Ray henoy izany vavakan ny mpanomponao izany ! ho tanteraka anie sitramponao,ary dia miandry ny fitahiana lehibe avy @nao indray izahay Tompo masina o! dia ny taona vaovao 2016.merci Jésus!!!!
Misaotra Ray masinao ô! mino sy mahatoky izahay fa ny tananao mahery dia anafaka sy hamonjy an i Madagasika sy ny vahoaka mahantra rehetra ,@ anara- mahery ny JESOSY KRISTY TOMPO MPAJAKA an izao tontolo izao no agatahanay izao vavaka izao.Amen!!!
Amen! Ambony indrindra eo @ fiainanay ianao Jesosy Tompo ô!ary manjaka ao anaty ny fon izay tena mitady anao @ fahamarinana,fa arrière nay inao satana fa tsy manana anjara toerana eo @ izay zanak'Andriamanitra ,il à vaincu la mort et,il est vivant!!!soyons benis!
Mety ho kivy i ndraindray fa nohon ny herinao Jesosy dia mandalo ihany , satria épreuve izany hatonga anay hiantoraka aminao. Hazony @ sandrinao mahery ny kristiana rehetra. Amen !!!!!!
Masina masina Jéhovah Tompo Andriamanitra! tsy misy afaka misy manimba sy hadrava izay efa nahorina eo ampelatan Andriamanitra izany fa azy isika ary ondry fiandriny.
Ry Zanakondrikely an'Andriamanitra Mamindra fo aminay Ry Zanakondrikely an'Andriamanitra Mamindra fo aminay Ry Zanakondrikely an'Andriamanitra Omeo ny Fiadananao Izahay
Mety kivy tokoa indraindray ,nefa dia mandalo fotsiny ny fahakiviana fa hay eo foana i kristy mahay manomé fifaliana ho an ny mpanompony tsirairay avy, apetrao @ny izay mavesatra tsy zakanao fa hainy Tompo izany ,faisons confiance en Lui!
Ray henoy izany vavakan ny mpanomponao izany ! ho tanteraka anie sitramponao,ary dia miandry ny fitahiana lehibe avy @nao indray izahay Tompo masina o! dia ny taona vaovao 2016.merci Jésus!!!!
Misaotra Ray masinao ô! mino sy mahatoky izahay fa ny tananao mahery dia anafaka sy hamonjy an i Madagasika sy ny vahoaka mahantra rehetra ,@ anara- mahery ny JESOSY KRISTY TOMPO MPAJAKA an izao tontolo izao no agatahanay izao vavaka izao.Amen!!!
Amen! Ambony indrindra eo @ fiainanay ianao Jesosy Tompo ô!ary manjaka ao anaty ny fon izay tena mitady anao @ fahamarinana,fa arrière nay inao satana fa tsy manana anjara toerana eo @ izay zanak'Andriamanitra ,il à vaincu la mort et,il est vivant!!!soyons benis!
Mety ho kivy i ndraindray fa nohon ny herinao Jesosy dia mandalo ihany , satria épreuve izany hatonga anay hiantoraka aminao. Hazony @ sandrinao mahery ny kristiana rehetra. Amen !!!!!!
Masina masina Jéhovah Tompo Andriamanitra! tsy misy afaka misy manimba sy hadrava izay efa nahorina eo ampelatan Andriamanitra izany fa azy isika ary ondry fiandriny.
Ny Tananao mahery dia afaka mamonjy ny olonao ry Ray masina ô! mino izany izahay!!!
mety ho kivy indraindray... tiako be ilay tononkiram-panahy ^_^
Ry Zanakondrikely an'Andriamanitra Mamindra fo aminay

Ry Zanakondrikely an'Andriamanitra Omeo ny Fiadananao Izahay
Mety kivy tokoa indraindray ,nefa dia mandalo fotsiny ny fahakiviana fa hay eo foana i kristy mahay manomé fifaliana ho an ny mpanompony tsirairay avy, apetrao @ny izay mavesatra tsy zakanao fa hainy Tompo izany ,faisons confiance en Lui!
ianao angah sampana FEFI azafady?+Fanja Ramamonjisoa
Amen!!!
Mamy loatra Jesosy o ny fitiavanao anay ,misaotra Tompo o ,mankasitraka ee fa mamy loatra izany feo izany !
Mba tantano Tompo o ny ondrikelinao