Fa Tsara Ianao (Ny Mpihiran'ny Farimbona FJKM ANKADIFOTSY)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 4 жов 2010
  • Hidera ny Anaranao izahay amin'izay rehetra atao. Hitsaoka hankalaza ny Ray. Hanandratra ny voninahitrao.Tsy hainay re ny hangina tsy hisaotra Anao ry Ray. Fa e tsy mba novidiana izay nomena anay. Asandratray ho any Aminao ka raiso izao. Ny Hira soa fiderana. Haleloia he! Hosana. He maminay tokoa e ry Ray izany midera Anao eto indray. Fa fitahiana tsy ho lany no omenao ny miaina eto an-tany.

КОМЕНТАРІ • 7