Це відео не доступне.
Перепрошуємо.

Garage Lita TIGRA : " IREO TSARA HO FANTATRA RAHA HITAIZA MOTO TIGRA"

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 21 лют 2023
  • Ho an'ny mpankafy moto skotera Tigra dia zava-dehibe ny fahalalana ny pitsopitsony rehefa
    hitaiza moto skotera Tigra , eny fa na ny karazana Moto skotera rehetra mihitsy.
    Azo tezaina eto amintsika tsara ny Moto Skotera Tigra.
    Tsara kokoa anefa ny manantona an'ireny Garage efa mpikirakira azy ireny. Mizara amintsika
    ny sombintsombiny amin'ny tokony ho fantatra momba ny fitaizana ny moto Skotera Tigra
    ny Garage Lita Tigra - izay etsy Ankadindratombo.
    Rehefa fikarakarana sy fanamboarana ny moto Tigra moa dia hataon'izy ireo avokoa. " Manoro sy manome
    torohevitra ho an'ireo olona mila izany koa izahay ", hoy ny fanazavana avy amin'ny Lita Tigra.
    Azonao antsoina amin'ny laharana 034 76 679 84 ry zareo raha misy fanazavana tia ho azo.
    #tigra
    #motoSkotera
    #lita_tigra
    Araho hatrany ny vaovao samihafa eto anivon'ny ledefi.mg

КОМЕНТАРІ •