tena mahay mihira le Dom Rasolo...otrany mafinaritra ahy daholo ze hira avoakany...fa le Ckoji vo zao za vo tena nihaino anlery fa tsara! mafinaritra ry izy mtsam aaa...ataovy milay ny mozika fa tsara zao
Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato Malemy ao am-po ka mandefitra anao Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao Aleo aho hitady vaovao. hmmm houieeee Izay teny avoakan'ny vavanao Manokatra fery, mameno alahelo Toa tsindron'antsy tsy satry haningotra ny aina Tsy anao kanefa ataonao Ilay fitiavako nararaotinao Voatombok'havatsa amin'ny ratra sy fery Ilay ao ampoko mantsy anie sao tsy fantatrao. Marary aho ampijalianao. Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato Malemy ao am-po ka mandefitra anao Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao Aleo aho hitady vaovao. Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato Malemy ao am-po ka mandefitra anao Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao Aleo aho hitady vaovao. Ny tokatrano anie fihafiana Mamerina antsaiko ny hafatr'i neny Ny torimasoko efa tsy zarizary Noho ianao, tsy sahy aho niteny Indray andro aho rehefa tsy ho eo intsony Hangina ny ankany izay misy anao Ririnina mamanala sy mangatsiaka Tsy eo aho fa lasa nandao Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato Malemy ao am-po ka mandefitra anao Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao Aleo aho hitady vaovao. Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato Malemy ao am-po ka mandefitra anao Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao Aleo aho hitady vaovao.
tena mahay mihira le Dom Rasolo...otrany mafinaritra ahy daholo ze hira avoakany...fa le Ckoji vo zao za vo tena nihaino anlery fa tsara! mafinaritra ry izy mtsam aaa...ataovy milay ny mozika fa tsara zao
Tiako eee 😍
Tafaraka samy mlay zalah😍...sam mlay b daol vazo aton iz mtsam👍🏻❤
Way le! Milay kay ity vazo ity le!
Tena tsara Ckoji sy Dom Rasolo. Tongava amin'ny avo indridra.
En boucle ato am-bavako isan'andro lesy ty #oaiakaaaah
👊❤️ peace be lessy rahalahy.
Tena matsiro lesy❣️milay fona refa misy Dom oa👊
tsara fona ,bravo Dom sy Ckoji
Tena tsara bee !! Merci beaucoup zalah ah, tena milay
ao izy zan. Mlay be
Si vous aimez , abonnez-vous les amis 🙂
chill 💖
Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato
Malemy ao am-po ka mandefitra anao
Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao
Aleo aho hitady vaovao.
hmmm houieeee
Izay teny avoakan'ny vavanao
Manokatra fery, mameno alahelo
Toa tsindron'antsy tsy satry haningotra ny aina
Tsy anao kanefa ataonao
Ilay fitiavako nararaotinao
Voatombok'havatsa amin'ny ratra sy fery
Ilay ao ampoko mantsy anie sao tsy fantatrao.
Marary aho ampijalianao.
Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato
Malemy ao am-po ka mandefitra anao
Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao
Aleo aho hitady vaovao.
Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato
Malemy ao am-po ka mandefitra anao
Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao
Aleo aho hitady vaovao.
Ny tokatrano anie fihafiana
Mamerina antsaiko ny hafatr'i neny
Ny torimasoko efa tsy zarizary
Noho ianao, tsy sahy aho niteny
Indray andro aho rehefa tsy ho eo intsony
Hangina ny ankany izay misy anao
Ririnina mamanala sy mangatsiaka
Tsy eo aho fa lasa nandao
Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato
Malemy ao am-po ka mandefitra anao
Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao
Aleo aho hitady vaovao.
Aleo aho hitony tsy ho lasa fo vato
Malemy ao am-po ka mandefitra anao
Raha ny ratram-poko no ampihariko hamaliana anao
Aleo aho hitady vaovao.
super Duo
❤❤❤❤
❤❤❤❤❤❤❤❤
Tokony mba azo telechargerna moa e😢
Jereo fa dispo amin’ny plateforme hafa Grabriella 🙂
@@Niniejoy aiza ohatra ? MP3 juice?
Makasitraka n'areo e tsara be
Mankasitraka indridra tompoko
❤❤❤❤❤❤💌
🥺 Okey ! sans modération ... Merci les gars
Merci à toi surtout. Ca fait vraiment plaisir.
❤
Ao tsara lesy e
Ankafizo lessy bro
en boucle , merci les gars