Herimandresy - Traditional Music of Madagascar
Herimandresy - Traditional Music of Madagascar
  • 68
  • 59 523
Randafison Sylvestre sy Rakotomavo Germain - Tany Mandry
Feno herintaona androany no nahalasa an'i Rakotomavo Germain, mpitendry andrarezina, mpampianatra, mpanabe, raiamandreny ary namana akaiky. Ho fahatsiarovana sy fanomezam-boninahitra ary fampafantarana ny tantaram-piainany dia natao niarahana tamin'ny zanany sy ny namany akaiky ito vidéo hommage sy biographie ito. Misy autobiographie nataony fony fahavelony koa ito ka mino aho fa hahaliana ny maro.
Mankasitraka an'i Jean-Baptiste Ramaronandrasana sy Miarana Rakotomavo izay niaraka tamiko nanatanteraka ity biographie ity.
Mamakia, mihainoha, mijere finaritra daholo !
AUTOBIOGRAPHIE
1963-1967: - Manécanterie des Petits Chanteurs de la Cathédrale ECAR Ambozontany
(Fianarantsoa) sous la direction du R. P. Jérôme Vanackere;
1971-1972: - Étude de la guitare classique avec Daniel Bourget et Jacques Fisher;
1978-1988: - Étude de la guitare classique - Malagasy avec Ramboatiana Etienne (Bouboul);
1984-1990: - Étude de la guitare "tendry gasy" avec Ranovason Jean-Paul (Dadapaoly);
1987-2002: - Guitariste du groupe Ny Antsaly avec Sylvestre Randafison, et Bally
Ramaronandrasana;
Juin 1988: - Communication de recherche devant l'Académie Malagasy à Tsimbazaza
Antananarivo, Section Art, Littérature et Langue sur le thème "Ny gitara tendry
gasy";
- Concert de "Guitare tendry gasy" au CCAC d'Antananarivo avec Bally
Ramaronandrasana;
- Concert de Valiha & Guitare lors de la fermeture de l'Année Académique 1987 avec Randafison Sylvestre et Bally Ramaronandrasana;
1994-1997: - Étude de l'ethnomusicologie de l'Océan Indien avec Sylvestre Randafison après son retour des USA (Université Seattle de Washington D.C.);
1999-2002: - Participation à l'ethnomusicologie de l'Océan Indien, Faculté des Lettres et des
Sciences Sociales de l'Université de La Réunion en tant qu'intervenant sur la structure de la musique malagasy I - II, et les instruments traditionnels malagasy;
• Discographie
1987: - Album "Valiha de Madagascar", par Pierre Henri Donnat, (Playa Sound - France);
Ireto no tendren'i Germain Rakotomavo ao amin'ny album "Madagascar - Le Valiha" : Afindrafindrao, Mifohaza Rabetorimaso, Izahay sy I Malala, Mahagaga, Falifaly.
1995: - Album "A world of time", Vol. 2, (Shanachie 64 048 - USA);
1996: - Resting Place of the Mists Shanachie 64 075 - USA);
1997 - The moon and the banana tree" (New guitar Music from Madagascar), Shanachie 64 074 - USA);
Переглядів: 367

Відео

Trio Ny Antsaly - Mandry ve ny ao an-tanàna ? (w/Chorale Lovasoa)
Переглядів 205Місяць тому
"Mandry ve ny ao an-tanàna ?" It is a rallying song. The children clap their hands to the music and rhythm their steps. They go from house to house. Every time they stop in front of one of them, they start their song. The group grew gradually. Re-upload of this traditional song with the kind agreement of Mr. Rakotoarisoa Claude Erick, who had shared it on his UA-cam and Facebook channel. « Mand...
Trio Ny Antsaly - Fara (w/Chorale Lovasoa, 1961)
Переглядів 191Місяць тому
Pictured: The Ny Antsaly Trio photographed at a Valiha festival in Isotry in the early 60s. Re-upload of this traditional song with the kind agreement of Mr. Rakotoarisoa Claude Erick, who had shared it on his UA-cam and Facebook channel. Sur la photo : Le Trio Ny Antsaly pris en photo lors d'un festival de Valiha à Isotry au début des années 60. Re-upload de cette chanson traditionnelle avec l...
Ny Antsaly - Mandehana Ry Adama
Переглядів 62Місяць тому
Adam, get out of here! Genesis III 9-23 It is the instrumental interpretation of the melody of this ancient hymn. Adam, partez d'ici ! Genèse III 9-23 C'est l'interprétation instrumentale de la mélodie de cet ancien cantique.
Ny Antsaly - Olo-mahantra (w/Chorale du Scolasticat St Paul de Tsaramasoandro)
Переглядів 106Місяць тому
Olo-mahantra (the poor): An ancient hymn that had been sung during the great persecutions during the reign of Ranavalona I. Olo-mahantra (le pauvre) : Ancien cantique qui avait été chanté lors des grandes persécutions sous le règne de Ranavalona Ière.
Ny Antsaly - Ny Lanitra Mangamanga (w/ Chorale du Scolasticat St Paul de Tsaramasoandro)
Переглядів 183Місяць тому
Ny lanitra mangamanga (O! that blue sky): This song, popular at first, was reworked by the Antsaly to become religious. During the funeral service, at the funeral of Rémy Randafison, Artistic Director of the Ny Antsaly Trio, more than twenty religious performed it in the Catholic Church of Faravohitra-Antananarivo. Ny lanitra mangamanga (O ! ce ciel bleu) : Ce chant, populaire au début, a été r...
Trio Ny Antsaly - Tia Karahoaka
Переглядів 153Місяць тому
Betsimisaraka song from the eastern coast of the "Happy Island" - Karahoaka, the forest bird, sings as it comes to collect the grains of rice that have fallen from the traveler's bundles. Chant Betsimisaraka du littoral oriental de "l'Île heureuse"- Karahoaka, l'oiseau des forêt, chante en venant chercher les grains de riz tombés des ballots du voyageur.
Trio Ny Antsaly - E, Velo E !
Переглядів 176Місяць тому
This is the defiant song of the wrestler SAKALAVA, from the western region. The wrestler first presents himself at the rhythm of rigorous calls, invites his opponent to wrestle MORAINGY. C'est le chant de défi du lutteur SAKALAVA, de la région occidentale. Le lutteur se présente d'abord au rythme d'appels rigoureux, invite son adversaire à la lutte MORAINGY.
Trio Ny Antsaly - Mandany Resaka
Переглядів 174Місяць тому
It's a dance from the highlands of Madagascar in the Imerina region, it is the valiha - with the sound close to the Indian harp - that holds the song. Sung with its lyrics, the melody is also called "Hafatra" and it is composed of several ancient popular tunes. C'est une danse des hauts-plateaux de Madagascar de la région Imerina, c'est la valiha - au son proche de la harpe indienne - qui tient...
Trio Ny Antsaly - Dihin'ny Ntaolo
Переглядів 149Місяць тому
Dance of the ancestors, it is a very old tune from the Merina region, whose main theme is played on the sodina. Danse des ancêtres, c'est un très vieil air de la région Merina, dont le thème principal est joué à la sodina
Trio Ny Antsaly - Afindrafindrao
Переглядів 2032 місяці тому
Trio Ny Antsaly - Afindrafindrao
Trio Ny Antsaly - Manimanina
Переглядів 3702 місяці тому
Manimanina is a nostalgic song, the lament of the exile. The text reads: "When I'm sad about my home village, I look at the sun and I say to myself, it's the same as here as there. I also call birds that pass by and ask them, talk to my father, bring my sighs to my mother. It is unfortunate to have the disobedient child that I am. But it is quite true, on this earth, everyone can deceive, he wh...
Trio Ny Antsaly - Totoy Tsara Ny Varinareo
Переглядів 3412 місяці тому
Trio Ny Antsaly - Totoy Tsara Ny Varinareo
Trio Ny Antsaly - Diaso Aho
Переглядів 6662 місяці тому
It is a song of the tribes of the highlands, but a little farther south: The Betsileo. The Betsileo are very attached to the land; this is one of their legendary qualities; many of their songs are dedicated to the life of the rice fields, men and women, girls and boys.Thus, "O ny ampela mataho-drano mavo", "O girls who fear muddy water" is a danced and sung song evoking the taunts that boys add...
Trio Ny Antsaly - Mahagaga
Переглядів 3432 місяці тому
Trio Ny Antsaly - Mahagaga
Trio Ny Antsaly - Zovy
Переглядів 6082 місяці тому
Trio Ny Antsaly - Zovy
Ny Antsaly - Iny Hono Izy Ravorona
Переглядів 4743 місяці тому
Ny Antsaly - Iny Hono Izy Ravorona
Ny Antsaly - Miangaly No Manina
Переглядів 6073 місяці тому
Ny Antsaly - Miangaly No Manina
Ny Antsaly - Betsiboka
Переглядів 9373 місяці тому
Ny Antsaly - Betsiboka
Ny Antsaly - Rotsirotsy
Переглядів 6203 місяці тому
Ny Antsaly - Rotsirotsy
Ny Antsaly - Hafatra
Переглядів 3983 місяці тому
Ny Antsaly - Hafatra
Ny Antsaly - Izahay Sy I Malala
Переглядів 3,1 тис.3 місяці тому
Ny Antsaly - Izahay Sy I Malala
Rakotomavo Germain - Miangaly No Manina - Interview
Переглядів 3384 місяці тому
Rakotomavo Germain - Miangaly No Manina - Interview
Ny Antsaly - Fifaliana Ry Lahy
Переглядів 7634 місяці тому
Ny Antsaly - Fifaliana Ry Lahy
Ny Antsaly - Fialonana
Переглядів 2 тис.4 місяці тому
Ny Antsaly - Fialonana
Ny Antsaly - Falifaly
Переглядів 6664 місяці тому
Ny Antsaly - Falifaly
Ny Antsaly - Aza Manadino
Переглядів 7484 місяці тому
Ny Antsaly - Aza Manadino
Ny Antsaly - Fokafoka
Переглядів 5664 місяці тому
Ny Antsaly - Fokafoka
Ny Antsaly - Tanora Tsy Manaja Tena
Переглядів 1,1 тис.5 місяців тому
Ny Antsaly - Tanora Tsy Manaja Tena
Randafison Mianakavy - Tsy Mba Hody Va?
Переглядів 3725 місяців тому
Randafison Mianakavy - Tsy Mba Hody Va?

КОМЕНТАРІ

  • @mahefaramanana-rahary4350
    @mahefaramanana-rahary4350 Місяць тому

    Ndriiiy. Mankasitraka tompoko.

    • @herimandresy
      @herimandresy Місяць тому

      @@mahefaramanana-rahary4350 Mankatelina Razoky, izaho koa Mankasitraka ny hezaka rehetra nataonao nampafantarana azy sy ny famelomanao ny gitara tendry gasy ato amin'ny UA-cam sy Facebook, samy nihaino sy nijery ary nankafy an'ireny izaho sy Rakotomavo. Mankasitraka.

  • @MsCyrus2000
    @MsCyrus2000 Місяць тому

  • @TheSeren75
    @TheSeren75 Місяць тому

    Merci pour ces merveilles

    • @herimandresy
      @herimandresy Місяць тому

      Je vous en prie ! Tout le plaisir est pour moi :D

  • @DanieleDaniela
    @DanieleDaniela 2 місяці тому

    Tiako loatra ❤❤

  • @nivosoarazafimbelo3288
    @nivosoarazafimbelo3288 2 місяці тому

    Kanto loatra izy zany an.Tena atsapana ny toe-panahy maha Malagasy :milanto,mirindra,milamina.

    • @herimandresy
      @herimandresy 2 місяці тому

      Mankasitraka ! Tena marina mihitsy ny voalazanao 🥰

  • @rija612
    @rija612 2 місяці тому

    😢😢😢😢 ndriiii any izay ianao ry gasikarako

  • @hantaraniriseheno8129
    @hantaraniriseheno8129 4 місяці тому

    Misaotra indrindra @ fizaràna. Lova soa ho an'ny taranaka mandimby ny diam-penin-dRaSily. Ary izy handry am-piadanana!

    • @herimandresy
      @herimandresy 4 місяці тому

      Mankasitraka ! Tsy lany laniana ny kanto malagasy fa apetraka eto mba hahafahan'ny ao aoriana mankafy sy mahafantatr azy ! Mirary soa !

  • @JeanRandriamarojaona
    @JeanRandriamarojaona 4 місяці тому

    perfect melody

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 6 місяців тому

    Splendide musique de valiha, emblème de paix ❤

  • @SelumHaydan
    @SelumHaydan 6 місяців тому

    Magnifique ❤❤❤❤

  • @ElsonRandriamihaja
    @ElsonRandriamihaja 6 місяців тому

    Marvelous

  • @Gilbert-sd8ob
    @Gilbert-sd8ob 7 місяців тому

    Ny vakoka tsy mety maty ❤

  • @rivrazaf
    @rivrazaf 7 місяців тому

    Misaotra e !

  • @rivrazaf
    @rivrazaf 7 місяців тому

    Misaotra @ tononkira !

    • @herimandresy
      @herimandresy 7 місяців тому

      Mankasitraka ny fankasitrahanao

  • @rivrazaf
    @rivrazaf 7 місяців тому

    Misaotra indrindra !

  • @kafkaesque123
    @kafkaesque123 8 місяців тому

    Cool!

  • @gregcox9290
    @gregcox9290 8 місяців тому

    Thanks again for the English translation!!

    • @herimandresy
      @herimandresy 8 місяців тому

      My pleasure, enjoy! ☺️

  • @gregcox9290
    @gregcox9290 8 місяців тому

    Thanks for the English translation!!!

    • @herimandresy
      @herimandresy 8 місяців тому

      You're welcome, please share with your friends 😉

  • @kafkaesque123
    @kafkaesque123 8 місяців тому

    mahafinaritra izany! ho tsara fanahy ve ianao raha hanampy dikanteny anglisy amin'ny naoty?

    • @herimandresy
      @herimandresy 8 місяців тому

      Hevitra tsara be izany! Ao fa ho asiako dikateny anglisy sy frantsay ny video rehetra. That a good idea, i will add English and French Version of the description with all of these videos 🎼

  • @mossyvinylclubhouse7835
    @mossyvinylclubhouse7835 8 місяців тому

    sweet!!!

  • @kafkaesque123
    @kafkaesque123 9 місяців тому

    Only 25 seconds?? Is there more?

    • @herimandresy
      @herimandresy 9 місяців тому

      It's just a teaser, for sure there's more, i'll send you the complete version on Messenger, talk to you there, stay tuned 😉

  • @herinomenjanaharyfidinirin9494
    @herinomenjanaharyfidinirin9494 9 місяців тому

    Misaotra tompoko nizara. Mba mangataka an'ilay izy misy tonony mihira azafady raha manana ianao. Mankasitraka.

    • @herimandresy
      @herimandresy 9 місяців тому

      Mankasitraka ny fankasitrahanao, hatreto aloha mbola tsy manana an'ilay misy azy mihira aho fa manantena ny hahita an'izany dia ho zaraiko eto ihany.

    • @herimandresy
      @herimandresy 8 місяців тому

      Ito misy vidéo an'ny Tarika SORAJAVONA, mitendry sy mihira an'Izahay sy i malala : ua-cam.com/video/5fmlJmGyFsY/v-deo.htmlsi=BW6a5QATPDrs55rZ

    • @ElsonRandriamihaja
      @ElsonRandriamihaja 6 місяців тому

      Tena misaotra ,tena mankafy tanteraka

    • @ElsonRandriamihaja
      @ElsonRandriamihaja 6 місяців тому

      Fa mba iriana indrindra mba ho azo atao download e

  • @clumsiii
    @clumsiii 9 місяців тому

    hey thank you for sharing Madagascar music! <3 from US

    • @herimandresy
      @herimandresy 9 місяців тому

      Hi! Its my pleasure, don't forget to invite your friends to subscribe, the best is yet to come

    • @clumsiii
      @clumsiii 9 місяців тому

      @@herimandresy I will! nice to know you have more to share with us

  • @charlesrabeson4057
    @charlesrabeson4057 11 місяців тому

    2:53 Vitsy ny mahavita toa anao Germain. Sady mahafinaritra ny nuances.

  • @Bruno-w8n
    @Bruno-w8n Рік тому

    Quelle joie de retrouver cette magnifique musique du pays sur le net.. Ca me rappel mon séjour à Madagascar en 1962. Mes parents habitaient à Tananarive (Antananarivo). Il y avais aussi ce 45 tours du Trio Ny Antsaly ‎qui tournait souvent sur le tourne disque dans la petite maison avec Mandany Resaka, Tia Karahoaka, E VELO E, Dihin'nx Ntaolo Merci pour ce magnifique retour au pays Profondes amitiés Bruno 😪😪

    • @herimandresy
      @herimandresy Рік тому

      Je vous en prie, de nouvelles vidéos seront postés, sur leurs chansons les plus rares et les plus belles, pour diffuser les véritables belles chansons de notre pays :)