PHRASING VOCAL SCRATCH TRAINING (DIOJAY/ 2K24)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 18 вер 2024
  • Hello! Kotrana iray zaraiko amintsika! PHRASING VOCAL SCRATCH TRAINING 🙂 Mbola mianatra moa ny tena ka dia base ihany koa no zaraina huhu 🙂 Ny phrasing vocal scratch dia mifantoka amin'ny découpage ana phrase iray (na ny pseudo DJ anao koa aza azo lalaovina tsara) hizara ho syllabe maromaro ary ny fanehoana izany amin'ny endriny kanto sy manaraka rythmique sy structure voafaritra tsara no antsoina hoe phrasing! Ilay phrase lalaoviko eto izao dia ny hoe "Just Like That". Mbola misy ihany koa ny phrasing Drumming sy ny phrasing Harmonic scratch izay mitaky maîtrise avançée kokoa 😉 Betsaka ireo technique scratch azo anehona izany décomposition izany ary mbola azo hitarina lavitra ny phrasing scratch rehefa voafehy 🙂 Tsy misy afa-tsy kotrana no ahatongavana amin'izay! Mamporisika hatrany antsika izay milalao ny taranja handalina hatrany! Soavà ny alarobia ô! Peace jiaby!
    #diojay #phrasing #scratch #training #turntablism #brolabel

КОМЕНТАРІ •