakavy ireo sy ny forongony
Masina ny tsnindrazana ❤❤
Lany vola t@ fifidianana dia maniraka jiolahy eny @ 13 mai
Nareo aza mba maneho hevitra , fa ny nataon'i sasany tonga dia manongana , tadidiko tsara 07Fev
Alefaso lera izao rivahoko Malagasy mitsangana hiady @ Devoly reo Mafia jiholahimboto foronginy Rajoelina mianakavy
Taloha raha misy zavatra takiana , malalaka foana 13 Mai hatramin'ny Masera sns mitolona eo dholo , Kianja tolona takiana io , lova tamin'ny razam be
Aza miandry ny famoahana ny valim-pifidianana avy amin'ny fitsarana, sao de lasa toy ny hetsika fotsy eo ndray.
Weeeeeee
Raiktra é .....
Efa hita izao anie fatena manao tsinotsinonany malagasy ranga io mampiesona foana midina eny @ 13 may tsy ilaina fa tonga dia eny @ fokotany rehetra erakany madagasikara sy ireo mpiasa rehetra miaraka @ mpivavaka rehetra fa efa tsy rariny intsony izao efa tsyzaka intsony izao fiainana izao ka zo antsika izany fa ndao hitaky ny fahamarinana
Tonga dia mandehàna raha mahasahy êêê!!! Nareo milaza ho.mpitarika no miditra eny voalohany, ho hita eo raha mahasahy fa tsy ato no be vava!!!
Anao nangalatra taminy fifidianana koa ingahy siteny
MBA ino moa raha hainao s'y raha vitanao ETO aminy firenena
Anao mavandy tsy misy Zavatra hainao raha tsy mampiady olona foana
Izikoa resy MBA mangina
13 mai tsy fanaovana n'y fanonganam pajakana
Mandehana aminy Mahamasina
Iza indray zany anitaka jiolahy androba hiditra eo @ 13 mai
Samy te ahazo toerana na siteny na ravalo dia mitondra jiolahy androba sinoa sy karana eo @ 13 mai
Tsy menatra
Handao anareo lohandohany pisorona mankeny aloha, zahay mahantra sy noana tsy afaka, fa anareo no mitady toeragna.
Aza terena ho any 13 mai
CNI dia mangalatra ka Andry Rajoely no enjehina
Satria i Rajoelina no mibaiko ny ceni
ty ramose Siteny ty ro mandroba draha
fa efa tsy rariny loatra kosa anie ny hataony eo anivon'ny fitondrana e!
Mandeha àny ianao e! Zao de izao raha sahy fa aza n'y vahoaka tsy mahalala no fitahina ho eny