FEO GASY - RY VORON-KELY ARY ELATRA
Вставка
- Опубліковано 19 вер 2024
- RY VORON-KELY ARY ELATRA ...
(Chanson traditionnelle Allemande-Paroles Erick MANANA-Interpretee par Feo GASY)
PALAIS des SPORTS
SAMEDI 05 MAI 2012 à partir de 14h
Exceptionnellement ce jour-là,
La Compagnie Erick MANANA-JENNY & Le Groupe Feo-GASY
seront ensemble pour un concert NON-STOP de quelques heures
pour feter mes 35 ans de scène!
Grand merci à Mi-Ritsoka Productions !
Erick MANANA.
iangaviako mba hasiana "clips" mahasondriana toy ny fanaonao ERICK MANANA ah. Misaotra mialoha.
Mametsovetso any anaty mihitsy izy zany aty an tany lavitra aty fa tena fy ai merci zoky #Erick
Tsy hita izay ho ambara...kanto loatra!!!👍👍👍
Jolie chanson
Misaotra an'i Fitiavana Bâgasy nizara. Tsara be ilay hira!!!
Mankasitraka bdb eh
Mankasitraka bdb eh
manja loatra ...Misaotra mankasitraka e....J'♥...1♥♥%
Tena marary e, nefa dia tena kanto koa
Mivavaka foana ny feno fafah
Mankasitraka tsara be ny hira .
Rip fafah
Mafinaritra be 💖. Misaotra nizara.🌷
Tena Mahason-drina tokoa ilay Ventso.
Tena tsara
mandriam-piadanana zoky FAFAH mitoetra eto foana ny feonao manga
Tsara be
Tsara loatra.
Mahatsiarotsiaro ny any Dago 😥 dia mandefa vazo eh. Tena mampanembona mihintsy .
Mafinaritra be
afaka mba mahazo parole ve?
Henoina akia dia adika a: ity:
Ry voronkely hary elatra
Misidina ambony ery
Vimbino diso mavesatra
Ny alaheloko azy iny
Vimbino ento mikopaka
Ny alaheloko
Niandry azy aho ka niandry
Maraina hariva alina
Manahy ny tsy ho tafandry
Tsy laitran’ny embonembona
Manahy ny tsy ho tafandry
Sy laitran’ny embona
Nitia aho olo-niserana
Tsy fantatro anarana
Tsy nampoiziko ampihevina
Ity tsiahy omamiadana
Manonofy anao mba hiverina
Ry aloka niserana
TIAKO 😃💓
Tena mampalahelo ilay hira nefa koa tena kanto. Misaotra
Tsara be
Zany ve aki