Thiera Kougar - One sento

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 31 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 13

  • @rojoarisoadina8820
    @rojoarisoadina8820 2 роки тому +1

    iray lalana aminao za hifampizara ny soa sy n tsara
    inamana aminao za ra ianao no anjara...

  • @haniellekachingwe3262
    @haniellekachingwe3262 Рік тому

    Mbola kanto ho anay foana ty hira ty e😍

  • @dizainlab
    @dizainlab Рік тому +2

    Tononkira
    Fa tsy nataoko zava-poana fa tena sarobidy ny fandraisako anao
    Tsy ampiaram-bolana isan-taona hanaovako porofo ny fitiavako anao iao
    Tsy andriko zay hahatafahoana fa mampanonofinofy ny miaraka aminao
    Hafa mihintsy ny eo anilandry mahafatiantoka raha tsy hankafy
    Iray lalana aminao zaho hifampizara ny soa sy ny tsara
    hinamamana aminao izao raha ianao no anjara
    hiara hanoy ny tantara
    Dia, ny masonao manjompika na amin’ny andro maizina aza voamaika mazava
    Toa tsy aritro ny tsy hikitika fa voa mahita anao aho dia potika sy rava
    Toa zarako aza ianao eo foana fa hotran’ny hoe efa lasa zatra mandavataona
    Enga anie ka hilay hatrany ho feno fitiavana ny tany raha
    Miaraka aminao izaho hifampizara ny soa sy ny tsara
    hinamamana aminao izao raha ianao no anjara
    hiara hanoy ny tantara

  • @johnrakotomanana2022
    @johnrakotomanana2022 Рік тому

    Souvenir be, nipetraka tamin'ny 1ere année teny ankatso 2015

  • @ulyssebasora4245
    @ulyssebasora4245 3 роки тому

    J’aime 👍

  • @manovosoanasolojaona3520
    @manovosoanasolojaona3520 6 років тому +1

    milay le vazo, ankehitsiny tsy aiko hoe tokony hipetraka ho tantara 21/11/2018

  • @mariolmt197
    @mariolmt197 5 років тому

    De aveo n saraka ve ? :(

  • @marinojend8034
    @marinojend8034 5 років тому

    F ts natok zavpon f ten sarobidy n fandraisako anw .....makasitrak les brada🤙🤞👊✊🤛🤜👂

  • @kelimatoykelimatoy8046
    @kelimatoykelimatoy8046 5 років тому +1

    Mandona tantera Anat ty vazo ty

  • @livachristianramananarivo3478
    @livachristianramananarivo3478 6 років тому

    aza mifampitory fitiavana @ hira ry mpanakanto isany fa wen be rehefa misaraka avy eo

  • @livachristianramananarivo3478
    @livachristianramananarivo3478 6 років тому

    D nisaraka avy eo ....

  • @MsSambatra
    @MsSambatra 9 років тому +1

    tsara loatra