Tsy avy amin'ny olona ny ain'ny famonjena Tsy nahavonjy ahy ny vola sy ny harena Fa avy amin'i Jehovah Ray Izy mampijoro ahy Jehovah no hery sy tanjako Ny aizina dia hoazavany Ireo olana ihany koa dia horavany Ka hidera Azy aho Eny hidera Azy aho dia Haleloia Tsy ho menatra aho na koa hangahiahy Fa Jehovah mantsy no mpiandry ahy Inona no hampahory Fa Izy tsy handao akory Eny hatoky hatoky Azy aho Ny aizina dia hoazavany Ireo olana ihany koa dia horavany Ka hidera Azy aho Eny hidera Azy aho He Haleloia Haleloia, haleloia,...
Zany mihitsy Jéhovah ooo,hatoky anao aho
Amen ! Misaotra indrindra amin'io hira io. Tsy mitsahatra mihaino azy aho. Haleluia ! Tsara ny Raintsika any an-danitra 🙏🙏🙏
Tsy avy amin'ny olona ny ain'ny famonjena
Tsy nahavonjy ahy ny vola sy ny harena
Fa avy amin'i Jehovah Ray
Izy mampijoro ahy
Jehovah no hery sy tanjako
Ny aizina dia hoazavany
Ireo olana ihany koa dia horavany
Ka hidera Azy aho
Eny hidera Azy aho
dia Haleloia
Tsy ho menatra aho na koa hangahiahy
Fa Jehovah mantsy no mpiandry ahy
Inona no hampahory
Fa Izy tsy handao akory
Eny hatoky hatoky Azy aho
Ny aizina dia hoazavany
Ireo olana ihany koa dia horavany
Ka hidera Azy aho
Eny hidera Azy aho
He Haleloia
Haleloia, haleloia,...
Tsara ny Tompo Haleloia ho azy ny voninahitra mandrakizay mandrakizay Amen
Avy amin'i Jehovah mpanao ny lanitra sy ny tany ny famonjena !
tsara loatra fa tohizo hatrany mandrapahatonga ny Tompontsika e
Tena tsara na ny feony na ny tonony e, mankasitraka e, Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny Voninahitra
Marina ,avy any @ Jesosy NY famonjena ,amen
tsara loatra Ianao Jesosy oh
idera Anao aho Alleluia
ALLELUIA aaaa
Voninahitra ho Anao Andriamanitra ô
Merci les aa tiako be daholo hiranao😘😘
misaotra betsaka amin'ny ity ira ity fa tena nankahery ana
tsara foana e
Aleloia
mampitehidera , mahafinaritra !
Amen
Amen!!!
Sidonie Juster misotra any jesosy mpanomesoa
Tsara lotra t'y hira t'y mampitomany
Tsarabe
Alléluia!!!!
mafinaritra de tahin Tompo