Akademia malagasy - Birao 2024 - 2027
Вставка
- Опубліковано 31 січ 2025
- Akademiam-pirenena misahana ny Haikanto sy Hailaza ary ny Hairaha.
Académie Nationale des Arts, des Lettres et des Sciences
Biraon’ny Akademia Malagasy (2024 - 2027) tarihan-dRamatoa Irène RABENORO
Habaka: akademia-malag...
Manazava ny toeran’ny Akademiam-pirenena maneran-tany Atoa Rabenalisoa Ravalitera Jean, Filohan’ny Sokajy Haikanto sy Hailaza (Section des Sciences de l’Art et du Langage), sady Filoha Lefitry ny Akademia malagasy.
Lalana Fernand Kasanga - B.P. 6217 - Tsimbazaza, Antananarivo 101, MADAGASIKARA
Antso:+261 34 93 882 28 - Mailaka : akama.acnals@gmail.com