- 189
- 376 812
TANIKO Madagascar
Приєднався 2 вер 2015
Culture, Entertainment, Tourism
Fanambarana Mpanohana Rajoelina 25
Fanambarana iombonan'ireo Mpanohana ny Fitondrana Rajoelina novakin'Atoa Pierrot Rajaonarivelo tao amin'ny Hotel Colbert, Jan-2025
Переглядів: 13
Відео
Fahavalo - Ny HANOANANA
Переглядів 2114 днів тому
Fanehoan-kevitra Janoary 2025 - Ny Vondrona laika V.L.K.M sy ireo Raiamandrenim-piangonana lehibe eto Madagasikara, ary ny Olom-pirenena Gérard Andrialemirovason, Tale Jeneralin'ny Fiadidiana ny Repoblika tamin'ny Filoha Ratsiraka.
Soatoavina sakalava - FAHATERAHANA
Переглядів 2514 днів тому
Faritra Boeny, Betsiboka sy Melaky: Fanadihadina mikasika ny Vehivavy sakalava, ny fiarahamonina sy ny tontolon(ny Fahaterahana.
Olan'ny "Ordonnances" sy ny fanomezana - [Fifidianana Ben'ny Tanàna 2024]
Переглядів 52Місяць тому
Maneho hevitra ireo efa za-draharaha amin'ny fifidianana sy ny politika eto Madagasikara: Atoa isany Laurent Ramaroson sy Monja Roindefo, ary Ramatoa Lalatiana Ravololomanana
Ben'ny Tanàna sy Tontolo pôlitika 2024
Переглядів 78Місяць тому
Ben'ny Tanàna sy Tontolo pôlitika 2024
Filoha Rajoelina sy ny JIRAMA - Pôlitika? sa Teknika?
Переглядів 522 місяці тому
Durant une émission spéciale diffusée à la radio et à la télévision publique ce dimanche 10 Novembre 2024 , le chef de l’État affirme que l’année prochaine, il ne devrait plus y avoir de délestage. Le projet de parc solaire flottant de 50 mégawatts, qui sera construit sur le lac Iarivo à Ivato, est compris dans les 150 mégawatts pour le RIA (réseau interconnecté d'Antananarivo). «Ce parc solair...
Akademia malagasy - Birao 2024 - 2027
Переглядів 552 місяці тому
Akademiam-pirenena misahana ny Haikanto sy Hailaza ary ny Hairaha. Académie Nationale des Arts, des Lettres et des Sciences Biraon’ny Akademia Malagasy (2024 - 2027) tarihan-dRamatoa Irène RABENORO Habaka: akademia-malagasy.mg/ Manazava ny toeran’ny Akademiam-pirenena maneran-tany Atoa Rabenalisoa Ravalitera Jean, Filohan’ny Sokajy Haikanto sy Hailaza (Section des Sciences de l’Art et du Langag...
Père Prospère , SERA - Fanabeazana Olom-pirenena
Переглядів 433 місяці тому
"Afaka manafay mpitondra tsy mahatanteraka ny fampanantenany amin'ny alalan'ny Fifidianana ny Olom-pirenena tsirairay !" - "Presse 4ème pouvoir?" [tanikomadagascar.com/2024/10/16/pere-prospere-ratovomanarivo-sera-fanabeazana-olom-pirenena/]
HARENA MADAGASIKARA - Sary Pika
Переглядів 363 місяці тому
Fifaninana SARY PIKA manaitra ny tsirairay amin'ny fitandrovana ny HAREM-PIRENENA tena ho Lovain-Jafy tokoa.
Taombaovao Lohataona - Kabeso sakalava
Переглядів 263 місяці тому
Fankalazana ofisialy ny Taombaovao Lohataona 2024 (na Volambita), sy vaovaon'ny fampodiana ny kabeson'ny Ampanjaka Toera sy ireo Sakalava lasaon'ny Frantsay tamin'ny Fanjanahantany.
Akademia malagasy Pr. Irène RABENORO, Présidente
Переглядів 483 місяці тому
Première femme malagasy élue par ses pairs Présidente de l'Académie malagasy.
Vaovao Benjamin - Feuille de route, SADC, sy CRN
Переглядів 243 місяці тому
Anisan'ny vavolombelon'ireo repoblika nifandimby teto Madagasikara ny lehilahy, nahalala ny tao "anaty vilany", ireo tombony sy ny hisatra teo amin'ny fampivoarana ny fiainam-pirenena.
Dr. Emma Rasolovoahangy - Candidate Présidentielle 2018
Переглядів 234 місяці тому
Election présidentielle 2018 Des résultats satisfaisants. C’est avec fierté que le docteur Roseline Emma Rasolovoahangy, président-directeur général de la compagnie minière Petromad a présenté à des membres du secteur privé malgache l’état des lieux des travaux d’exploration pétrolière qu’elle mène actuellement sur le bloc pétrolier 3114. Situé au sud du pays, plus précisément dans la localité ...
Dr Jean Claude Ratsimivony - Groupe JCR [Ny FAHASALAMANA]
Переглядів 274 місяці тому
Mpandraharaha, mpikaroka, nanorina ny HOMEOPHARAMA teto Madagasikara ny lehilahy. Mampahatsiahy fa "Harena sy Sarobidy ny Fahasalamana". Mpiandraikitra ny Centre Médical JCR manazava misimisy momba ny "Médecine alternative"
Scoutisme malagasy à l'international: "Résolution mondiale pour la Paix"
Переглядів 204 місяці тому
Tolokevitra naroson'ny Scout malagasy no anisan'ny nisongadina tamin'ireo hevitra totapahan'ny fihaonambe 2024 tany Ejypta.
Mozea RANILAIARIVONY Amboditsiry 18 Avril 2023
Переглядів 444 місяці тому
Mozea RANILAIARIVONY Amboditsiry 18 Avril 2023
Ketakandriana RAFITOSON - Human Rights Defender's Story
Переглядів 235 місяців тому
Ketakandriana RAFITOSON - Human Rights Defender's Story
MONJA Roindefo- 66 Taonan'ny Antoko MONIMA
Переглядів 225 місяців тому
MONJA Roindefo- 66 Taonan'ny Antoko MONIMA
Pr. RANJEVA Raymond - Kolontsaina sy Kolom-panahy malagasy (2)
Переглядів 755 місяців тому
Pr. RANJEVA Raymond - Kolontsaina sy Kolom-panahy malagasy (2)
Pr. RANJEVA Raymond - Kolontsaina sy Kolom-panahy malagasy (1)
Переглядів 1095 місяців тому
Pr. RANJEVA Raymond - Kolontsaina sy Kolom-panahy malagasy (1)
Hugo Ravelojaona - "coup de coeur chez le PSG" 2024
Переглядів 236 місяців тому
Hugo Ravelojaona - "coup de coeur chez le PSG" 2024
Siteny Randrianasoloniaiko, SN - PSD, Premier Chef officiel de l'Opposition parlementaire
Переглядів 306 місяців тому
Siteny Randrianasoloniaiko, SN - PSD, Premier Chef officiel de l'Opposition parlementaire
Norbert Lala Ratsirahonana sy ny Antoko AVI (Direction collégiale, 2023)
Переглядів 606 місяців тому
Norbert Lala Ratsirahonana sy ny Antoko AVI (Direction collégiale, 2023)
Emmanuel Macron et Andry Rajoelina: conférence de presse (Paris 2019)
Переглядів 266 місяців тому
Emmanuel Macron et Andry Rajoelina: conférence de presse (Paris 2019)
Marie Eliana BEZAZA, Sekretera nasionaly PSD
Переглядів 146 місяців тому
Marie Eliana BEZAZA, Sekretera nasionaly PSD
Pr RALISON Roger - Economie et Gestion = Politique [Jul. 2024]
Переглядів 126 місяців тому
Pr RALISON Roger - Economie et Gestion = Politique [Jul. 2024]
Pr. RAKOTONDRAJAO Fanja .[HDR] Manandratra ny Mathématiques
Переглядів 236 місяців тому
Pr. RAKOTONDRAJAO Fanja .[HDR] Manandratra ny Mathématiques
DROIT, Lalàna : Doctorants - HDR, "Think Tank le CREDI"
Переглядів 156 місяців тому
DROIT, Lalàna : Doctorants - HDR, "Think Tank le CREDI"
Eschatologie: Pst Razafindralambo Mahery
Переглядів 1397 місяців тому
Eschatologie: Pst Razafindralambo Mahery
❤❤❤💔😢
❤❤❤❤❤
Tsy lefy laza ❤❤
Tsy lefy laza❤
😭😭💔💔 Eeee mahatsiaro an mama !! Any ianao zay za malahelo . Mandrapihaona tsy ho mandrakizay . Misaotra ny nizara.
❤ tsara sy tena mampihetsi-po , ho Anao Irery Jehovah Ray o ! ny voninahitra mandrakizay Amen !
Eeeh de mbola mpankafia fona ahatsiarovako dada 😢
Drii❤
Milay
❤❤❤
Tiako!
18/ 11/ 2024 Ny sobika aza manan-tandrify 🧓💪👋👋
Misaotra e, mahatsiaro an' dadanay sy mamanay ary koa fianakaviana taloha tany ambohimarina
C'est mon chant préféré de Ludger Andrianjaka. Salomon qui était dans le groupe de Baly Rakotofiringa avait chanté ce chant lors du décès de Ludger Andrianjaka au tombeau familial. C'était très émouvant.!!
Ludger chantait ce chant lors d'un mariage dans notre famille.
J'ai un bon souvenir aussi avec Ossy
Be eritreritra zahay fianakaviana sy ny fianakaviany
Quelle voix magnifique naturelle, accompagné par l'instrument Piano que j'aime. Inoubliable tous les chants , ça reste dans le coeur . Tsy mety maty.!
Hafa iany ny original! Mampieritritra daholo ny tononkiran'ny Groupe Naly Rakotofiringa
Any ry Papa sy Mama zay e! Ngoma❤❤❤
Misaotra eee! Mahatsiaro anareo Papa sy Mama❤❤❤
Eeehh mandria ampiadanana ry Papa sy Mama....ity ny hiranareo roa, nampiady feo rehefa niarska nihira🙏🙏🙏
Tsy ho koanina tena tsara
Tsara
Ay ve
Izao no voady izay nataoko tsy maintsy tanako Ho anao izay nametrahako ny foko mba ho namako Ho tia anao n’aiza n’ aiza Tsy misy fetra hoe hatraiza Hiombon-tsento sy fifaliana manomboka eto Hohadinoiko ny lalao sy fiainako efa lasa Hery vaovao no entiko mikasa Hanorina ny ankanintsika mba ho paradisa Na ho haingana na mbola ho ela ny andro sisa. Mivoha sahady ny vavahady hidirantsika izao Hifampitantana hiara-dia izaho sy ianao Tsy nofy intsony ilay fiadanana Fa ho zaraina samy hanana Ny tiana tafaray amin’ny tia Tsy hitako izay teny hilazana ny hafaliako Tiako ianao eny tena tiako Haorintsika anio ny ankany mba ho paradisa Na ho haingana na mbola ho ela ny andro sisa.
hira fihainoko isan-kariva, fony aho nianatra tany amin'ny lycee Tamatave
Tsara ery
Misaotra ny nametraka o !
❤❤❤❤❤❤❤
❤❤❤❤
❤❤❤❤
❤
Drii
❤❤❤mahafinaritra ❤❤❤❤ misaotra❤❤❤fahatsiarovana tsy manadino ❤❤❤❤❤❤
❤❤❤c est une belle chanson à l époque ❤❤❤et jusqu à maintenant c est toujours'au top❤❤❤ bcp de souvenir qui tiens le cœur ❤❤❤❤ merci ❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Tena Kanto 😢
❤❤❤❤
Je me sens tout petit, tout petit quand j'écoute cette chanson..........
Merci e❤❤❤
Zany le hira gasy tsara e misaotra
❤❤❤❤
❤❤❤
tena kanto ireharehana ny maha malagasy
Hira tsy hay adinoina ao am- po, Une chanson innobliable! Andry am- piadanana anie ny fanahinao Ludger
2:18 and 2:21
La france qui as ordonné de le tuer
Jereo ny ≤les 23 chefs etats afriains assassinés au pouvoir par la france
Vazah namono azy d Didier porté le chapeau Déjà inona idiran' fiangonana am politique reo hian poizina firenena opium du peuple
Misaotra besaka ❤