Ti-Ah--Tsisy laharana maintso

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 вер 2024
  • Produced by Level Beatz
    www.facebook.c...
    👉Direct download: www.mediafire....
    👉Lyrics:
    1- Mila mifoha...,ny loha, ny mahasoa ketreho amin'ny fo,raha mandova dia mila mametraka koa, mana-kialofana vao sola loha,io in-dray mandeha ihany no misy mpanarina, fa mandramaty ialahy ataovy mpamorona, ny fiarahamonina be no mpamarina,mianjaika toe-tsaina lomorina/
    Ny fijery no mila maranitra....,ny soa azonao mety ho manitra,...ampirimo fa be ny mpandramotra, be ny tantely nambakaina lalitra, farito izay tianao haleha,matoa ny asa noekena dia mila voafehy, la vie série C, mila mpanabe se,tsy voatery ho lehibe promo canapé/
    Tsy hanalana izay illettrés, ialahy izao mahantra fa tsisy nihomehy, hihomehezan'ny se fa tsy havan'ny se,fomba fiheverana tsy avancé. Mailomailo fa be no mpigafy an! Ny asa-soa mety ho vitan'ny mafia, hanambaka anao zatra ny mihafy an! Hanararaotra ny fiainanao mafy an!/
    Ekena crise,mihavana please,mafy io na misy ny plus plus, tsy zaka na bus, ny sandry bonus,meteza ho fanefitra fa tsy virus , ny iva manaiky, ny ambony mandà, mody manampy,hay mamita mandat, sakafo in-dray andro ve hahavita rangaha, noheveriko hoe orana, hay jacaranda/
    Interlude: shuutt,noheveriko hoe orana, hay jacaranda , ny ara-tsosialy,lasa mampanahy
    Refrain:
    -(eka)Ouh aah, Ouh Ouh Ouh aah,ankoatran'izay fikirizan'ialahy, tsisy laharana maitso
    -Ouh aah, Ouh Ouh Ouh aah,na izany nefa na tsy izany leka, jinjaina izay tsara sy maimbo
    2- Ny saina mila avandravandra, na, hanorana io na hanavandra, ny fivoarana ialahy mba mikandra fa ialahy tsisy vola ve hifaly havanja, malina be rehefa rehefa miakatra kianja,ny fihetseham-po mila voalanjalanja,ny azy ny vava efa voafahana vanja,mailo ialahy rehefa mikôzy ra fanja/
    Fa, na izany tsaboy izay mitsovaka,arovy ny sotro tsy hisy faroratra, mahay mihinana sao dia sondrovaka, raha mandresy tsy voatery hioraka,ampiakaro ny lenta izay roraka, mety mba reraka fa mila koraka, eto tsa miala raha mbola tsy folaka, ny hazon-damosina mila mamokatra/
    Faingana ialahy miala fingana, porofoy hoe lamoka ny fikany, raha mbola tsy azo ny amboara bolongany,tairo tsimponina izay mandeha singany, PPN roito amin'ny sangany...., miezaka ialahy na tsy sangany , na efa zatra ialahy na mbola sambany, raha miara-miasa amin'izao misy sandany
    Ny lesoka efa niainanao aza avela hoe hiainan'ny zaza any afara,beazo ny ankizy madama tsy ho adala, bobaka ny olana ankoatran'ity drala,ny life combat fa mila miala voly, mila mba hendry rehefa miala vola,kajio ny an-trano vao midoladola,izay zakan'ny tsena sy aina sotroina
    Refrain:...

КОМЕНТАРІ • 8