- 16
- 10 232
iKatro
Приєднався 2 лип 2018
"Mankalazà an'i Jehovah amin'ny lokanga,
Dia amin'ny lokanga sy ny feo fihirana,
Amin'ny trompetra sy ny fitsofana ny anjomara,
Ka mihobia eo anatrehan'i Jehovah Mpanjaka."
- SALAMO 98 : 05 - 06
Dia amin'ny lokanga sy ny feo fihirana,
Amin'ny trompetra sy ny fitsofana ny anjomara,
Ka mihobia eo anatrehan'i Jehovah Mpanjaka."
- SALAMO 98 : 05 - 06
Any ho any - iKatro (Raki-tsary)
"Any ho any" - iKatro
Misy tany any ho any
Lapa tena soa
Antenaiko tsy ho ela
Fa ho lovako
Raha ny eto karankaina
Sy ho levona
Miandry anao aho
Handeha ho any
Sy ho namako
Misy harena hatry ny ela
Sy fitafy koa
Andro lava sy korana
Fitonian'ny fo
Mbola ho any aho
Indray andro
Raha miala eto
Any isika tsy voafetra
Fa doria doria
Miainga
Mandrosoa
He ry namako
Aza kivy
Miezaha
Fa tsy ho ela
Dia ho tonga
Miasa
Mivavaha
Aoka hankato
Ireo didy sy ny teny
Hafatr'i Jeso
Ilazao
Ambarao
Izao tontolo izao
Mijoroa
Asehoy
Fa satana efa resy
Matokia
Mifalia
Hafanao ny dia
Indray andro mbola hihaona
Amin'i Kristy
Misy tany any ho any
Lapa tena soa
Antenaiko tsy ho ela
Fa ho lovako
Raha ny eto karankaina
Sy ho levona
Miandry anao aho
Handeha ho any
Sy ho namako
© iKatro
Araho ao amin'ny Facebook : @iKatro.production
Sy ao amin'ny SoundCloud : soundcloud.com/iKatro_production/any-ho-any
Misy tany any ho any
Lapa tena soa
Antenaiko tsy ho ela
Fa ho lovako
Raha ny eto karankaina
Sy ho levona
Miandry anao aho
Handeha ho any
Sy ho namako
Misy harena hatry ny ela
Sy fitafy koa
Andro lava sy korana
Fitonian'ny fo
Mbola ho any aho
Indray andro
Raha miala eto
Any isika tsy voafetra
Fa doria doria
Miainga
Mandrosoa
He ry namako
Aza kivy
Miezaha
Fa tsy ho ela
Dia ho tonga
Miasa
Mivavaha
Aoka hankato
Ireo didy sy ny teny
Hafatr'i Jeso
Ilazao
Ambarao
Izao tontolo izao
Mijoroa
Asehoy
Fa satana efa resy
Matokia
Mifalia
Hafanao ny dia
Indray andro mbola hihaona
Amin'i Kristy
Misy tany any ho any
Lapa tena soa
Antenaiko tsy ho ela
Fa ho lovako
Raha ny eto karankaina
Sy ho levona
Miandry anao aho
Handeha ho any
Sy ho namako
© iKatro
Araho ao amin'ny Facebook : @iKatro.production
Sy ao amin'ny SoundCloud : soundcloud.com/iKatro_production/any-ho-any
Переглядів: 82
Відео
Ô Razandry - iKatro (Raki-tsary)
Переглядів 117Рік тому
'Ô Razandry" - iKatro Mba nanontany aho fa tsy nahazo valin-teny Tsy nahita anao mihitsy ny olona an-tanàna eny Ireo mpiambina aza nolalovako avokoa e Ny antily ao an-tanàna tsy nahita anao tokoa Na izany aza tsy ho kivy aho Fa voairaka tsy afaka mandà Saingy resin'ny fitia ny havanao Efa fomba ihany koa ny mitalaho Ka hoy aho hoe Ô razandry ô Inty ny hafatra ataoko anao Ireny ditraditra ireny ...
Mba Voizo - iKatro (Raki-tsary)
Переглядів 4862 роки тому
"Mba Voizo" - iKatro Ny lakantsika eto anivon-drano fitana manonja Tsy afa-mihavia tsy afaka mihavanana na hiemotra intsony Indro eny ampita ny tanam-bokovoko diamondra Izay famantarana fiantsonana alehan'ito dia Ao dada, ao neny, ao zoky, ao zandry, eto avokoa Samy nandao ilay toeran-dratsin'ny ota sy tsy fanao Ireo razantsika efa nodimandry aza nandeha nialoha Ho eo anatrehan'Ilay Mpahary ny ...
Noely - iKatro (Raki-tsary)
Переглядів 1934 роки тому
"Noely" - iKatro Manaraha anay ao amin'ny Facebook : iKatro.production Henoy ao amin'ny SoundCloud : soundcloud.com/iKatro_production/noely
Noely - iKatro
Переглядів 2204 роки тому
NOELY Isan-taona aho dia mandre fetin'ny Noely Andro tena manan-daza amin'ny zazakely Mitobaka ny kilalao, fo falifaly Arahabaina e Fa nihirahira mafy ireo anjely Teraka any Betlehema Jeso Zazakely Tsarovantsika izany anio fa toa zato Na iza n'iza no naterak'olombelona tamin'ny firenena Dia tsy mba nisy izay mpiteraka nipitrapitra kely nahonena Fa Zanaky ny Avo no nateraka kanefa dia nanetry te...
Takalo - iKatro (Raki-tsary)
Переглядів 2,6 тис.4 роки тому
"Takalo" - iKatro Misy zioga mavesatra ve iambozonanao Misy tady mahazaka misaringotra aminao Feno jaly mampahory ve ny fiainanao ety Jesosy niantra anao nasesin'ny fitia Nanaiky hiara-hivesatra aminao ny entanao Niaritra ny mafy f'izany no fitia Tsy kivy fa niezaka ny hamaha olana Tonga ory noho ianao ilay maminy Misy sahy manome kanefa angalany ianao Misy tia tena tia fa mampisambotra aminao ...
Neniko - iKatro (Raki-tsary)
Переглядів 4014 роки тому
"Neniko" - iKatro Ho haiko ve ny hanadino Anao ? Moa ho vitako ny tsy hahatsiaro izao ? Maloto aho, Hianao mahafantatra Tsy mendrika Anao Mpananatra Ny trosa maro tao am-poko Tsy voaloako intsony Nantsoina ihany aho, fa tsy namaly He, lany foana teo ny androko Be filàna sy sitrapo Toa fijaliana ho ahy ny mankatò Anao Izaho anefa nandeha Raha tsy faleha Neniko foana ireo Tomany nalahelo Tsy mba ...
Ampionony - iKatro (Raki-tsary)
Переглядів 7054 роки тому
"Ampionony" - iKatro Aza avela irery aho Tsaroako, tsaroako ilay teninao Ataoko faneva ao am-poko ao Fa Ianao haniraka Azy ho ahy Tsy noho ny nofoko fa ny fanahy Fa raha tsy izany Feno tomany ny tavako Ory misento aho Eto an-tany ady hatrany Ianao no tokiko Aza atao kamboty aho Hitandrina foana ireo didinao Ho koloiko tsara ao anatiko ao Asehoko Anao fa izaho efa tia Ary ampy ho ahy ilay tao Ka...
Ô Kristy (Remix) - iKatro
Переглядів 914 роки тому
"Ô Kristy" (Version Remix) - iKatro Manaraha ny pejin'i iKatro ao amin'ny Facebook : iKatro.production Henoy ihany koa ao amin'ny SoundCloud : soundcloud.com/iKatro_production/o-Kristy-remix
Arahabaina Ianao Jesosy - iKatro (Raki-tsary)
Переглядів 2785 років тому
"Arahabaina Ianao Jesosy" - iKatro #KRISMASY2019 #IKATRO Manaraha ny pejin'i iKatro ao amin'ny Facebook : iKatro.production Henoy ihany koa ao amin'ny SoundCloud : soundcloud.com/ikatro_production/arahabaina-ianao-jesosy-ikatro
Arahabaina Ianao Jesosy - iKatro
Переглядів 2315 років тому
"Arahabaina Ianao Jesosy" - iKatro #KRISMASY2019 #IKATRO Andro iray toa zato ny andro androany Fahatsiarovana mamy niseho teto an-tany Tany an-tsaha no nanomboka re ny tantara Aoka isika mba hihaino sy hanaraka tsara Nisy anjely nihira niredona hoe Haleloia hosana hosana hosana Mandehana vangio fa vao teraka ary Ilay Mpanjaka leh'be atao hoe: Kristy Dia nanainga ireo mpiarak'andro rah'vao nandr...
Raha - iKatro (Raki-tsary)
Переглядів 4205 років тому
Raki-tsarin'ny hira "Raha" vokarin'i iKatro. Manaraha anay ato amin'ny UA-cam : bit.ly/iKatro_sub Araho ihany koa ny pejin'i iKatro ao amin'ny Facebook : iKatro.production ANDININY 1 : Raha ho any lavitra ianao Ka tsy ho hitako intsony Handao izao tontolo izao Hisidina hankeny ambony Tsara na ratsy natao Hitsahatra eto avokoa Ny fahatsiarovana anao No sisa ato an-doha ISAN'ANDININY...
ô Kristy - iKatro (Raki-tsary)
Переглядів 5215 років тому
Raki-tsarin'ny hira 'ô Kristy'. ANDININY 1 : Ô Kristy, aiza Hianao Be tahotra aho Mikitroka ity tany ity Ô valio, mba misehoa Miandry sy matoky Anao Tsy manadino Be tahotra aho, mikitroka ity tany ity Miandry sy matoky anie izaho ety Ilay hazavanao mahagaga no antenaiko Tohano aho, tantano aho. Aiza Hianao! ANDININY 2 : Kristy ô, valio 'nie aho Tsy sahiko, tsy vitako Raha tsy eo Hianao Henoy e,...
Tsy Vidiana - iKatro (Raki-tsary)
Переглядів 6676 років тому
Raki-tsarin'ny hira 'Tsy Vidiana'. Manaraha anay ato amin'ny UA-cam : bit.ly/iKatro_sub Araho ihany koa : iKatro.production | iKatro_prod | ikatro.production ANDININY 1 : Tonga teto an-tany Toy ny oram-batravatra Tsy vidiana Ilay fifaliana ANDININY 2 : Teraka tao am-poko Sary mitanambokovoko Tsy vidiana Ho an'ny tiana ANDININY 3 : Re eram-bazan-tany Ilay ...
Salamo 98 : 5 - 6
Переглядів 3016 років тому
'Raha', hira vaovao vokarin'i iKatro, mivoaka izao! Jereo izao ao amin'ny : ua-cam.com/video/-7KuF85bgQ8/v-deo.html Manaraha anay ato amin'ny UA-cam : bit.ly/iKatro_sub
Tsara beeeeeee 😍 misaotra ny Katro fa tsara foana ny hiranareo ô
Tena tsara be, mankasitraka
Nice song.... Many thanks
Love this ❤❤❤
Wow . Amazing . Praise Jesus 🙏❤ I love it Peter. Such an angelic voice too. The language is exquisite .
Tsara ilay toerana misy rano io Aiza kay azafd
Kanto tena kanto! Mankasitraka anareo dia ho tahian'i Tompo hatrany handroso @ fiderana izay ankasitrahany
Wow .. Ela ihany aho naheno hira gasy sy hira fiderana fa ty hira ty kosa tena sontomiko ny satroko. Sendra henoko t@ radio dia tonga dia namoka google avy atrany aho nitady t@ alalan'ny ampahan'ny tononkira henoko. Arrangement, mélodie, ny feonareo mirindra tsara, sns Hira vahiny (amerikanina @ankapobehiny no efa nahenoko structure toa io) Tena tsara, kanto sy raitra fa tohizo. Mihavaka tsara ianareo, tsara ny hafatra miampita.
Milay e! Mankasitraka. Tahian'ny Tompo hatrany amin'ny fitoriana!
Tsara kosa ilay hira a ! ( tohizo fa tsara e e e ! )
woahhh