Hosanna - Ny Mpihiran'ny Farimbona (FJKM Ankadifotsy)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 22 кві 2019
  • S.A.D Ramarokoto

КОМЕНТАРІ • 1

  • @hericolelalasoa7659
    @hericolelalasoa7659 5 років тому

    Miarahaba ny Farimbona Ankadifotsy. Dia mbola mahatsiaro an'io Fiangonana io foana Aho , tao no namolavolaiko ny fiainako, sekoly alahady, skoty, Antoko-mpihira, fitendrena zava-maneno,nandritry ny 30 taona , misaotra betsaka an'i Anja izay mitarika ny chorale, maro ny hiran'i Dany , ny hiran'i Dada-Misa ,sns ,mba mangataka tompoko raha mety ,anaovana rindran-kira manokana, efa 30 taona nandaozana ny tanindrazana ny tenako ,ka eto @ youtube aho no manatsetra matetika , mihaino ny toriteny , mazotoa daholo o! LALASOA HERICOLE, (Boleda no nahafantaran'ny olona ahy t@ izany