Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Hatsarana gadona re izany👍👌👌👌
Nisy vaivy araiky, nandeha natsakaMila rano hono izy, ilainy refa misasaRehefa tonga teo nefa izy, nisy lehilahy efa niandryTsy iza izany e!, fa Jesôsy ihany.Somary nahagaga ihany Jesôsy sy ilay vehivavy eh!Maninona loatra ary ity zoky ity no niandry azy!Resaka inona ôh? fa toa hafahafaHoe ilay Jesôsy hendry!Niandry an'ikala mpantsaka!Fa haninona eto ianao, hoy Jesôsy nanontany eh!(Hantsaka rano eto aho fa ahoanao inona izany eh!)Non non non!Tsy ity rano ity no ilainô, fa izay rano zè!Tsy ampangetaheta anao intsony mandrakizay.Dia ilay vadin'olona nalainao iny e, avereno!Tsy menatra akory nareo mifanoroka be teny an-tsena!Mila miova ianao vaivy e, mitandrema!Izaho Tomponao no tonga milaza aminao famonjena, vaivy eh!Ref:(Eh! Tsy atsaka intsony Dada e!Mmmh! Tsy mila manovo MamaHe! F'ilay rano velogno ôh!Mmmh! Tsy mila vovo nama.He! Tsy mangetaheta intsony e!Hmmh, Raha izay rano izay no sotroinaHe! Henoy Zagnahary mivolagnaHamaha izay mety ho fatorana!.....Ref: .........*Ilay rano velonô!Mahela velonô!Mavonjy fanahy,Handovàna fiainana mandrakizay. (x4)Ref: ....
Mankasitraka tena raitra ilay hira fiderana, mélodie tena mamelombelona fanahy
Tsara be, sady sara b le figurante
Tiako loatra
Le Theme milay revekou trop ai
Na ny tonony na ny mozika, tsara
Tiako loatra e🙏🙏🙏😥🤗🤗🤗
Mankasitraka fa tena tsara
Mankasitraka e
tena lasa tsy mety mahafoy an'ty hira ty a fa miaino azy in'droa fara faha keliny isanandro.
Tena mahafinaritra be kosa e.
Hatsarana gadona re izany👍👌👌👌
Nisy vaivy araiky, nandeha natsaka
Mila rano hono izy, ilainy refa misasa
Rehefa tonga teo nefa izy, nisy lehilahy efa niandry
Tsy iza izany e!, fa Jesôsy ihany.
Somary nahagaga ihany Jesôsy sy ilay vehivavy eh!
Maninona loatra ary ity zoky ity no niandry azy!
Resaka inona ôh? fa toa hafahafa
Hoe ilay Jesôsy hendry!
Niandry an'ikala mpantsaka!
Fa haninona eto ianao, hoy Jesôsy nanontany eh!
(Hantsaka rano eto aho fa ahoanao inona izany eh!)
Non non non!
Tsy ity rano ity no ilainô, fa izay rano zè!
Tsy ampangetaheta anao intsony mandrakizay.
Dia ilay vadin'olona nalainao iny e, avereno!
Tsy menatra akory nareo mifanoroka be teny an-tsena!
Mila miova ianao vaivy e, mitandrema!
Izaho Tomponao no tonga milaza aminao famonjena, vaivy eh!
Ref:
(Eh! Tsy atsaka intsony Dada e!
Mmmh! Tsy mila manovo Mama
He! F'ilay rano velogno ôh!
Mmmh! Tsy mila vovo nama.
He! Tsy mangetaheta intsony e!
Hmmh, Raha izay rano izay no sotroina
He! Henoy Zagnahary mivolagna
Hamaha izay mety ho fatorana!
.....
Ref: ....
.....
*Ilay rano velonô!
Mahela velonô!
Mavonjy fanahy,
Handovàna fiainana mandrakizay. (x4)
Ref: ....
Mankasitraka tena raitra ilay hira fiderana, mélodie tena mamelombelona fanahy
Tsara be, sady sara b le figurante
Tiako loatra
Le Theme milay revekou trop ai
Na ny tonony na ny mozika, tsara
Tiako loatra e🙏🙏🙏😥🤗🤗🤗
Mankasitraka fa tena tsara
Mankasitraka e
tena lasa tsy mety mahafoy an'ty hira ty a fa miaino azy in'droa fara faha keliny isanandro.
Tena mahafinaritra be kosa e.