Thiera Kougar - Roraparaky (Nouveauté clip gasy 2024)
Вставка
- Опубліковано 10 лют 2025
- 🚨CLIP VAOVAO 🧨
Roraparaky
Artiste: KGR Thiera kougar
📽️Clip Ianja Pondy- Graphy 2k24🇲🇬
Distribution: Win Music Recordz
Dedicace manokana hoan’ny JIMARA
izay nampijaly ary mbola mapijaly isan’andro e!!!
#vaovao 🔥 #thinkdifferent 👌🏾
mafy elahh... zany ka artista
six é..aza adino aza n manaparitaka n vokatra é
🤩🤩😆😆😆 Zaho ato tena faly Aminao 😆🤙💞 Milay Be Eee 🤩🤩🔥🔥🔥
partageo ary eee
@@hanitrasehwi8262 faly amle miforonony ve🫣🫣
Aleo tonga any zay hafatra zay. Merci Kouga
ianareo koa afaka manapy anay mampita ilay hafatra amin'ny alalan'ny partage bevata
Tantarao mitsy Bro 🔥🔥🔥
six é
Tafita tsara ny Hafatra 💎👍
mbola ts tafitra tsara fa vomay adin 1 isanandro sisa no mirehitra ny jiro
Mafy elah grand a
six be eeee
Le mpitondra firenena, zany e😂😂💰💰💰
@@chriosandrescene8538 😅😅
Mlay e!! mafy b le Kougs
sur eee..partage 1 itan'olona 10 dia efa ampy e
Ataova tonga any 🔥
Alefaaaa
Cool 👌 💯.....
je suis fan ❤❤❤ ....
super, n'hésite pas à partager
@MalagasyMozika yes2 👊👊...
Tena respect grand a
six éééé
mafy nareo ka!!,,😂😂 milay e!!,👍👍👊👊
aizaaaa
Tena manao nareo raha Kougs ah ! Milay
atramin'izay mints fa mody gisa zay lery..da big kougs
sur lesy fa tafita ny hafatra 👊🤛
tsy mbola tafita tsara fa ampitao atrany
Voalazanao tsara mahintsiny izy izany ra Kougs le 🙂
Msaotra..satriko dia satriko raha mba lasa viral
Enjana le fiainana eto ranga ah 😭😭 soa ihany fa nisy anareo pihira mba manindrona n'sainreo pitondra
mankasitraka atrany saingy ireo anie tsy mihaino é
Milay e!
SIX BE
matsiro lesy Faneva aaa
tena matsiro be
mpersa tsar...👍😁
noho ianareo, sur é
makasitraka kougar fa tena miteny be lay hira ah
sitrako dia sitrako raha iparitaka tsara le hira
marina lay hira misy tena azoa raisina bee🎉🎉🎉🎉
@@HerytyanaPatrickRasoloarimanan aleo.hiparitaka eee
Zany ka tena kanto
merci bcp..aparitao
Tazomy amizao
raikitra
Ao zany
six be
😮🔥🔥🔥👊🏽✊🏽😲🔥🔥🔥
règle numero 01 : mi partage vo mcommente ;-)
six be é
Tena hafa mihitsy kosa ito hira ito
any e? tairo mba partageo hiparitaka é
Tena hoe 'laozanay mifononory ve ry bro hahaha! Mafy nareo e!
marina sa tsy marina tompokolahy sy tompokovavy?
Anaty tononkira ny hafatra 🫰🔥🔥🔥
aparitao any hooo
Tena ao tsara ilay FANTSY. Tohizo fa tsara satria no sady mihira no mampita hafatra
aleo iodona tsaarrrraaaa ééé
Marina lesy izany ! 😂
yesss...aleo iodona
mlay eee
sur é, tairo asio partage aza é
le hira tsara fa diso fanantenana zah tam le clip
am manaraka manao mismisy é, tsika koa en mode selfmade fa ts oe manana moyen illimité
Tena marina avereno le clip e
@@julranai9942 alefaso ary n tosika fameno 🤣🤣🤣
Ao tsr koa ra ty rakougs a 👊👊👊
zany an?aparitao f ampy é
niletika tsara mihitsy ilay tiana ampitaina 😅 tena hoe samy mihinan'ny hamafin'ny fiainana eto lé !!
degany beeee
Tazomy amzao mtsy kougs
raikitra
asio fiarahana kely al Bolo lesy ral otranzao
efa tsita isa tsony n fiarahanay sy lery
Aleo tantarainy d ho tonga any!!!
Ataovy anaty cle usb d atero any lka🫢
Tsara le hafatra
aodony tsara ary é
Sur 💪
aparitao ohhh
Milay eee tiako be
Msaotra é
Ao tsaraaa
dadamanitra yo yo...
Tena simba mihintsy ilay lalan'i tamatave ary kopy @zany daholo fa mbola ilaozany zalah mifono nory✔️🤣
fonosiny amin'ny fo manontolo mintsy hahahha
😎😎😎😎😎💪💪💪😘😍😍
🤩🤩🤩🤩
le Pasitera an'tony ary kay Afrikanina be 🤣🤣
misaotra fa feno tanteraka ny fepetra mafy enao 🤏
hahahaha six be é...aleo iparitaka ihany fa ts mahazo mandeha hit lounge ono
Merci
aparitao dia samy faly é
Milay be
merci
marina zany kougar ah
Aleo hiparitala e
tafita ny hafatra ranga ah
tsy mbola tafita tsara fa aparitao any amze fantatrao any
fantsy saosy special 31 dec , matsiro tsara
any hoa e? sady mandihy no mampiasa saina
2:02
six eeee
Tena marina ny azy
any eeeee
Samy nahazo ny anjarany avy zay😅
aleo ifotetatetaka any
Siora zoky a. Tonga ilay hafatra eeee
Yesss
sur mints ranga amle parole manindrona an !
AODONY
tonga d poteo
ndao ary
Reveko kosa ty hiran lah ty Thierra a 🤣 Ancien CSFA e
kaiz kaiz, aparitao be any aza e
Sur Mihitsy
@@dinanandrianinaRakotoarimanana aparitao
laza malasa be ty hira ty
Noho ianareo 🤩
Msaotra tompoko
ty kosa misy hafatra mlay be, hoa zay manatsaina!!!
Afatra mafonja mintsy...satrinay dia satrinay tokoa raha mba miparitaka eny amin'ireo manatsofina rehetra izy ity
Tsara ka,😂
ampio famakafakana kely
tsara oa ity vazo ity , misy afatra lalina B , d misy iteny ndray zao oe hira jiolamboto zan!
merci bcp ;-)
Tokony ho maro ny hira hoatranzao
tokony mints saingy indraindray takona
0:45 inona tsara hoe ?
kop enao é
T@amany ty kle, zan tonga de hafatra mandoro
mbola tsy tonga tsara fa manao mafy sofina lereny reo...fa partageo ihany aloha iparitaka
merci kougs a!
mvoka be zao ty ra atao remix @ ny beloha Dôdô ny gasy iny 😀💪🏾
tonga dia anareo ny sehatra é...Aparitao any i remix be