- 28
- 80 819
El'Isée Haja
Приєднався 22 лип 2015
Відео
Soeur Fabiola Lanitra sa Helo 5 Helo
Переглядів 1,4 тис.9 років тому
Kianjan-dRafalimanana 11 Okt 2015 033 31 361 05 033 83 137 74
Soeur Fabiola Lanitra sa Helo 4 Helo
Переглядів 2 тис.9 років тому
Evangélisation tao @ Kianjan-dRafalimanana t@ 11 Okt 2015 033 83 137 74 / 033 31 361 5
Soeur Fabiola Lanitra sa Helo 3
Переглядів 1,3 тис.9 років тому
Evangélisation tao @ Kianjan-dRafalimanana t@ 11 Okt 2015 033 83 137 74 / 033 31 361 5
Soeur Fabiola Lanitra sa Helo 2
Переглядів 2,7 тис.9 років тому
Evangélisation tao @ Kianjan-dRafalimanana t@ 11 Okt 2015 033 31 361 05 / 033 83 137 74
Soeur Fabiola_Lanitra sa Helo 1
Переглядів 6089 років тому
tao @ Kianjan-drafalimanana t@ 12 Okt 2015 033 31 361 05 033 83 137 74
Les Dix commandements / Soeur Febiola
Переглядів 4499 років тому
Les Dix commandements / Soeur Febiola
Soeur Fabiola/ Didy folo/ les Dix commandements
Переглядів 1929 років тому
Soeur Fabiola/ Didy folo/ les Dix commandements
Antsahamanitra 23 Aout 2015 5 Mpisorona sy Apostoly
Переглядів 5169 років тому
Antsahamanitra 23 Aout 2015 5 Mpisorona sy Apostoly
3 Fiaran'ny Fanekena tena izy part 2
Переглядів 2,2 тис.9 років тому
3 Fiaran'ny Fanekena tena izy part 2
2 Fiaran'ny Fanekena tena izy part 1
Переглядів 1,2 тис.9 років тому
2 Fiaran'ny Fanekena tena izy part 1
Zaho Jesosy Kristy ivavahanareo 🙏🏻 hoy Jesosy Kristy 🙏🏻
19 Mai maty nitsangana 21 Mai 2014 Jesosy Kristy Tompo Andriamanitra ny fahagagana 🙏🏻🙏🏻marina Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany 🙏🏻
🙏🏻♥️♥️♥️♥️
Mankasitraka tompoko 🙏🏻 mahavelombolo mahita videonao mampita hafatra ireo 🙏🏻🙏🏻
🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Sao de mb mitantara nofy enw ty Rahavavy ai .
very amin izany ianao ranabavy sa ralah tsy afaka misaraka ireo
Tahin'i Jehovah Ranabavy. Ny Bokin'ny Apokalipsy 11:19 no manambara marina mikasika an'io. Any andanitra io Fiaran'ny Fanekena io fa tsy ety antany intsony. Tokony nahita an'izany tany andanitra ranabavy raha ny marina. Hamindra fo aminao ny Tompo. Ny mikasika ilay hoe tafajanona teto Madagasikara ilay fiara dia izao no azo ambara. Mety fiaran'ny fanekena hafa ilay eto hitan'i ranabavy satria ny Mpanjakan'ny Israely Solomona rehefa nandova an'i Davida Rainy no nanangana ny Tempolin'i Jerosalema voalohany mba hametrahana an'io Fitaovana masina io araka ny voasoratra ao anaty Baiboly (Testamenta Taloha) - I Mpanjaka 6:19 mivaky toy izao amin'ny Anaran'i Jesosy Kristy Tompo : "Ny hametrahana ny fiaran'ny faneken'ny Tompo no nanamboarany ny fitoerana masina, tao anatin'ny trano, tarý anatiny indrindra." Mino aho, fa samy hamerina hijery sy hianatra tsara ny soratra masina isika rehetra sao manambara zavatra mety hifanohitra amin'ny Sitrapon'Andriamanitra Masina Indrindra sy ny Filazantsara nampitondrainy ny Zanany Lahitokana dia Ilay Mesia. Farany mikasika amin'ny hoe fivahinianana tany andanitra dia izao no azo ambara. Misy tokoa ny atao hoe Expérience des morts imminentes (EMI) na ny Near Death Experience (NDE) ary efa misy ny fikarohana ara-tsiantifika mikasika azy io. Tsy hiditra ny amin'izay aho. Efa amanetsiny ny olona mizara ny fomba niainany an'izany manera-tany ary ry zareo amerikana avokoa no saika mijoro vavolombelona ny am'izany. Mila mitandrina kosa anefa ny olona milaza fa efa nahita tontolo hafa satria tsy azo inoana avy hatrany hoe Jesosy Kristy izay rehetra mitafy famirapiratana. Jereo ny 2 Korintiana 11:14 araka ny nambaran'ny Apostoly Paoly manao hoe " Ary tsy mahagaga izany, fa Satana aza mampiova ny endriny ho tahaka ny anjelin'ny mazava." Tsoa-kevitra: aoka re hatahotra ny fahamasinan'ny Tenin'Andriamanitra ny olona rehetra, mba hamindra fo amintsika ihany Jehovah.
Inona no fanafodiny tahotra?fitiavana, angataho ny Tompo fa hainy ny zavatra rehetra.mamaly vavaka Izy.
Be lotra lay fampitahorana sy fitsarana direct olona, Jesosy ndray refa miresaka Dia fiadanana no tononiny, Ary hoy foana izy hoe aza matahotra.Tsara Andriamanitra, mpanao ny tsara.Mahay ny zavatra rehetra.Mahatokia Azy.Minoa Azy.
Malahelo Aho amilay fanenjehana olona sy fitsarana azy direct, Iza no mahita ny nataony, ao ampony, deraina Jesosy manome ireo olona manohy ny asany
Noël Dia midika, naissance, fahaterahany Jesosy no ankalazaina, anomezana voninahitra ny famonjen Andriamanitra. Ny fonao no jereny fa tsy ny fombafomba fanao ety ivelany.
Mavady io fa za mihaino anio. Mpaminany sandoka fabiola.Tsy masera koa fa misandoka.
Aza dia maniratsira olona Raha mbola tsy fantatrao izy. Rehefa tsy mino ianao dia mipetraka fotsiny 😌😌
Misaotra betsaka ho anao aho fa tena fa be ny foko t@ fila zanako ny teny marina de bonne continuation Soeur et bon courage merci
ramato.mitapy
tena resilahatra tanteraka aho aminy fijoroanao vavolombelona aho ry tompoko enganie hiova fo doholo ny Christian rehetra izay mbola tsimahalala amen
Tena marina mints zany soeur a Jehovah anie hitahy anao mandrakizay,,,,Allelouia
Andreas apotre aiza ny ahafahanao manaporofo fa marina izany e? toa tantara foronina fotsiny.
Andreas apotre marina ve io