ALALINO "Claudine RAZAIMAMONJY" du 16 Avril 2017 by kolo TV

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 37

  • @tojoran2640
    @tojoran2640 7 років тому +2

    Très bon reportage de Kolo TV.

  • @sendratsikimaminjatovo7094
    @sendratsikimaminjatovo7094 7 років тому +3

    Tsara kosa ty fandaharan ty an!! Mankasitraka!

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 Місяць тому

    Maharikoriko n'y mijery azy,

  • @enollahrica2217
    @enollahrica2217 7 років тому +6

    olon tsotra enw tng eny @ aeroport atw maty sava ny bagage nef ol mis IST alefa mivoaka ny pays!!! otrny ol tsy nianatra

  • @rasoarimanampyleontineloui4394
    @rasoarimanampyleontineloui4394 7 років тому +5

    Aleo ihany eto Madagascar na dia sahiran'aza,tsy mahasambatra any an-tanin'olona any,na dia ilayteny hoe:"nanao sesintany ny tenany any ivelany aza"dia tsy tiako. tsy mahazo mody satria miandry ny tranomaizina.Ataovy tsara ihany ny fiainana,manaova ny tsara ihany.

  • @rasolofomananajeanberchman1166
    @rasolofomananajeanberchman1166 7 років тому +2

    Tsy mahagaga raha mahatra fadiranovana ny MALAGASY,ny vola tokony hanatsarana ny firenena lasa mivadika ho kaly manabe takolaka ho an'olotokagna;leka zozy maty aho babako !

  • @lantorajoelison1543
    @lantorajoelison1543 7 років тому +2

    ZAVATRA MAVESATRA BE ARY NGEZA BE, MARINA IZANY JENERALY POLISY KOMPLISY

  • @danibe8490
    @danibe8490 7 років тому +1

    Tsy mety ny zavatra ataon ny Mme Claudine toy ny tsy mety ataon ny mpanitsakitsaka lalam-panorenana na ny mpanao kolikoly maro ao antanana. Fa indrindra mila manova fisainana ny malagasy fa tena manipiulable be. Io resaka politika sy resabola io. Ny karana no manao an io fisamborana azy io no marina. Misy gasy tady ho concurent dia potehina. Boloky sy mpanaraka baiko fotsiny ny bianco. Ny karana no mibaiko ny mpitondra ankehitriny hany ka na ny namana tena mpiara misôsy aza samborina. Tsy ho lava resaka aho fa diniho ambony diniho ambany. Jereo fa any amposin ny karana ny fiafaran ny harenan ilay ramatoa io ny fiafarany fa tsy ho tafaverina aminy malagasy akory na ho lasany fanjakana. Ny majinika dia manaradrenirano satria kely saina toy ny biby. Ny chauffeur na bildozera izay olona mafiady ihany no asaina mandravany tranon ny mafiady. Ny mpitandro filaminana vatatay sy ambany girady ihany no mandoro ny tranon ny vahoaka mafiady. Fa ny mi profite amin izany dia ireo karana tsy azo kitihina sy hiankohofana toy ny amperora. Raha mbola mitohy izao fisainana tsy mba mandalina ataony mpanao politika malagasy sy vahoaka miady antrano izao. Dans 20 ans tsy an ny gasy intsony io nosy io.

  • @mirija9745
    @mirija9745 7 років тому

    Tsy efa voky daholo ve ry 'zalahy ireo e! Mahomby tsara ny ady amin'ny mahantra. Kopak'isasahan'ny mpitondra ny raharahan'ilay Claudine e! Tsy maty manota. Mivavaka alahady, mangalatra akoho alatsinainy.

    • @chantalhibon6719
      @chantalhibon6719 6 років тому

      Mirija 974 tsy izy rery fa hatao tsara n'y fanafiahadina bola maro be n'y tokony ho voroiroy hao

  • @tojoandriamaheryratefiaris3484
    @tojoandriamaheryratefiaris3484 7 років тому +3

    za mangataka @ fanjakana Malagasy ny anome alalan ahy hitsoaka any ivelany, marary ane za

    • @chantalhibon6719
      @chantalhibon6719 6 років тому

      tojo andriamahery Ratefiarison andraso fa ho signiaviko le fazondalana dia lasa ianao .aza matahotra

  • @farand9680
    @farand9680 5 років тому

    Mpangalatra be andriamanitra o!

  • @barysolo1533
    @barysolo1533 5 років тому

    Mampalahelo mihitsy n toetsain’ireto manam pahefana ireto f tena oe manambotry s manakana n fampandrosoana an’i Madagasikara🤔🥺🤔🥺🤔

  • @chantalhibon6719
    @chantalhibon6719 6 років тому

    Dia bola n'y gouvernement malagasy no miantoka azy any an dafy. Tsy rariny. Nefa mahantra maro mila vonjy

  • @chantalhibon6719
    @chantalhibon6719 6 років тому

    Aiza le gasy no androso magalatra daholo

  • @fabricevanechy1439
    @fabricevanechy1439 7 років тому +2

    bravo tsara be ilay fandaharana avelao hivoaka tahaka irny ny marina tohizo

  • @andrihasinaloobrik2385
    @andrihasinaloobrik2385 7 років тому

    Comme toute procédure légale, on peut aussi faire "évasion légale" bien organisée :D
    Mazava be izao fa tsy natao ho an'ny mpanana sy ny mahitahita ny lalàna eto Madagasikara, ovao ny fomba fijery ry Malagasy

    • @chantalhibon6719
      @chantalhibon6719 6 років тому

      Andrihasina LOOBRIK ka io le fomba malagasy .tsy bola hita zay tsy maharatsy azy .vola be io

    • @chantalhibon6719
      @chantalhibon6719 6 років тому

      Andrihasina LOOBRIK refa mahay magalatra dia manakarena .zay matonga reo miady seza .sosy be ao ambony ao

  • @mirahnomenjanahary8501
    @mirahnomenjanahary8501 7 років тому

    tokony aravana any io fitondrana io fa teny mamambany 2 vahoaka mitsy
    asy firy milliar ndrey no vola ho hazo ndreo @ fanovana lalagna #AMBILIBE-VOHEMARA io

  • @barthianahandy3508
    @barthianahandy3508 7 років тому

    Mankasitraka ny kolo tv fa tena tsara

  • @gracegrace6667
    @gracegrace6667 7 років тому +2

    tam tetezamita rehetra mendrika ny hohadihadiana eny am bianco. lasa nanankarena tampoka daholo. Ny mampiomehy le olona tena mpanao azy koa no miseho be resaka be. Mendrika an Claudine ny hohenjehina fa mendrika anle sasany koa ny ho toa azy.

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 6 років тому

    Io lehy io indrindra no sefo ny mpanao kolikoly sy sefon-dahalo tzo toliara de nomena poromosiona niakatra girady de izao foana no eto nanlmblka a fitondran-Ratsiraka ny dahalo sy ireo mpanano kolikoly no mahazo yoerana mitantana nh girenena de ho gaga be ianao a fahantrana mznjo ny vahoaka

  • @نيريناأنيس
    @نيريناأنيس 7 років тому

    Mampihome koa ity ranga ity ! Ttsy feno ve nalefanao dia manadio tena eo

  • @pigeonbleu6974
    @pigeonbleu6974 7 років тому +1

    ity le chef PAF mpndainga velona. ita mihitsy hoe voasisi-bola, kanefa izao no tadidio misy fetra io fahefana ratsy ananao io.

    • @chantalhibon6719
      @chantalhibon6719 6 років тому

      Pigeon Bleu ianao ga tsy mahalala le fiteny gasy hoe andriamanitra bola ho ela ve no tsy anaovadratsy .la preuve

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 7 місяців тому

    Sesitany n'y tenany hoy nareo, nisy nandefa izy Fa tsy nande hoazy, olona nigadra ve de ho lasa Sesitany ho azy ??? T@andron'iza ary zany ooo!?

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo 3 місяці тому

    Fa maninona ity kolo tv n i hajo mpanohitra antoko maty tanjaka ity tsy mba asianareo famoahan kevitra commentaire am baovao nareonsy any am fandaharana ankitsipo mba hanomezan teny henjana anareo mpanohitra ireto??? Am.ankitsi po izany dia zay mpanohitra miteny dia mahazo minutes betsaka indrindra ..fa raha ny am fitondtana di lely ny minute ny fitenenana..ry andriamiseza sy guy crise macime izany moa sy otrik afon tay tsy hitanao zay mba zava bitan ireny teto am firenena fa famelomana vady amanjanaka am.saina fankahalana sy tsy tsy fitiavan olona ..ega abonné am.kolo tv ireny..na i mbs na kolo tv matahotra commentaires satria matahitravtihitihy latsalatsa avy am mpanneho hevitra nohon ny tanjak araeo zero.ry rajao moa efa mitovy am maty fa tsy hitan dalitra..8%....5% am.2028 asa firy % ..hifaninana am ntsay christian ireo am.2028 ...

  • @rivotantelyandrianavalomah5498
    @rivotantelyandrianavalomah5498 7 років тому +1

    fanga i claudine irery nanao otran'io, ilay misaho tele rehetra ireny nanao daholo indrindra ilay polisy be resaka niasa tao @ aeroport ivato iny t@ androny. Anontanio olona ao dossier vitany fony izy tao. Rehefa atao de ataovy daholo izy rehetra mpilalao volampanjakana sy mpanotra ireo. Feno hotel, villa zalahy koa anie any foulpointe any e! Ny magistrat manana betsaka any

  • @chantalhibon6719
    @chantalhibon6719 6 років тому

    N'y vazaha re olona magalatra fa mapirevy vahoka dia tsy silaka lotra. Fa tsika gasy tonga dia abaribary dia miady an trano

  • @lantorajoelison1543
    @lantorajoelison1543 7 років тому

    MISY COMMANDEMENT NY PDT ET PM AO MATOA TAFAVOAKA IZY, ZAY ILAY TSY SAHY TENENINA.

  • @chantalhibon6719
    @chantalhibon6719 6 років тому

    Évacuation sanitaires ga dia efa marary ho faty. Nefa betsaka reo mila évacué pour se soigner ao antanana mahantra gouvernement tsy miantoka

  • @nivomarianne8553
    @nivomarianne8553 7 років тому

    Ary nareo pilaza vaovao an-tsary dia mba elao ny mamaky teny fa sady tsy lamaody intsony, no mahamenatra , satria everina fa olana manana ny diplaoma ho journaliste feno ianareo. fa raha hamaky ihany dia aza asiana sary.

  • @chantalhibon6719
    @chantalhibon6719 6 років тому

    N importe quoi be le izy

  • @chantalhibon6719
    @chantalhibon6719 6 років тому

    C sur tsy mora zany manao sesitany zany .ary efa hay eto amitsika fa refa manabola dia mody marary dia enfin lasa any andafy c nul .le mahantra iany no migadra