SAMBORINA TSY HITA POPOKA NY OLONA DIA ALENTIKA TSY FANTATRA HOE AIZA HOY I DEPUTE FIDELE🚫❗❗

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 26 січ 2025

КОМЕНТАРІ • 131

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 6 днів тому +9

    😢😢, mety amin'izay ny midina andala-be, hisy amin'izay ny ho tapa-doho, aina hoy rain'i manonja

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 6 днів тому +15

    Ndriii, Tena mampalaelo tsika ry reto a!

    • @ArnaudHerizoRAKOTOARISOA
      @ArnaudHerizoRAKOTOARISOA 6 днів тому +3

      tena hoe tsy afa-manoatra 😵

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому +4

      Tena enjana mihitsy ilay mahazo ny malagasy

    • @jobellsybevahiny1996
      @jobellsybevahiny1996 22 години тому

      Mba hiafara amin’ inona ty fihaignan-tsika gasy ty ka ? 😢
      Ary iza zao no miantoko sakafon-dreo
      N’a koa mbola velona ve reo sa …Ino raha mandalo ?

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 6 днів тому +10

    O ry Malagasy jusque oviana hiaritra fijaliana hotrany ty 😢🇲🇬🙏🏾

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Efa tena mitaraina ny olona @zao, mankasitraka anao ee

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 6 днів тому +10

    Refa ny sasany no mamoka palissandre antsokosoko tsy manin fa refa ny madinika dia samborina nefa olona mandoha vola ara dalana

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому +1

      Izany tokoa, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @radoandrianinarabemanantso2639
    @radoandrianinarabemanantso2639 6 днів тому +9

    Aleo hanao foana fa misy farany ny zavatra rehetra

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Izany tokoa, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @sikofloro190
    @sikofloro190 2 дні тому

    Zany ndrô député amnanazy, merci amnao Mr le député fa tsy perte vahoaka nifidy anao.

  • @rinaavanaandriantsoa9453
    @rinaavanaandriantsoa9453 6 днів тому +10

    Alefa gona ah aza avela raha tsy hita dada

  • @sidoniesidonie9722
    @sidoniesidonie9722 6 днів тому +4

    Enjehina mpandrafitry😢💔
    Enjehina mpagnano charmbon😢
    Fa ny jiolahy sy totakely ariorio tsisy sakasakana😢

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Trop izy ty, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 6 днів тому +7

    Mety ho tahotra ; matahotra vahoaka ry rajwel :
    Rà fantatry ny olona ny toerana anagadrana, dia sur fa ho tonga any ny olona, ary handoro !!!

  • @WillerNantenainaHeryjean
    @WillerNantenainaHeryjean 12 годин тому

    MBA asio vidiny iany Zay eee

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 6 днів тому +4

    Mon pays 😭🇲🇬🙏🏾

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 6 днів тому +4

    Misaotra ny radio mahay manavaka ny tsara

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 6 днів тому +5

    Reo gendarme any no tokony omezana lesson

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 6 днів тому +3

    Hitsahi n'i rajwel an tampo n'ny loha ianareo mianakavy, fa ianareo tsy atahorana na kely aza.
    Tsy misalaka ny vahoaka malagasy, tsy alehany.

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Enjana ilay zava-misy, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @ravelosonvoaharisoatakalo3406
    @ravelosonvoaharisoatakalo3406 6 днів тому +1

    Mampalaelo rangah ilay malagasy madinika a! tena hoe atao tsinotsinona mitsy. mila mijoro isika. lasa tompon'ny mangataka atiny rah Malagasy fa lasan vazaha ny fahefana. indrisy ry fireneko mampalaelo loatra ity mahazo anao😭😭

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  День тому

      Tena enjana anie, mankasitraka anao naneho hevitra ee

  • @ArmelWaldo
    @ArmelWaldo 6 днів тому +3

    Makasitraka

  • @nirinayvonrandriamiarisoa1141
    @nirinayvonrandriamiarisoa1141 6 днів тому +5

    Mampitomany

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 6 днів тому +3

    Tsy rariny intsony rey olona eee!!!!!!

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Tsy hita moa izy ty fa zao no zava-misy koa, mankasitraka anao hatrany ee

  • @danyraharison2854
    @danyraharison2854 6 днів тому +2

    Fa manin no ampesaina ni lalana rehefa madinka. Fa rehafa ni ao ambony ao trimba misy zany mba tokony handinka tompoko ooo

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Tena enjana izy ty, mankasitraka anao naneho hevitra ee

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 6 днів тому +1

    Waw force anareo😭🇲🇬🙏🏾

  • @carlarose6797
    @carlarose6797 6 днів тому +3

    soa fa tsy mba misy voa ny havako akaiky, fa rà tsy izay, Tompoko, . . .

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Enjana mihitsy, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 6 днів тому +2

    Ahoana lay jezabela lany eto Tanà ee. Aza ahodikodina ny resaka

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Enjana ilay zava-misy iainana amin'izao, mankasitraka anao ee

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 6 днів тому +2

    Sambosamborina ny olona am zavatra tsisy dikany d afenina ?????? .....

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Enjana ilay zava-misy iainana amin'izao, mankasitraka anao ee

  • @nicolasrazafimandimby8301
    @nicolasrazafimandimby8301 6 днів тому +4

    Tena manaonao foana mintsy ti fitondrana ty,,

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Trop mihitsy ilay zava-misy, mankasitraka anao hatrany @fanehoan-kevitra ee

  • @leonciaravolamazava7242
    @leonciaravolamazava7242 10 годин тому

    Tena marina mintsy zany. Ny mpitandro filaminana reo tsimanana havana malagasy fa efa cedric koa. Ho hitan' ireo alahelony vahoaka

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 6 днів тому +1

    Nosamborina ireo vahoaka menuiserie tao Ambatondrazaka, noforonana hoe nandoro ALA, nefa i Andry Rajoelina Français 8cm chef ny business ny Bois de Rose, aveo rafozany lahy tompony Volamena 53, 7 kg takatra tany Comores igny, manino tsy nampidirina am-ponja TSIAFA koa.

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому +1

      Marina tokoa izany, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @ArnaudHerizoRAKOTOARISOA
    @ArnaudHerizoRAKOTOARISOA 6 днів тому +2

    tena hoe tsy afa-manoatra le Malagasy 😵

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Mafy mihitsy fa atao ahoana moa, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @LeonardAndrianarivony
    @LeonardAndrianarivony 6 днів тому +1

    Alatsao le fahaizana mampiavaka antsika Gasy e! Tsotra b zany, zavatra otrizany anie no nampiasan taolo anireny e!

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Enjana indray zany an, mankasitraka anao naneho hevitra

  • @tsilaidealy6056
    @tsilaidealy6056 2 дні тому

    Tairo ranga tarito amzay,ny VAHOAKA ange miandry torimarika fotsiny e!

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 6 днів тому +2

    Loza mihitsy NY afitsoky Ty fitondrana ity

  • @JeanRandriamarojaona
    @JeanRandriamarojaona 6 днів тому +1

    mbl mahagaga iany ve e, hoe inhumain e, tsy manara dalàna e, tsis fanajana e, ... nga zany zavabaovao e ...

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Trop ilay zava-misy ankehitriny, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 6 днів тому +1

    Terrorisme no ataon bebaoty fa ny tena tokony ampiharana lalàna nefa miriaria

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Enjana ilay zava-misy iainana amin'izao, mankasitraka anao hatrany ee

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg 6 днів тому +2

    Tsisy intsony n'y fihavanana

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Efa rava tokoa, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @jean-clauderandriamiary6887
    @jean-clauderandriamiary6887 2 дні тому

    Ka ianareo tsy mihetsika fa mihainohaino
    Olona tsy vanona ange ireo mpitondra ireo e

  • @JulesharisonTombo
    @JulesharisonTombo 5 днів тому

    Ho avy ny FMTT tsy ho ela.

  • @rajerisonchristian2875
    @rajerisonchristian2875 2 дні тому

    Tena olona ts...... Ilay ...... Oreo😡😡😡😡😡😡😡😡😡😡😡😡

  • @rajerisonchristian2875
    @rajerisonchristian2875 2 дні тому

    Ts mahazo mandrafitra Hazo tsara ianareo fa an-drajoel Sy rapiera bleu Ny Hazo Sy Ala, fa goavy Sy kesika no tsy ilainy.

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 6 днів тому

    Miarahaba isika Malagasy maneran'i Madagaskar rehetra ! Ory fanjakana tsy mety maka lesona , sy mampijaly ny vahoaka efa ho faty tsy ho velona @ fameloman- tena !
    Mpitandro filaminana Malagasy Malagasy Kidnappung indray ve no hampiarina eto @ tany sy ny fanjakana tompoko !
    Hahita loza @ vahoaka ianareo ireto mpitandron'ny filaminana Malagasy ireto tsy ho ela .
    Efa fomba fanandevozana anie io fomba fanamborana olons tsy misy Info hoan'ny fianakavian'ireo nosamborina ireo eh !

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Miarahaba anao ihany koa, mankasitraka indrindra tompoko naneho hevitra

  • @RandrianantoineAdrien
    @RandrianantoineAdrien 4 дні тому

    Ko na Tam ni andro Fanandevozana ve hotrizany Tonga hoetina Anatananarivo daholo ny olona any faritra. Fitondram_bazaha marina😮

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  3 дні тому

      Enjana ilay zava-misy, mankasitraka indrindra @fanehoan-kevitra

  • @BlackviewSono
    @BlackviewSono 5 днів тому

    Aleo,anamboarana Fanaka ho an'ny Mpiray Tanindrazana,toy izay Haondrana antsokosoko any Ivelany.

  • @GaetanDodaza
    @GaetanDodaza 6 днів тому

    Kkkkkkkkk tohizo fa tsara Ary Mila tosika fameno

  • @andriramaroson8520
    @andriramaroson8520 6 днів тому

    Fa maninona no mbola manaiky toe-javatra toy izany ny Malagasy ! Efa itsahzna an,tapin'doha toy izao ve dia mbola miharitra foana ! Hatraiza no fetra ry Malagasy o! Efa mihoatra ny fefy!
    Tamatave, Ambatondrazaka , Ampasampito.... Maninona moa raha i Madagascar mihintsy no hatao fonja dia ny Malagasy iray manontolo no gadraina ao kay😮😮😮😮😮Fa inona no zava-misy mahatonga ny fanjakzna mampijaly vahoaka toy izao?
    Sao dia tsy rariny intsony e ?😮😮😮😮

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Tena enjana nge izy ty, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @emilienneravoniarisoa1575
    @emilienneravoniarisoa1575 6 днів тому

    Io prefetn A/ ndrazaka io mihitsy no mampime...mba jereo n'y parcourt ny

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Enjana nge ee, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @JésusChrist-m4z
    @JésusChrist-m4z 6 днів тому +1

    Dahalo, MAFIAS, ny MITONDRA Ka manahaka azy daholo ny gangsters bé boty= tsy mpitandro filaminana ireny Gangsters n' Andry RAJOEL VAZAHA ireny gendarmes gangsters ireny.

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 3 дні тому

    Misambotra olona tsy misy antony sady tsy nahazo fampitandremana😡

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  День тому

      Izany tokoa, mankasitraka anao hatrany @fanehoan-kevitra ee

  • @elieroblin7678
    @elieroblin7678 6 днів тому +1

    Moramora ihany sao dia marary Tompoko 🙏🙏🙏

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Tena enjana izy ty, mankasitraka anao naneho hevitra ee

  • @VulanMada
    @VulanMada 5 днів тому

    Ampiasay ny maha Ambatondrazaka andre malaza be @ masimasina isaka burao olo mpitondra maventy ao voly fao zarz ave

  • @LauraJasmine-k2b
    @LauraJasmine-k2b 5 днів тому

    Alatsaho ny varatra, tsisy olana mitsy!manina refa zareo mahazo manapaka sy manondrana fa maninona rehefa ny vahoaka????? Alatsaho ny varatra e tsisy bedy mitsy!
    Fotoana koa zao hidinana amzay fa otran mseo mlay le mpitondra!diso manamaivana lotra

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  3 дні тому

      Enjana koa zany an, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @ravelonoro8774
    @ravelonoro8774 6 днів тому

    Maninona no iandrasaba FAHAFATESANA r'ingahy Fidèle a ..fa atombohy dieny Zao ny tolona a ...fa enao mavozo

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  День тому

      Enjana ilay zava-misy, fa mankasitraka anao @fanehoan-kevitra ee

  • @fleurettekobel5797
    @fleurettekobel5797 6 днів тому

    Miarahaba isika Malagasy maneran'i Madagaskar rehetra ! Ory fanjakana tsy mety maka lesona sy mampijaly ny vahoaka efa ho faty tsy ho velona @ fameloman- tena !
    Mpitandro filaminana Malagasy Kidnapping indray ve no hampiarina eto @ tany sy ny fanjakana tompoko🤔 !
    Hahita loza ianareo ireto mpitandro ny filaminana ireto tsy ho ela !
    Efa fomba fanandevozana anie io fomba fanamborana olona tsy misy mahazo Info ny fianakavian'ireo nosamborina ireo eh !

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Miarahaba anao, mankasitraka indrindra tompoko @fanehoan-kevitra

  • @landryrabe2552
    @landryrabe2552 3 дні тому

    MANAHIRANA

  • @gertrudebernadette5584
    @gertrudebernadette5584 6 днів тому +3

    Defi no ataon zandary

  • @leonciaravolamazava7242
    @leonciaravolamazava7242 11 годин тому

    Tena mampalahelo ny vahoaka madinika am fitondrana gaboraraka ty

  • @krismasy8709
    @krismasy8709 6 днів тому

    Ohatran'ny tsy mety an! Fa antananarivo no inona mety hampisara-bazana ny toy izao. Problème ao ambatondrazaka réglé ao fa tsy antananarivo no ho lasa alam-bahoaka.

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Tena enjana izy ty, mankasitraka anao indrindra naneho hevitra ee

  • @lazajens
    @lazajens 6 днів тому

    😂😂😂

  • @Lauradoh
    @Lauradoh 2 дні тому

    D nahoana no Tsy misy mikomy manoloana zao zava-misy zao, Hala-bato fisamborana olona Am Tsy misy antony, mahagaga nareo ry malagasy, mitaraina nefa Tsy sahy mitsangana. Tsy fantatra intsony, Efa voahosodRadomelina eny antapindoha ka hatrany ampaladia ianareo, d mbola hijanona hatraminy oviana 🤷🏽‍♀️🤷🏽‍♀️asio fiheverana. Koa reo gendarmes midaroka sy manembatsembana lava ny fiainanareo

  • @rakotondrasoadaniel6903
    @rakotondrasoadaniel6903 6 днів тому

    Raharaham-pitsarana saro-pady angamba ilay izy, ka raha izany dia misy zavatra tsy mbola azo lazaina. Fomba écran-tany izany

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  6 днів тому

      Enjana izy ty, mankasitraka anao @fanehoan-kevitra

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 5 днів тому

    tsy lany vava mintsy

  • @andofanantenanaratsimbazaf3683
    @andofanantenanaratsimbazaf3683 5 днів тому

    TENA HITA HOE TE HAMONO OLONA MIHITSY ZAREO.... MIATSY ADY ETO ANTOERANA ETO... FA MILA RA VE ZAREO EEE

  • @emilienneravoniarisoa1575
    @emilienneravoniarisoa1575 6 днів тому

    Dodoliisme D état eee...mpitondea fanjakana manolana vahoaka madinika...tsy vanona...mendrika Tsiafahy

  • @RichardAlexandreAndrianarivo
    @RichardAlexandreAndrianarivo 6 днів тому +1

    Loza a.

  • @rajaonarisolojustin6505
    @rajaonarisolojustin6505 5 днів тому

    Tena sauvage be fanatanterahana baiko eto amintsika 😢

  • @GaetanDodaza
    @GaetanDodaza 6 днів тому

    Anareo no tena mahagaga zaha mivazavaza ao Foana nefa TSS apoaka ts azoko

  • @randrianasolovonjiniaina8386
    @randrianasolovonjiniaina8386 6 днів тому

    ny karana mpanondrana volamena antsokosoko omena evasan fa ny vahoaka kely Malagasy mivelona @ hatsembohany gadraina.izany no atao hoe rajoel dia matoria foana e.matoria fa aza mifoha

    • @masomadagascartv
      @masomadagascartv  День тому

      Tena enjana ilay izy,, mankasitraka indrindra @fanehoa-kevitra ee