Mandrava fiarovana mafy
Вставка
- Опубліковано 9 лют 2025
- 2 KORINTIANA 10:3-5
"Fa na dia velona amin'ny nofo aza izahay, dia tsy mba miady araka ny nofo (fa tsy avy amin'ny nofo ny fiadian'ny tafikay, fa mahery amin'Andriamanitra handrava fiarovana mafy); fa mandrava ny fisainana sy ny zavatra avo rehetra izay atsangana hanohitra ny fahalalana an'Andriamanitra izahay ka mamabo ny hevitra rehetra hanaiky an'i Kristy"
AMEN'🙏🙏🙏
Amen Amen❤❤Misaotra JESOSYooo❤❤❤
Amen Amen Amen
Amen , Amen 🙏!
Mankasitraka tompoko.
Dera sy laza ho an'i Andriamanitra 🙏.
Mankasitraka Tompoko 🙏💖 Misaotra an'Tompo lehibe ny @ mbola hanirahany ny mpanompony hizara ny filazantsara 🥰🥰😍😍
HALELOIA AMEN dia AMEN ary AMEN! Voninahitra ho an Andriamanitra hatrany AMEN 🙏🙌🙌🙌🙌🙌🙏🙏🙌❤ velona sy mahery ny Tenin' Andriamanitra ary maranitra noho ny sabatra roalela. Misaotra FANAHY MASINA ô. HALELOIA AMEN ❤🙌🙌🙌🙌🙌🙏🙏🙏
Aminy Anarany Jesosy Kristy Tompo AMEN. Mino sy mahatoky ny TOMPO aho. AMEN!
Ilaina ny mihaino toriteny, mampitombo ara panahy.
Merci God’s Voice 🙏🙏
Shalom Ranadahy Lala,
Merci beaucoup pour le message, de la nourriture au temps convenable , à la lumière de la Parole
Mihasarotra tokoa ny fiainana . Ady amin fanahy ratsy eny amin rivotra .....
Nomen Andriamanitra Fiadiana armes puissantes spirituelles. Amen
Ary ampiako ny Éphésiens 1: 21
MARANATHA
VONINAHITRA ho AN'ANDRIAMANITRA IRERY IHANY. Mankasitraka indrindra tompoko. AMEN
Misaotra! Tena mankasitraka indrindra tompoko! 🙏
Izaho manokana aloha dia tena faly nahita ity chaîne God’s Voice ity taona vitsivitsy lasa izay. Fitahiana lehibe ho an’ny fanahiko.
Misaotra jesosy,tahiny tompo pasteur.
Ny fonoanao no manasitrana anao hoy Jesosy
Mankasitraka Ray AMAN-DRENY, tena Andriamanitra miteny izao, misaotra fa sitrana Aho amizao, voninahitra ho an'Andriamanitra
Mankasitra indrindra
Fa mba mangataka mba ho zaraina am tambazotra facebook ihany koa
Fa betsaka ny malagasy no tena mila izao toriteny izao nefa tsy manana fahafahana hampiasa ny UA-cam