Samoela - Tandimerina ( Album Bandy Akama)
Вставка
- Опубліковано 5 лют 2025
- Samoela - Tandimerina ( Album Bandy Akama)
..ka osorana Tantely sy dobera ary ve ian e!.... lol
Falifaly be aho mahita anao anio
Ravoravo be fa indro ankehitriny
Gagagaga ihany aho nahare fa ho avy ianao
Hay tonga tokoa
Ka hosorana tantely sy dobera ary ve ianona e
Sa whisky, sa labiera ?
Fa mangimangididy indray ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy horokoroka
Safosafo sy mamikely indray ikala kely iny
Dia tonga
Mangimangididy indray ngamba ianona dia tonga
Mangimangididy indray dia mila fanafody
Tsy ampy horokoroka
Safosafo sy mamikely indray ikala kely iny
Dia tonga
Zoky a! za tena makasitraka le album ze mvoka iray de danger
Indrindra fa le "MAHADOMELINA" aoka ranga fa mlay enao o! je suis Max